Salama daholo indray Ohatry ny mahzatra moa dia mandalo dia miserana rhefa mba eto Iarivo. Sahira-dava ny tenanay @ asa nefa...
Ity dia fomba anakiray hafa fampidirana sary izay sady mandeha eto amin'ny blaogy.com no mandeha any @ blaogy.org - Voalohany...
N ataoko manokana mihitsy ity lahatsoratra ity na dia efa nisy aza ny fotoana efa nanatsidihako ny resaka fifidianana. Saiky...
Tsy mora ny manova ny fomba fiaina, tsy mora ny mahafoy ny tombontsoa mba hihainana ny maha-kristianina. Tsy mora nefa...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Araka ny tatitra nataon'ireo mpiray hatsikana sy mpiara-miasa aminy ao amin'ny kidaona maraina androany Sabotsy dia nodimandry...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Raha tamin'ny 3 oktobra 1999 no nanombohan'ny serasera dia telo taona taty aoriana (ny 19 oktobra 2002 ) vao tafatsangana ny...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
32 - 25 ny score finale ary tena nampisahotaka hatr@ farany mihitsy, nisy mihitsy no saika tapaka lalan-drivotra raha nisy kely, mendrika...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
MINDRANA : ampiasaina amin'ny fitaovana. Ny zavatra indramina ihany no averina. Ohatra : Mindrana fiara, mindrana boky... ...
H ira nanana ny lazany tamin’ny fotoan’androny, nilaza ny zavamisy tamin’izany fotoana izany. Efa ho telopolo taona...
Mifidiana ny ho mpihazakazaka Tsy hijanona ho mpitan-jiro Ny mitazana tsy mampatanjaka Mandraisa anjara hahita ny tsiro. Aoka ianao...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
T sy honohono na tsahotsaho na fanahiana fa tena miditra amin’ny famonoana ny teny malagasy tokoa ny fitondrana malagasy...
S amy tezitra dia mifanome tsiny ny mpikarajia tamin’ny vokatry ny fifidianana farany teo iny. Fifidianana izay ho...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Izay zandry keliko izay dia mahery fo Fa tena vehivavy miasa mafy, mahazaka loloha. Izay zandry keliko izay dia matanja-tsaina, Na...
Eh tsy de misy ambara firy moa fa tsy dia mahazatra ahy fotsony ny miditra eto @ blaogy eto. fa raha ny blaogy fidirako matetika dia...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Ho antsika Malagasy ! Kristianina ve isika sa mpandala ny nenti-ndrazana ? Iza no manana valiny mahafapo amin'io fanontaniana io ?...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
N y maraina alohan’ny handehanana hamonjy fiangonana aho no nandalo tao amin’ny birao fandatsaham-bato. Indreo miandry...