Dia tafapaka eto amintsika indray izany ity fety ny vahiny anakiray ity e! dia samy manao izay ho afany eo daholo ny mpifankatia na ny...
Dia variana sady toran'ny hehy aho mamaky ireto resaka ataon'ireto tanora tao amin'ny moov.mg tao. Efa tonta be izy...
Dia tia maka tahaka tokoa ny malagasy e! tena resaka marina io fa tsy vazivazy intsony oe mpangalatahaka isika! aiza ve re olona koa...
Miarahaba, Mitondra vaovao fohy fotsiny aho é! Manao fanatsarana ny hopitaly eo amin'ny fomba fanaovana...
Dia ny ady famaranana ny lalao baolina kitra niadiana ny amboara ny afrika aloha no nalaza indray t@ farany herin'andro lasa...
RATSIMANDRAVA Tsy an-drentirenty no niakaranao Hitondra ny vahoaka, Ry Ilay tsy mba...
Mpandika Tomavana Mpanoratra Rezwan Lahatsoratra niseho tamin'ny Rising Voices no nadika etoana. Ny FOKO Blog Club...
Tena miserana vetivety aho ry zareo. Milaza fa tsy farofy tsy migadra fa salama soa amantsara. Ny hany tsy anoratako dia tena sahirana...
Loza ry reto fa saika nanjavona teto amin'ny tontolon'ny serasera i Harilova a! Handeha hanao ny asa fanaoko isa-maraina aho no...
Tena sahiran-tsaina ny ray aman-dreny amin'izao fotoana izao fa tena tsy voafehy intsony ny ankizy fa tena sarotra tenenina sy...
Mbola tsy afaka tao an-tsain’ny mponin’Itaosy akory ilay zazavavy kely nofisahan’ny kamiao noho ny hateren’ny...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Dobodobo-takariva izany foko mihaotrahotra, Eto an-tampon’ito havoana, lemilemy, vahobahotra ! Mibanjina eny lavitra…...
Lesona nampanarahana ny toetr'andro italiana izy io.Nataoko ao amin'ny ikalamako.blaogy.org fa sao bedin'i sefo miteny...
Lasa resabe ho an'ny mpanara-baovao indray ity resaka kandida ao @ antoko TIM ity e!satria dia voamarina mihitsy izany izao fa misy...
Hisentoako ny fahiniko Ka angamba tsy hotsiniko Raha zaraiko eto androany Izany vetsom-poko izany ???????????????????????...
Ety am-piandohàna dia ialàko tsiny raha niniako tsy notakonana ny laharan’ilay fiara. Amin’izay angamba mba...
manakory aby e hatreo aloha
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
samy miandry fatratra ny rehetra oe hahazo vola ve ny CUA sa tsia? eo ampamolavolana ny teti-bola mantsy izao ny teknisiana mavitrika ao...
Tohin'ny resaka efa nandeha teto izy ity, momba ny finoan'ny olona sy ny mety ho vavaka ataony setrin'izany. Azonareo...