Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Getting more personal

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Ny lohateny fotsiny no teny anglisy. Miverina amin'ilay resaka hoe " Inona no misakana anao tsy hanana blaogy " aho....

Author hery, 16 Oktobra 2008 | Hevitra 10 Hevitra
 
 

Omeo vehivavy hendry aho...

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

...hananganako firenena vanona. Noheveriko ho teny ao amin'ny baiboly izy io; kanjo diso hevitra aho. Tenin'olona tsotra izy io....

Author jentilisa, 15 Oktobra 2008 | Hevitra 9 Hevitra
 
 

Aza miasa amin'ny gasy ihany

Posted in BLAOGY RTN

Nataoko ihany tsy hitantara azy kanefa aleoko lazaina eto ihany mba tsy hovoan'ny nahazo ahy ianareo. Nisy ihany ireo orinasa...

Author voromailala, 15 Oktobra 2008 | Hevitra 8 Hevitra
 
maxou

Tonga soa Maxou!

Posted in Blaogin'i Maxou

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author maxou, 15 Oktobra 2008 | Hevitra Hametraka hevitra
 
pattr

Tonga soa pattr!

Posted in Blaogin'i pattr

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author pattr, 14 Oktobra 2008 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

MILALAO BALOM’

Posted in DadaRabe " Tsy amidy ny fanahy"

MILALAO BALOM’ Vizana i dada, Reraka i neny, Fa izy dradradradra, Tsy misy mba ekeny. Fa inona no tiany ?...

Author dadarabe, 14 Oktobra 2008 | Hevitra 9 Hevitra
 
tsikisariaka

TSY AFA-MAMALY

Posted in Blaogin'i Tsikisariaka

"e e e e raha te-hanoratra ianareo, tsy afa-mamaly ny taratasy aho e, mbola sahirana a !" Nindramiko io...

Author tsikisariaka, 13 Oktobra 2008 | Hevitra 12 Hevitra
 
 

Mandrapahazoako fahana moov

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Amin'izao fotoana izao dia manana tolotra vaovao indray ny dts amin'ilay hoe moov yes. Araka ny haitao adsl araka ny filazany moa...

Author jentilisa, 13 Oktobra 2008 | Hevitra 9 Hevitra
 
rocklife

Tonga soa rocklife!

Posted in Blaogin'i rocklife

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author rocklife, 13 Oktobra 2008 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Fanasana!

Posted in DINIKY NY FO

Tsy ny olona rehetra no mino ny lanitra, tsy ny rehetra no mino ny fiainana any an-koatra! Saingy ho an'izay tsy mino izany dia tsy...

Author harilova, 11 Oktobra 2008 | Hevitra 8 Hevitra
 
 

Baiboly ao anaty Finday

Posted in news2dago

Mifarana ny herinandro tokony hiala sasatra ny rehetra ny ara-panahy kosa tsy mba tokony hisy hakana sasatra izany. Efa andron'ny...

Author news2dago, 11 Oktobra 2008 | Hevitra 12 Hevitra
 
mazumi

Tonga soa MAZUMI!

Posted in Blaogin'i MAZUMI

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author mazumi, 11 Oktobra 2008 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Vatosoa: Halaza koa ve ny orika (scandale)...

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Raha nanana ny lazany ka nandraisan'ny fitondram-panjakana fanapahan-kevitra ny hampitsaharana hatreo ny fanondranana vato,...

Author jentilisa, 11 Oktobra 2008 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ny Baiboly sy ny Telephone portable

Posted in "Ny agnaran-dray tsa afify..."

 ...

Author dadafara, 11 Oktobra 2008 | Hevitra 6 Hevitra
 
 

hisy fokontany ho ravana...?

Posted in Mitoraka:::BLAO

Antananarivo miofo...  raha nihaino ny tenin'ny Ministra aho dia nanontany tena hoe hisy fokontany ho ravana izany? ......

Author finoanaranoray, 11 Oktobra 2008 | Hevitra 5 Hevitra
 
njidany

Tonga soa njidany!

Posted in Blaogin'i njidany

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author njidany, 10 Oktobra 2008 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Nisy zavatra... [fangaron'ny 1991 - 1995]

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Ity tononkalo nosoratako ity dia fitambarana tononkalo Nosoratana tanelanelan'ny taona 1991 sy 1995 izany hoe tamin'ny taona 1995...

Author jentilisa, 10 Oktobra 2008 | Hevitra 6 Hevitra
 
nattan

Tonga soa nattan!

Posted in Blaogin'i nattan

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author nattan, 9 Oktobra 2008 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

AHOLAAKO A...

Posted in Mitoraka:::BLAO

AHOLAAKO A...ambetin-teny malaza avadika io teny io...ny fivadihany moa dia heno andavan'andro...fa ny vakiny mivadika dia...

Author finoanaranoray, 8 Oktobra 2008 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Voarara ny mipipy, mandrora ary miteny ratsy!!!

Posted in news2dago

Mba nahafaly ahy ny naheno ity onjam-peo nilaza vaovao hafa kely ity oe voarara ny mipipy, mandrora ary ny miteny ratsy eny @ toerana...

Author news2dago, 8 Oktobra 2008 | Hevitra 12 Hevitra
 
 

Barcamp Antananarivo 2008 Madagascar araka ny sisa tadidiko

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Tsy hohadinoina velively tsy akory ity vanim-potoana iray nandalo teto Antananarivo tamin'ny Asabotsy 4 oktobra 2008 ity. Sambany...

Author jentilisa, 8 Oktobra 2008 | Hevitra 10 Hevitra
 
 

Tsikaritra

Posted in K D A O M B A R A M I T A

Mba tena nahatalanjona ahy koa ny zvt itako tany Dago farany. Faran'ny taona 2006 t@ izay ary nandeha nanao ttsy teny Anosy aho....

Author kdaombaramita, 7 Oktobra 2008 | Hevitra 14 Hevitra
 
 

Mbola manahirana ny manao taratasy

Posted in news2dago

Saika haka ny kopia ny nahaterahan-janako aho androany efa tokony azoko ny alakamisy lasa teo izy io fa saingy mbola tsy afaka naka azy...

Author news2dago, 7 Oktobra 2008 | Hevitra 6 Hevitra
 
 

Haveriko ve? [haisoratra]

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Ny endri-baliakan'ny androko omaly Nokitihin'ny tsiky nampihetsika fo Hotodihina indray ve ny fahazazana Dia ny fiainana...

Author jentilisa, 7 Oktobra 2008 | Hevitra 4 Hevitra
 
karynah

Tonga soa Karynah!

Posted in Blaogin'i Karynah

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author karynah, 6 Oktobra 2008 | Hevitra Hametraka hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 ... 112 113 114 115 116 117 118 119 120 121 122 ... 257 258 259  Manaraka»