Elaela izy no tsy hita Tsy maintsy mbola namita Lamin'asa mafy kokoa Novitaina tamin-kitsim-po Elaela izy no tsy...
Valin-kafatra ho an'i Zaz... ALEO AHO HIPETRAKA Ny andro sy ny volana Hain'andro sy...
aoka ny tantara no hitsara... fa amiko dia mendrika kokoa noho i mandela izy... eny fa dia azo lazaina aza fa tsy tena mitovy ny...
DonAkafon’ny TAnora : Débat d’idées sur le thème: Question d’actualité: La langue...
Raha ny zava-misy ankehitriny no resahina dia tena tsy voahaja tanteraka ny zon'olombelona fa toa mifamono sy mampiasa ny...
1_toa misy zavatra hafahafa Izay nilatsaka ato am-poko Fa toa ny rano mangatsiaka Ka tsy tantin'ny foko...
Ity lahatsoratro 8 taona lasa ity indray no tsaroako raha nahita ity sary ity aho omaly ka aleo atambatro ato : ny feeling tao...
Tongasoa eto amin'ity blaogy ity. Ity no lahatsoratro voalohany eto
Isika rehetra namana mba sendra mahita ity lahatsoratra ity alohan'ny 4 desambra dia iangaviana an-tànan-droa mba hanindry ny...
Des déclarations tirées du site de la Francophonie - Le Sommet DÉCLARATION DE BUCAREST (2006) 8...
Nohazavaiko nandritra ny 3 minitra tao amin'ity video ity ny hevitro momba ny Francophonie izay hatao ato ho ato. Betsaka tsinona ireo...
...tiako kosa ity an... (ikalamako sy angie boutax tanaty fiarandalamby - pika sarin'i sefo hery)
Vaovao manerantany tamin'ity herinandro ity ny fifidianana amerikana sy ny nahalany an'i Donald Trump izay lazaina fa tsy nampoizina...
"[...] Saingy ankehitriny toa manomboka misy elanelana Nefa samy mila manao ezaka isika roa Ny masonao mihamalefaky...
hehehe, nafanafana indray ny lohahevitry ny vlaogin'i Sefo Hery androany ka ataontsika blaogy koa an. Betsaka ny hevitra...
Ny Tompon-daka eran-tany impito, eo amin'ny taranja totohondrin-tsinoa, dia tsotra sady malefaka ihany koa na amin'ny fihetsika na...
Ity hiran'ny tarika Bagdad United Klan avy ao Ambositra ity angamba no ataoko fa mahafehy ireto rakitsary mameno...
Efa elaela ihany aho no saika handrakitra ity dingana iray mba vitako tamin'ny fiainako ity tato saingy tsy nirototra loatra fa nataoko...
Nisy fampirantiana ara-tsary nokararakarain’ny Maison des Enfants teto Roma tamin’ny sabotsy 22 oktobra teo no sady...
Nihetsika indray ny tany aty aminay, tsy lavitra anay, tsy lavitra ilay toerana efa voa tamin'ny volana aogositra -...
Ny olona tsy mba miramirana Mety misedra zava-manahirana Ka aiza maika ny hitsaratsara Hamoron-dainga, hamorona tantara Ny...
Hatreto, nanomboka alakamisy alina ka hatramin'ny asabotsy, tapaka jiro tanteraka ny tanànan'Ambositra iray vohitra, araka ny...
Hita amin'ny vaovao sy amin'ny statistika isan-karazany fa mandray anjara amin'ny fampandrosoana firenena maro any Afrika ny Sinoa....
Ity izany ilay tonga @ fitenenana hoe antitra vao be ny tanora ee. Efa fotoana vitsivitsy lavalava izay no nanapa-kevitra aho hoe efa ho...
HAHITAN-JAVATRA MIHITSY ITY FANDROSOANA ITY KAH ATO AMIN'ITY ROHY ITY MISY FANAZAVANA FOHIFOHY FA TOA...