Toa ohatrany mankaleo Raha ny sariko foana no miseho Ka indro sary vaovao Antenaina hafinaritra anao Sary ragidro tena...
Vehivavy Malagasy, ampela soa Manja, kanto sady meva tokoa Vehivav Gasy tsy mba miavona Izay misavoritaka tiany haravona ...
Ankoatran'ny setrasetran'ny zanak'olombelona mpampihorohoro dia eo koa ny tany mihorohoro, kanefa làlan'ny natiora :...
Tsy te-hiresaka ady politika loatra aho na dia mankafy io taranja iray io aza. Mampizarazara izy io ary mampiady ny olona mpifanerasera...
Vao nifoha ah dia nahita an'ity asa ra mba misy afaka manao ny organigrame mifandraika... @...
Laza adina I: Fakafakao ny tian'ny Ntaolo ho ambara amin'ity ohabolana ity: "ela notoratorahana ka nahavoa mason'angatra"...
Mitohy tsy be resaka ny fampitantsika ny fampirantiana nototosaina tao amin'ny Tahala Rarihasina tamin'ny volana jona lasa teo....
Indry angaha manana kaonty "Facebook" Manana aho fa tsy azo lazaina amin'ny zoky. Tsy azo ampahafantarina an'ny dada sy neny....
Nandeha tao amin'ny fampitam-baovaon'olon-tsotra ny fiampangan'ny masoivoho tiorka ny fikambanan'olon-tsotra tiorka roa eto...
Omeo fanajàna ny ray aman-dreny. Nahitàna masoandro mantsy izy ireny. Aza hodiana fanina ny vali-babena. Fa...
Mety tsy hahaliana anao ity fa mba vakio vetivety dia diniho fa mampieritreritra. Tena mba iriko mihintsy ianao handinika ny...
Mirary soa amin'ity herinandro vaovao. Izay rehetra tsy mahasoa ario sy avelao. Ho feno fitahiana ny volana Aogositra. Izay rehetra...
Tsy asiana tatasiaka be fa sady tsy ampy na ny teny na ny sary na ny fotoana, no sao hivoaka ny foto-kevitr'ilay Andro...
Mbola mitohy ihany ny fitaterana ny fampirantiana ny tantaran'ny teny malagasy notontosaina tao amin'ny Tahala Rarihasina. Teo aloha...
Tena mafy izany hoe bevohoka tsy manambady. Misedra olana goavana, ao anaty ady. Lasa ambetin-dresak'izy mianakavy. Fa hoe zaza...
Efa mivelatra amin'ny tontolo maromaro mihitsy manko ny gadona henoiko ankehitriny, ary maro tokoa amin'ny hiran'ireto tanora ireto ny...
Hitako tato vao teo... glita paolino bernabe M20 Zany hoe andramena anakiroa zany vao mahazo mananasy kle hehe oops,...
Aleo ianao mba entina kely any amin'ny tantara indray. Fampirantiana iray naharitra vetivety no itondrana anao. Sombiny ihany ireto sary...
Mihetsika ny mponina ao Soamahamanina. Manohitra toe-javatra iray tsy milamina. Hetsika goavana, somary mazamazana. Hanoherana ny...
Ity lahatsoratra ity dia eritreritro manokana momba ny hoe fitiavan-tanindrazana ka raisiko ho raharaha manokana Ralaimongo. Misy...
Tsy afaka mifanotrona toy ny isan-taona tary andrefan-trano tary isika roa satria aho tsy any intsony, nefa haiko fa mifampahatsiaro...
Ity ary tantara tena marina. Zavatra niainako t@ alina. Indro hozaraiko aminao. Raha toa ka liana ianao. Tsy nahita tory aho...
Mirary soa ho an'ireo mpiadina hanala BEPC. Aza matahotra, ny Tompo homba an'ise. Izy hitantana sy hanome fitadidiana. Hanampy...
Mirary herinandro sambatra ho antsika. Manaova mafana fa ny andro mangatsiaka. Ny tanjona iriana dia ny mba ho tafita. Ka...
Fantatrao ve izany hoe Paradisa. Natokana ho an'ny vitsy an'isa. Dia ireo izay matoky an'Andriamanitra. Hiara-dalana hiakatra any...