1) Zaza bado, fianarana tsizarizary, lasa jiolahimboto, mila miasa, chauffeur no mora atao indrindra ankoatry ny mangalatra sy...
Vao hitako nanoratra atsy ambadika atsy i Jentilisa mikasika ny mety hatao mikasika ity lozam-pifamoivoizana mitranga matetika ao...
Mimenomenona daholo ianareo tamin'ilay loza roa misesy tamin'ny ilany andrefan'ny tanànan'Antananarivo nitranga androany 29...
Mafampana ny toe-draharaha noho ny fahasorenam-bahoaka mihamipoitra tsikelikely. Mivoaka ihany koa ny nitaizana azy izay mahamenatra, fa...
Tonga dia aleo potserina ny voamasony. Satria betsabetsaka ihany izay lahatsoratra sy hevitra nivoaka momba ny fanendrena ny...
Resaka hafa mihitsy aloha. Miverimberina foana ny antso hoe miverena aty an-Tsihanaka... na ilay hoe aza mimenomenona fotsiny ianareo...
Rediredy kely fotsiny indray androany. Tsy haiko hoe inona no tena foto-kevitra fa tiako resahana fotsiny. Tsy haiko hoe maninona koa...
Mipoaka be ny resaka Panama Papers #PanamaLeaks tamin'ity herinandro ity. Izy ity dia fanatsikafonana, tamin'ny alalan'ny famoahana ireo...
Kivy be foana aho rehefa handray ny blaogiko fa toa araky ny tenin'lay "Bandy Maditra Be" iry hoe mitady ho lasa "nécrologie" izy...
5 MINITRA TEO NO ELANELAN’NY NIALAKO SY NIVERENAKO TEO @ FIARAKO NY ZOMA 25 MARS 2016 TEO MANODIDINA NY @ 15H30 MN TETY (aleo tsy...
Miezaka mamindra monina ny site blaogy.com ho amina serveur vaovao aho ka raha toa misy olana dia mba ilazao :-) ...
Raketiko ato aloha ity fa mety izay no hanosika ahy hanoratra hitantara azy atsy ho atsy (izany hoe hiverenako soratana ity lahatsoratra...
Araka ny efa hitantsika dia tsy malaza loatra intsony ny bilaogy, na dia tokony hanana ny anjara toerany hatrany aza, indrindra raha...
Inty indray tantara mitanisa fiainana fianakaviana be iray mahantra ao Antananarivo. T@ andron'ny fanjanahantany dia nisy zazalahy...
Ohatran'ny mahaliana ahy ilay fanamboarana application ho an'ny androïd. toa efa feno amin'ny internet izao manampy amin'ny...
Raha vao tonga teo Amin'ny fitondrana ny prezida Tsiranana dia izao no zavatra nisy: - tsy miantsy no créer-na ny corps dia ny...
Koa satria ito no tetik'asa voalohany amin'ny Arduino ataoko dia tsara ihany angamba hazavaina fohifohy ny momba ny ...
Zavatra nahaliana ahy hatry ny fahazaza ny politika. Mety hahagaga anao angamba izany teny izany hoe fahazaza nefa dia izay no marina....
Roa volana izay no nitsapako ny netflix. Ny iray volana maimaim-poana, dia avy eo mbola nampiasa iray volana 8 Eur. Nanaitra ihany...
Eto ampanombohana dia miarahaba ny rehetra indray nahatratra ity taona vaovao diavina ity. Ho taom-pahombiazana sy ho taom-pifaliana ho...
Mirary ny soa feno ho an'ny rehetra.
entina hamaranana ny 2015 dia @ herin-taona ndray ee
Izaho izay mpiasa olo-tsotra, mba mahalala manome andro tsy fiasana ho an'ny mpanampiko. Omeko tapa-bolana izy mba hiala sasatra sy...
Arahaba nahatratra ny Krismasy !
Misaritadritaka ny ato am-piasananay amin'izao fotoana izao. Ny hafa rehetra miomankomana sy somebiseby avokoa amin'ny fikarakarana ny...