Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

SOS Mijaly ny tany!!!

Posted in news2dago

Mba nanitikitika ahy ity fanehon-kevitra nataon'i Helisoa ity ka asehoko eto mihitsy ho dinihitsika ny ho avin'ny ireo...

Author news2dago, 22 Oktobra 2008 | Hevitra 2 Hevitra
 
naina02

Tonga soa Naina02!

Posted in Blaogin'i Naina02

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author naina02, 22 Oktobra 2008 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Tonga soa mi75!

Posted in Blog de mi75

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author mi75, 21 Oktobra 2008 | Hevitra Hametraka hevitra
 
dadamary

Tonga soa dadamary!

Posted in Blaogin'i dadamary

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author dadamary, 21 Oktobra 2008 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Maty noho ny finoany!

Posted in "Ny agnaran-dray tsa afify..."

Raha misy ny faratapony amin’ny fijoroana ho vavolom-belona amin’ny maha mpino kristianina dia inoako marimarina fa tsy...

Author dadafara, 21 Oktobra 2008 | Hevitra 3 Hevitra
 
taktha

Tonga soa taktha!

Posted in Blaogin'i taktha

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author taktha, 21 Oktobra 2008 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Bretton Woods

Posted in rafozan-doza

  Vao niainga aloha ra-Wolfowitz dia hoe olombelo-tsy akoho sy olombelo akoho, to be or not to be... Nanara dia @ zay...

Author simplex, 21 Oktobra 2008 | Hevitra 14 Hevitra
 
 

Ramatoa (manja) mponina ao an-ala Mikéas

Posted in Blaogin'i mangamaso

Fantantsika fa any avaratr'i Tuléar (120km) ao commune Basy-Basy no misy ny ala Mikéas, ary ao koa no...

Author mangamaso, 21 Oktobra 2008 | Hevitra 18 Hevitra
 
 

matv: Sary ahetsika asolo ny sarimihetsika

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Tena mifaninana sy mitady fandaharana vaovao hatrany ny haino indrindra fa ny JERY eto Madagasikara. Efa mahazatra antsika ohatra, noho...

Author jentilisa, 21 Oktobra 2008 | Hevitra 7 Hevitra
 
 

Miala any i ASMA

Posted in news2dago

Vao tsy ela akory izay no nitsahatra ny ririnina dia efa maila any sahady ny rivodoza! I Asma izany no rivodoza voalohany hiditra...

Author news2dago, 21 Oktobra 2008 | Hevitra 6 Hevitra
 
rnej

Tonga soa rnej!

Posted in Blaogin'i rnej

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author rnej, 20 Oktobra 2008 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Vehivavy sakalava manja kely mitandrina ny tavany tsy ho...

Posted in Blaogin'i mangamaso

Betsaka ny vehivavy malagasy mampiasa ny produits naturels vita gasy . Toy ny eto amin'ny sary ity dia isan'ny maraina no...

Author mangamaso, 20 Oktobra 2008 | Hevitra 9 Hevitra
 
stephane197

misaotra daholo tompoko!!

Posted in Blaogin'i stephane197

Hihihihi! misaotra wa, fa saingy ity blaogy ity dia vita tsy nahy fa sendra nisy nojerevako dia vita le izy ka dia asiana soratra aloha...

Author stephane197, 20 Oktobra 2008 | Hevitra 3 Hevitra
 
stephane197

Tonga soa stephane197!

Posted in Blaogin'i stephane197

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author stephane197, 20 Oktobra 2008 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Anaty linux tanteraka

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Efa ela ihany aho no nieritreritra ny hiditra lalindalina amin'ny linux . Tsy dia noho izy hoe maimaim-poana loatra (satria...

Author hery, 20 Oktobra 2008 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

IRENY TONONKALO !

Posted in DadaRabe " Tsy amidy ny fanahy"

IRENY TONONKALO ! Ireny tononkalo Dia antsa anaty fo, Sy vazo soa mandalo Manenika ny loha ! Dia hiran'ny fitia ! Koriana tsy...

Author dadarabe, 19 Oktobra 2008 | Hevitra 14 Hevitra
 
 

Efa nosiahan'ny Malagasy ihany koa ny La Marseillaise

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Nanana ny akony nahatonga ny filoha Frantsay handray fanapahan-kevitra hanajanona avy hatrany ny lalao ny fisiahana ny La Marseillaise...

Author jentilisa, 19 Oktobra 2008 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

Resaka teny malagasy hatrany.

Posted in Tokinao

  Mandehandeha ratsy ny zavatra ataoko ka dia mangala-potoana hiblaogy aho na dia efa nilaza ho " sahirana aza "....

Author tokinao, 19 Oktobra 2008 | Hevitra 85 Hevitra
 
 

Tsy nande nivavaka indray a!

Posted in news2dago

Loza mihitsy fa h@ izay nisin'ny papozy izay dia nivangam-bao foana izahay angamba efa ho 4 alahady izay. Ny an'i neny moa efa...

Author news2dago, 19 Oktobra 2008 | Hevitra 10 Hevitra
 
 

Omeo an'i Sezara...

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Somary nanindrona ahy ny teny voalaza ao amin'ny baiboly izay hovakiana ho an'ny katolika eran-tany androany. Ah, mety misy...

Author hery, 19 Oktobra 2008 | Hevitra 8 Hevitra
 
 

Ny e-bit 12 tsy hitan'ny besinimaro

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Malaza ihany ny e-bit amin'izao fotoana izao. Eo manko no ifaninanan'ny mpanome tolotra ny hiaka farany amin'ny sehatra misy...

Author jentilisa, 18 Oktobra 2008 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

NY RAZANA

Posted in NY SOA SA NY TSARA?

Manana ny heviny manokana ho antsika ny teny hoe Razana. Ny maty rehetra dia antsoina hoe razana avokoa, ka tsy io hevitra ankapobeny io...

Author alaina, 18 Oktobra 2008 | Hevitra 8 Hevitra
 
 

andron'ny lehilahy...

Posted in Mitoraka:::BLAO

Dia maninona izao raha mba atao mitovy zo tahaka ny vehivavy ny lehilahy...? ...ny lehilahy matetika rehefa mamonjy...

Author finoanaranoray, 18 Oktobra 2008 | Hevitra 24 Hevitra
 
 

I Soa kelin'i Dada sy i Mama

Posted in K D A O M B A R A M I T A

  (Tiako be ity lahatsoratro iray ity dia averiko eto indray na dia efa tamin'ny volana jolay ary !)  ...

Author kdaombaramita, 18 Oktobra 2008 | Hevitra 11 Hevitra
 
 

Ofisialy ny ambasadaoro eto Roma

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Tohin'ny resaka omaly aloha :-). Tsss, gaga be izy fa hoe toa nihena hono ny tosaka tamin'ny eMule fa sao dia misy virus na misy...

Author hery, 18 Oktobra 2008 | Hevitra 6 Hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 ... 110 111 112 113 114 115 116 117 118 119 120 ... 257 258 259  Manaraka»