THE MAN for the job Source: Image du jour, les-nouvelles . Raha misy manome, zava-tsoa anao, kingah...
Mandehana dieny mbola malaina fa rehefa mazoto tsy afaka itsony… ohabolana filaza amin’ireo mihisatra matetika,...
Ny fibabena zaza dia mbola mandeha tsara amin'izao fotoana izao, na any Dago, na any Afrika, na aty an-dafy. Hita...
manahoana daholo mitady namabna mba hifampiresahana raha misy o!
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Nalaza mihitsy izany oe bemidina izany fahiny. Ka tonga teto amiko ry zalahy androany nanotany ny patanty ny asako!!! LOL za kosa aloha...
Mahafinaritra fa mba nitsangatsagana harivariva omaly dia mahita izao. Asa na izao no atao hoe tatamo na voahirana, tsy haiko...
Raha misy olona milaza ny tenany ho "mpanetry tena sy tsy tia sehoseho" ary matetika averimberiny izany isaky ny miresaka...
Dia Filohan'ny Firenena matanjaka indrindra eto an-tany moa izany i Baracl OBAMA. Mino aho fa mahasarika ny fijerin'izao tontolo...
Voasariky ny saina mamirapiratry ny kintana eny an-danitra sy ny tsipika mitsoriadriaka fotsy sy mena avokoa ny mason'izao tontolo...
Veloma hono hoe, mampamangy any ho any, ny fitadiavana mahazaka maniraka. Lavi-kavana mantsy izahay...
Nifidy izay ho filoham-pireneny ny be kintana (Amerikana) androany Talata 4 Novambra 2008. Na Obama na McCain no ho lany Filoha. Voalaza...
Pirate No! io no heno etsy sy eroa kanefa tena mbola lavitrin'ny afo ny kitay hoy ny fitenin-jatovo izay. Raha izaho manokana aloha...
Raha sarotra aza ny fiainana ao Dago dia mitohy ihany ny fomba fanampiana ny fianakaviana . Izay mahafaka dia mampiantrano ny...
Andro vitsivitsy izay toa resaka finoana sy ny mifandraika aminy hatrany no voasoratro. Nahavariana ahy indray manko ny lohateny lehibe...
Miarahaba, Manao veloma vetivety aloha fa hisinda any amoron-dranomasina any ny tenanay. Ity misy tononkalo fahiny teny Ramena. 20km...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Alahady indray ny andro. Raha aty amin'ny tany mahantra andalam-pandrosoana mbola mahery ny fivavahana. Alahady voalohany...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Efa manakaiky moa ny ora farany @ ity fifidianana an'ny Be kintana ity ka mba hiteny kely aho, haneho ny alaheloko. ...
Androany Sabotsy nanomboka tamin'ny enina ora maraina ka hatramin'ny enina ora hariva dia fotoana manokana ho an'ny...
Hita fa samy manao izay azony atao ny ankabeazan'ny mpanao taozavatra, miteny ireto sary e!...
Atero k'alao...atero ka alao...Aterokalao...fiteny andavan'andro amin'ny malagasy, ary lasa ampiharina matetika amin'ny...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
TAPITRA Tapitra na tiana hitohy ireny hira Sy angano sy arira, Tapitra sy dify toa volam-pararano... Mangina...