Tonga dia efa apetrako eto ny sary vitsivitsy nandritra ny fete de l'internet omaly sy androany nandraisan'ny Telomiova /...
Mpitoraka blaogy vaovao avy any Toamasina : Day 1 : June 27th 2008 : http://layshiyuu.wordpress.com/ La vacanza non...
Ireto indray ny vaovao nisongadina voaraiko androany. Tapaka foana ny aterineto mivoaka aty ivelany nandritry ny hatelona izay, nony...
http://summit08.globalvoicesonline.org/stream/ Hita ato ny video Lova Rakoto
http://summit08.globalvoicesonline.org/stream/ Hita ato ny video Mialy A.
Vita soa ny fandidiana an'i Kamba kely : misaotra anareo rehetra rehetra . Faly loatra aho ka nijoy kely ny ranomasoko teo avy...
L'équipe d’Image Appli conduite par le Pr. Andriamanalinirina Razafindrakoto a tenu une conférence de...
Tena diso fanantenana t@ ilay afomanga ny olona teto Iarivo satria dia tena nanorisory ny nijery izany ny alin'ny 25 jiona lasa teo....
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Efa ela mihitsy aho no te-hizara aminareo ny fitaterana eto ItaliAfrika fa izao vao vitako... sady nisy sary nahafahana nanohana ny...
Tsy nisy tohiny tamin'ny fampahalalam-baovao ilay sambo nirehitra tany Toamasina. Tombana sy siosio sisa no tena miely ka tsy...
ho any ireo namako any france de tratriny 26juin daolo isika rehetra de aza adino io sary io an!!!!
ho any ireo namako any france de tratriny 26juin daolo isika rehetra de aza adino io sary io an!!!!
(tsss, efa hivalona ny 26 jiona vao tafitan'ny Kilonjy aty aminay ny fiarahabana...) ...
Eto am-panembonana ny takarivan'ny arendrina aho dia lasa ny saiko, mandinika ny lasa, mamisavisa ny ho avy, manao fampitahana! Fa...
Tsemboka tsy fidiny Ravalomanana. Tamin'ny 7 ora sy sasany katroka dia nirehitra ilay sambo nandefasana ny afomanga tany Toamasina....
Dia am-pifaliana no hilazana amintsika sy hanasana antsika rehetra fa handray anjara mavitrika ao amin’ny "Fete de...
Hisy ihany izany ny afomanga ary etsy anosy toy ny mahazatra ihany no alefa. Redonina kosa aloa ny hiram-pirenena ka rehefa vita ny...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
La différence entre un défi et un projet c'est qu'on peut se réaliser par le projet. Réaliser un...
Azo lazaina hoe tsara vintana ihany aho satria tamin'ny fotoana niseranako vetivety teny Analakely no nifanenako tamin'ny mpanao...
Tena Minisitra roa be izao no indray nanazava ny antony nanenjehana ny mpitantana ny orisana iray lehibe mpikirakira sy mpanao...
Raha nanao ny fivoriana mahazatra azy ny filakevitry ny governemanta dia nanendry an'Andriamatoa Jean Louis Robinson ho minisitry ny...
Efa be ny voalaza tsy misy kianina ireny fa dia manantitra hatrany ny fisaorana ny rehetra. Misaotra an'i jogany efa namoaka ilay...
Araka ny filankevitry ny minisitra notanterahina androany maraina dia lasa ny sekretera jeneralin'ny minisiteran'ny fahasalamana...