Saro-piaro satria tia, tia ka lasa saro-piaro : SARO-TIA Herivaikan’ny fitia No atoraky ny masonao Toa mipitrapitra ery...
Aleo asiana fiverenana kely any Dago amin'izay. Efa ela aho no te handrakitra ity sary ity teto amin'ny blaogiko fa izao angamba...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Eto ampanombohana aloha dia somary mba nanaitra ahy ihany ilay hevitry Paul Valery , mpanoratra Frantsay sady Filozofa, ary io...
Irery foana ianao…miatrika ny fiainana, Na misy aza ny namana azo hitarainana, Na eo ireo rehareha angoninao am-bata, Sy...
Nanomboka namaky ity boky fianarana kabary nosoratan'i Andriamiarana Mbolatiana, fantatra @ anarana hoe ...
Alohan'ny hametrahana ity hafatra ity izay tsy aritro fa apetrako eto ihany dia any amin'ny Vaovao Iraisam-Pirenena no misy...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Na mafy aza ny lalana, Mideza ny fiakarana, Manjombona ny andro, Miampify ny masoandro, Ka zary...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Indro aloha ny redirediko (santionan-tsangan'asa) andramako alefa eto mba iandrasako ako sy tsikera sns. Misaotr a mialoha. YOU AND...
Efa hitantsika tany ambadimbadika tany ihany angamba fa nitohy ho Antananarivo mibilaogy 4.1 ny 4.0 tamin’ny alakamisy 18...
Mahery ny fitiavana… …Mahavita mianika ny tendrombohitra avo, Tsy ketraka, tsy lavo…...
Faly miarahaba anareo ny tenako, ary maniry aho ny hifanakalo hevitra na tsikera na torohevitra sy fampahalalana isan-karazany. Eto...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Betsaka indray ny hitonantonana adiny iray mialoha any am-piangonana sy any amin'ny toeran-kafa amin'ity alahady faran'ny...
H atramin’ny fahakely aho no mpamaky gazety ary naleoko aza tsy nihinankanina toy izay tsy namaky gazety na tsy nahavita boky...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Afaka nitsidika ny iray amin'ireo tanàna vitsy sisa tavela any Taos, New Mexico aho. Nifindra any mantsy ireo taranaka...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Salama daholo, Misy solosaina marobe tonga ao @ Ministeran' ny Fampianarana amin' izao, mbola misy ho avy aza. Ny...
H iditra amin’ny famaranana ny Pazzapa V rahampitso sady io rahateo no prime faha-13. Araka ny filazan’ny mpanara-baovao...
Taratasy ankapobeny ho an'ireo marobe manoratra ho ahy mandritra ity fotoam-pialantsasatra ity :-) Any ... (fenoy ny teboka)...