Izany tokoa angaha no atao hoe eo ampandrasana no mahita ny atiny. Nisy ihany manko ny fanomanana nataoko tamin'ity Barcamp...
Inona no malaza eto @ tanàna hoy ianareo! valiko tsotra dia tsotra oe hira mora raisin'ny daholobe sy tsy dia misy...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
...ny eto entiko ary, ny ary entiko aty fa mifameno tsinona... Ity "Fiadanana hafahafa" nosoratan'i Rado ity dia mba mbola tsy haiko...
Zavatra mampieritreritra ahy mandrakariva amin'ny fiainako manokana indray no hotantaraiko eto. Fahakely aho dia manana izao tranga...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Efa mirefarefa sy tsy ho tana ny hazavàna Ventso ihany sisa no voatanisa fa tsy tamàna ...
Na dia mbola bongobongo maso ihany aza ny tena dia tsy manadino mijery ny hafatra nipetraka @ ireo lahatsoratra nosoratana faram-parany....
Aoka aloha! karatra mena omena izay mitady hikiry hahazo fahafinaretana safononoka...(safononoka hono! hehehe!) amin'ny fotoana tsy...
AVIA ETO ANILAKO ! Ry tiako, Eny mety ho henjana ny fiainantsika akia ! Misy ny tsy rariny, misy ny tsy tia, Ny lalana...
:) Tsiky aloha e! Ny tiana hotenenina amin'ny lohateny dia ny hoe : tsy ho afaka hiserasera sy hiblaogy indray raToky ato...
- maninona izao ianao io no mitsidika eto nefa tsy mametraka hafatra ? - maninona no tsy mety hametrahana hafatra any amin'ny hafa...
Ity ny tohin'ny "Fijery ambony 1" ry namana mpiserasera isany ooo! Niakatra ihany aho. Hay asiana fanavaozana koa ny...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Araka ny efa fantatsika moa (jereo gazety sy Maharesaka.VETO ) dia tena mirongatra tokoa ny vono olona sy ...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Alakamisy 25 Septambra 2008. Tsy niasa aho androany dia nandeha nitsangantsangana. Tsy niaraka tamin’ny vady aman-janako anefa...
Maninona loatra re no tsy zava-dehibe amin'ny gasy ny fahadiovana...raha nitsidika distrikta iray aho dia nahita ny loto niparitaka...
HENOKO INDRAY ! Henoko indray ilay fitiavako iny, Fitiavako fahiny, Fa tsikinao nandalo iray minitra...
Tena tsy afaka mametraka hevitra ao amin'ny pejinao aho rainy ka aleo mba hanaovako lahatsoratra vaovao mihitsy hiarahabana...
Iza no tsy mihoron-koditra rehefa mandre ireny famonoan'olona re isan'andro vaky ireny. Na dia mitatitra isan'andro ireny...
"Izay indray ialahy vao hita izay ela be izay" hoy i "Ra Danz" mpiara mianatra tamiko tao amin'i Kolejy Rasalama...