Teo am-panatsarana ny takelaka ohabolana ( ohabolana.org ) aho no sahirana kely satria betsaka ny ohabolana mitovy sy miverimberina nefa...
Ampahatelon'ny billionaires ony dia tsy nande/nahavita teny Ankatso. Zany hoe bac ny diplaomany. Tsetsetsa tsy aritra:...
Migadona ny voalohany volana mey. Fetin'ny Asa no mahazatra ny fitenenan'ny olona raha vao miresaka io daty io. Raha ny marina anefa dia...
Hebreo 11 Ary ny finoana no fahatokiana ny amin' ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita. 2 Fa izany no nahatsara...
Fa amin'izao... aza adino ny maka sary sy mizara amin'ny facebook ny sarin'ny sakafo hohanina
Nanana ny lazany ary efa voasoratra teto amin'ity habaka ity ny revolisiona tsy naneken'ny olo-tsotra avy eny Ambalambahoaka intsony...
Rehefa natory nandritra ny efabolana ny blaogy jentilisa dia mifoha indray ankehitriny. Tsy ny hevitra no tsy misy na ny zavatra tian-ko...
Mba nanaitra ahy dia zaraiko... noheveriko fa mbola trondro aprily ihany ity nataon'i Google ity. Tsy inona izany fa ny nanamboaran'izy...
UPDATE: Trondro aprily ity resaka ity. Mbola tsy misy fakàna mp3 vita aloha ao amin'ny klipgasy.org amin'izao fotoana izao. Fa...
Misy niece-ko kely izay tena miondana One direction mihitsy (hany ka fantatro fa onedirection ny mot de passe-ny) :-) Nilazako izy,...
Tamin'ity herinandro ity dia in-telo no nisian'ny tranga izay efa fantatry ny ankamaroan'ny mpikirakira internet sy email kanefa ny roa...
Toa tsy mety ho lany daty mihitsy ity resaka manao soa ity izany an. Lasa teo indray manko ny tafasiry. Ny...
... Ary nisy namana teo ankodimiran' Ny sendrasendra, akia, Nandramby zany tànako ... Kintana mangiran' Ny...
Sendra hitako tao amin'ny Google+ ka zaraiko eto indrindra ho an'ireo izay vao manomboka maka sary tahaka anay. Hahitana ireo fikafika...
Mahafinaritra fa efa kely sisa izany dia hotokanana sy ho ampiasaina ity kianja ity. Ny hira gasy no tena omena sehatra betsaka ao. Tena...
Alohan'ny tena resaka. Misy vato mandondona (fa tsy mandondòna) be iray izay any Myanmar, hita eto amin'ny sary, an-tampon'ny...
Fampidirana kely aloha. Mijerijery blaogy maromaro aho (anisan'ny mahafinaritra ahy ny mamaky blaogy) dia mahita fa misy endrika vaovao...
Mahafinaritra kosa itony vaovao itony zany an : Harvey Rabenjamina , 26 taona. Izy no namolavola ny endrik'ity Lotus Evora 400...
Sa hamavoinao ny haren'ny fahamoram-panahiny sy ny fandeferany ary ny fahari-pony, satria tsy fantatrao fa ny fahamoram-panahin'...
Indrisy ry Iarivo, Iarivo niandohana, mamy k'efa nilokana.... safo-drano ianao ity ! Sanatria ve ka heniheny ianao ka hiverina ho...
Mandritra ny andro vitsivitsy (ny 25 febroary ka hatramin'ny 6 martsa) dia misy fanaingana ny tontolon'ny aterineto...
Ripaka indray aho nahita ity marina mafy. Tsy haiko aloha taiza no niandohany, iza no tena nanao azy fa ataoko ato ihany na izany aza....
Teny efa reko teny ho eny ihany ity teny iray ity fa raha tsy nihaino ny hiran'i Rah-CKiky aho tsy taitra loatra hitady izay...
Asa tokoa hoe manao ahoana ny any #Madagasikara any amin'ny resaka fihinanana sakafo. Indrindra eo amin'ny fandanjalanjana ny sakafo...