Isan'ny resaka tsy zakan'ny Malagasy ilay manafatrafatra hoe raha sanatria aho maty dia izao sy izao no mba ataovy. Toa hitako...
Tehiriziko ato itony tononkalo kely mba zaraiko ao @ facebook itony mba tsy ho very. Tononkalo tsotra nefa mba mahafinaritra ahy:...
toa tena mety handaitra ity fitsaboana ity an : " Raggatherapy " an'i Dj Gouty sy Jess Flavi One... atao raggadose maximum ny...
Naka fotoana mihitsy aho tamin'ny alahady mba hanatrehako ity. Marina fa eny amin'ny lapa toy itony, sy eny amin'ireo...
Mba tsarovana ato anaty blaogy ihany aloha ity fa tena tsy mpijery baolina sy mpiondana an'ity taranja ity mihitsy aho saingy androany...
Isan'ny hira tena tiako hatramizay izy ity, toa angorodaon'i Regis no manaraka azy raha tsy diso ny fitadidiako ny tany amin'ny taona...
Lany teny amin'ny Antenimieram-pirenena alina hono ny Lalàna mifehy ny fifandraisana. Raha fintinina dia sivana sy...
​Tsy be famisavisana, tsy be fandanjalanjana. Tsy asiana jery todika, tsy asiana famintinana. Noraisina ny...
Tadidiko tsara t@ le resaka je suis, tu es, vous etes t@ herin-taona tonga dia raikitra ny gidragidra an'ny gasin'andafy vs gasy...
...mba dizina koa indraindray Mamo ny foko 27 desambra 2014
Tara train, mais bon... qd faut y aller, faux y aller - Zavatra azo atao @ mananasy. Ny ankamaroan'ny sakafo mexikana tsara...
Tsy dia tena ilay hiran’i Lukas Graham hoe “7 years ” loatra na dia hoe iny ihany aza no nahatonga ny...
Mahavarina mihitsy ny manaraka sy mijery ny zavatra mitranga eto Dago eto. Toy ilay sarimihetsika "The Young and The Restless" tsisy...
Nosembanin-drahona indray ny fiainam-pirenena Malagasy, indrindra fa ny teto an-drenivohitra. Taorian'ny fanafihana fiara tsy...
Refa nieritreritra ah dia somary gaga kely hoe otran'ny tsy dia "mahazatra" loatra ny hoe manomana ny hoe " rehefa maty aho ", ny...
enfin..nahita sehatra afaka hanalana fahasorenana...sy ny alahelo..ary indrindra n,y routine za....afaka miteny irery..na misy mihaino...
Manohana anao aho... Tandremo sao hodin'akondro...zatra mampiasa sabatra 2 lela ny gasy, ka manahirana ihany indraindray ny mandray...
Anisan'ny fampanantenana goavana nataon'ny filoha ankehitriny, Hery Rajaonarimpianina ny fanatsarana ny sehatry ny fanabeazam-pirenena,...
Tohina tanteraka ny tena nahita ity tsanganana iray tao amin'ny Facebook ity . Vehivavy iray efa zokiolona 79 taona, mpampianatra ny...
Rehefa tsy takatry ny besinimaro ny hevitra ao anatinao ao dia lasa mihevitra anao ho adala ny olona. Ny hafa faly mampita ny vaovao...
Hita fa mitsitotongana tokoa ny fiainan'ny malagasy na ara-piarahamonina na ara toe-karena ny mitondra fanjakana tsy mba mivaky loha...
Otran'ny te hiblaogy be izany ah vao nifoha androany. Dia tapakevitra tsy tapakevitra elabe teo... dia farany hoe aleo...
...
Zoma maraimbe 29 avrily 2016, nisy lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona teny amin'ny vahilavan'Andohatapenaka. Fiara fitaterana roa...