Tsy mpanaraka vaovao loatra intsony, indrindra fa ny vaovao eto Madagasikara, saingy misy hatrany ny hevitra manokana isaky ny zavatra...
Nisy an' ity pub ana tele iray avy any Dänemark ity, maha-lasa fisainana *one love*
Namaky ny momba ny hira aho aloha dia avy dia mailaka be hihaino ny fivoakany. Tsy nahasosotra ahy aloha e. Tany am-panombohany...
Omaly hariva ah zany nijery komedia nataon'i Louis CK tao @ netflix... dia ozy hoe nandresy be ny kristianina ozy satria, io taona 2017...
Tsisy idirany amin'ny 29 martsa akory ity - sa moa misy ? Tsy izay rahateo no antony maha-ato azy fa fizarana fotsiny ho...
Tsy dia mazava loatra ny nahatonga ity fety ity ka tombatombana avokoa ny zava-drehetra. Tombana iray no soratako etoana. Teo aloha,...
Eto am-pampirimina ireo sary maro loatra anaty solosaina aho no nanapa-kevitra hoe maninona moa raha zaraina anaty blaogy...
Tany @ folo taona maherihery tany... nahita telescope optika ngozangoza. Tao anatin'ny 1 segondra monja rehefa nijery dia...
Misy resto italianina iray izay zany. Somary @ toerana chelou chelou otran'ny hoe eny anosy eo akaikin'ny tsena zany. Tena tsy...
Efa mampiaiky ny vahiny ny tsikitsiky tsy afaka eny amin'ny tavantsika Malagasy. Mbola manankery io hatramizao, hatratý...
Manoloana ny sazy mihatra, herintaona an-tranomaizina, mahazo an'i Hiary dia manontany tena ihany aho hoe tena mahazo...
Rehefa nijery ity horonantsary ity ambany ity aho dia mampahatsiaro ahy olona sy olana vao avy natrehan'ny fiarahamoninay...
Efa efa-bolana izay no "niverenako" ao amin'ny facebook. Nataonay telo mianadahy miaraka ilay izy satria nilaina ihany koa amin'ny...
Aoka tsy ho tafintohina ny vontom-pinoana eto am-pamakiana ny lohatitra fa tantara tena marina ity (ripaka be). Izay koa aho moa vao...
She sits in a corner by the door. There must be more I can tell her. If she really wants me to help...
Merci anarô zanaka Majunga nampitombo fahalalagna kouny niany 'ty. Dabidance/dabidence zegny iantsoanjareo soma 'ty any andrefana...
Tsy ho lava resaka aho raha mbola azo atao ihany koa. Misy ny zavatra mampiahiahy ahy, indrindra amin'izao fahatapahan'ny aterineto be...
♫ ♪ Ô izany diany mahitsy hatrany re ho any Aminao Fa ny hany tiany ka ho tompoiny anie dia...
Ny zavatra toa itony no isan'ny mahafinaritra ahy manaraka ny pejin'ireto mpanakantontsika ireto, na dia somary lasa...
Somary ningitrika blaogy kely aho tato ho ato fa variana mamahana ny "klipgasy.org" izay azonareo handaniana andro hakana...
Ity pika sary tamin’ny ora voalohany nitsenana ny taona ity no isantarako ny toraka blaogy 2017 : mbola io eny ilay tsikiko,...
Mbola tsy misioka aloha fa mbola tsy tafavoaka ny 2016 , nefa azo lazaina fa tapitra izy ity na izany aza. Ka dia ity...
Olana mbola tsisy fanafana aty aminay aty Italia ankehitriny ny hahazoana pasipaoro elektronika. Efa noresahan'i Hery tato amin'ny...
Raha tsy tena maty tanteraka ny delestazy nandritra ny frankofonia fa nisy naningatsingana ihany tany ambadimbadika tany, tsy...
5 volana katroka izay no lasa tamin'ny namonoako ilay tranokeliko tao amin'ny facebook . Dia tamin'izay aho nilaza...