Nahita anao ny saina, tsy mba ny maso... nahatsapa anao ny fo, tsy mba ny tanana... Navotanao ny aina, rava ny ankaso......
Milona be ny internet ato am-piasana. Misy tsivalahara mi-telecharger mitroka ny bande rehetra. Vokany mahakamo na dia ny manokatra...
Efa nolazaiko mialoha ihany ny amin’ity soratra iray ity satria mety hanafintohina ny maro amin’ny mpamaky ny votoatiny....
Ireto indray ary ny vaovao malaza eto dago @ ity faran'ny herinandro ity! himbahana toerana ny fanatanjahatena mazava ho azy! eo...
Misy karazam-baovao tsy aritra moa ireto ka dia ampitaina aminareo ihany sao manko mbola tsy nisy ny nampita izany. Toa an'i...
Mbola mitana ny sain'ny mpanarabaovao sy mpitia baolina kitra ny lalao mandroso natao ny barea tany gaborona. Na dia nisaraka ady...
Avec un coordinateur en route pour Majunga et des bloggers trop occupés à blogguer, nous laissons la parole à...
Aneth : aide à soulager les gaz intestinaux. Basilic : détruit les radicaux libres, favorise la digestion, calme et...
Tongava maro ! Izay mbola tsy nahaefa ny anjarany na mbola manana atolotra dia mbola misy fotoana hatrany.
June 28, 2008 Session 1: “Web 2.0 Goes Worldwide” MODERATOR: Lova Rakotomalala . SPEAKERS: Catalina Restrepo...
Tsindriandaonam-pifaliana izahay manambara aminareo ny fisokafan'ny vohikala mifantoka manokana amin'ny Fihaonambe...
Coup de gueule hoan'i tsaramaso Tantara indray miseho, mitondra ny lohateny hoe " bone sansa ela ry Tsak "...
Rév Ranarivelo Jaona no lany ho eveka ny diosesin'Antananarivo ho an'ny finoana Anglikana! Izy moa dia manana ny Doctorat...
Araka ny efa malaza amin'ny fampahalalam-baovao sy ny fitarainan'ireo izay efa niharany dia nisondrotra avo dia avo ny sazy aloa...
Kiiiii, tena te-hihinana trondro endasina aho izany ! Ilay trondro madinidinika fahita any Dago ilay atohitohy eny...
Velona indray ny takelako hery.serasera.org rehefa niaraka nitsikasina tamin'ny serasera.org. Angamba mba hanana fotoana...
Gaga dia gaga aho nahita ny karapanondroko rehefa avy nijery fandaharana iray tamin'ny fahitalavitra aho. Izay nanamboatra...
Maneran-tany ny fahasahiranana ary hita fa samy sahirana daholo na ny tany mandroso na ny tany mahantra toa ny madagasikara! efa ho...
Je suis vraiment abasourdi d'avoir lu quelque part ce titre : « Les infractions commises se chiffrent par centaines à...
Anisan'ny fomba fiteny malagasy ilay hoe manao sahobakaka ambodiriana (ny tohiny dia be dia be :-)). Ny sahobakaka ambodiriana dia...
Mère, J ’ai de toi une image Q ui ne vit qu’en...
Lafatra e !!!! Izay no azoko ilazana ny fahafinaretana azoko omaly. Arahabaina aloha ny Reny rehetra dia irariana soa koa ! Izaho moa...
"Demi-Marathon de Ottawa" nandraisan'i Jean sy Bako (Black Angels) anjara hanangonana vola entina mitsabo an'i...
Tsy misy izay tsy niaiky fa nitohana tokoa ny fifamoivoizana nandritra iny herinandro nivalona iny teto Antananarivo. Feno olona...
Inona ary izany: * Ny tanany kone kone * Ny tongony kone kone * Ny lohany kone kone