Raha azo atao,dia ataovy izay hihavananareo amin'ny olona rehetra. Rom. 12:18
Feno taona iray sy roa volana izay no niala ny dago izahay nankaty amerika avaratra aty eto Canada no misy anay izao. Tsy hita fa zanaka...
Nanaitra ahy ny nataon'ny amerikana tany Los Angeles (California) tamin'ity herinandro ity mba hitehirizana ny rano amin'ny tohodrano...
Tsara ny miandry ny famonjen'i Jehovah amin'ny fahanginana. (Fit. 3:26)
Miarahaba atsika rehetra, mety mbola misy mahatadidy aho mpikambana t@ 2007 tato @ Serasera, efa ela dia ela tokoa aho no tsy nakato...
Mampalahelo tokoa ny mandre ny fanafihana, fangalarana, fanapotehana ny VIVA TV tany Fianarantsoa. Tahaka izany koa nampalahelo ny...
Koa satria nitohy be ny resaka momba ny JIOI izay efa natsidiko tato omaly dia heno androany fa niantso ny mpifaninana...
Efa natsidiko tao amin'ny facebook-ko ihany ny hevitro mikasika ilay resaka sainam-pirenena malagasy sy Catherine Paoli fa averiko kely...
«Toujours victime mais jamais responsable!» hoy i Alidera AR izay. Io no tena olana tsy mampandroso antsika Malagasy. Natao...
Raha ny tontolo eto Madagasikara, eto Antananarivo indrindra indrindra, dia tokony ho niresaka politika mafana vay aho. Tsy nanao izany...
ny article 20 ?? Ra misy solombavam-bahoaka 95 isa afaka manova an'io zao dia mety homeko... tsara fa tohizo !!
Any andro iray, izao tenako izao Hangina tsy handre, ka hitomany ianao Any andro iray, ny fo mifankatia Hisaraka avokoa, dia...
Vita izay ny ambaratonga voalohany ... " ny tena efa mato-tsaina ", hoy ny tarika Remy , " io ilay tranobe jerena, miandry eny...
Voalohany indrindra dia tsy maintsy mampahatsiahy ny rehetra hoe harendrina no fanoratra azy fa diso ny fanoratra ny hoe arendrina, na...
Somary sadaikatra ihany ah mahita an'ity resaka Air Mad (Mad avy @ teny baiko hoe adala ). i hery tatsy niiteny hoe tokony lojika...
N'aiza n'aiza, amin'ny firenena misy demokrasia dia manana zo hitokona ny mpiasa. Ny mifanohitra amin'izany dia fambara ho an'ny...
Rehefa tsy mifanerasera amin'ny ankizy miteny malagasy ny zaza malagasy fa ny ray aman-dreniny sy ny olon-dehibe manodidina azy ihany no...
Tsy izaho irery angamba no tratran’ilay vatoaratra (batterie) tsy maharitra iray andro akory amin’ny finday. Na dia...
Marary be ny foko!! noho ny antony mazava @ adilahy politika tsisy dikany eto @ tanana dia hita fa ny vahoaka foana no lasa victime ary...
Efa tsy te-hiresaka adilahy politika intsony aho, fa tsy hanary ny resaka politikam-pandaminana sy fandalinana fotokevitra politika,...
(Isaorako manokana ny namana Soanja sy Radotiana nizara azy ity tary andrefan-trano tary, ary nierako tamin'izy ireo ny hitahirizako...
Oviana no niova ho mena ny lokon'ny TIM? Sa efa hatramin'izay? Raha izaho ry zareo dia ilay loko maitso tamin'ny loko TIM (manga sy...
Navoaka tamin'ny fomba ofisialy androany 20 mey 2015 ny blaogy iraisana Malagasy iray izay nokendrena hamoaka votoaty amin'ny teny...
- Noho ny fahatsapana tato ho ato fa mihamitombo be ny isanay mpitsindroka eny amin'ny toeram-panariam-pako, - Noho ny fahitana fa...
Mankaleo be lay familian-dresakareo mpanao gazety sasany sy mpanao politika : - Ravalomanana tenany, notohanan'i Ratsiraka, no...