Mahafinaritra ahy erý ho'aho ny manaraka ny siokamboronkelin'i Samantha Cristoforetti e ! Mpanamory sambondanitra italiana...
Aleo ny hira sy ny dikan-teny malalaka nataonay sy dadatoa google no omena toerana fa tsy asiana resa-be. Hiran'i Carmen Consoli...
Androany hono, araka ny efa nampiomanako anareo omaly (yes) ny Saint Val. Ary na dia ireo izay tsy mino an'izany resaka olomasina izany...
Rahampitso ny 14 febroary (grrr mitontona asabotsy) ilay andro malazan'ny mpanao bizna isankarazany, manararaotra ny fo mafanan'ny...
Aza avela hikiky anao ny alahelo sy hatezerana, Raha narindriny aminao ny fo sy "trano tafo herany"[ * ]...
Tsetsatsetsa tsy aritra ity dia lazaiko ato amin'ny blaogy ato. Fa mialoha an'izany aloha, resaka misy ifandraisany amin'izay holazaiko...
efa nahavita torapo lahatsoratra aho teo an Tsara lay mi-red red mitoraka blaogy fa hay moa...
Otran'zao ve ny fihainon'ny vazah ny gasy mihira mahaleo ohatra? mila an'le hoe kolotsaina sa hoe in...
Teto no nifankahalalantsika, dia eto koa no ahatsiarovako an-drý manokana androany : Bôversera Shoan !...
Eny Avaradrova hono ity hay kanto ity (zay ilay milay ao amin'ny facebook fa tsy ela dia mahazo fanazavana raha vao...
Tokony ho feno 70 taona anio 6 febroary i Bob Marley. Avy dia ity hirany ankafiziko indrindra ity no tonga ato an-dohako
-Tiako ianao. Tiako toy ny jiro. Andro aho mila anao, alina aho mitady anao, vao mifoha ary aho dia ianao no iriko -Izany...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Hira tena tiako izy ity. Indrindra fa rehefa manjomonjombona iny ny volondanitra - asa angaha maninona. Tiako lay feon'i Tata Rahely....
Fantatro fa efa febroary izao, ary efa tara tanteraka raha ohatra ka izao vao hiarahaba tratry ny taona... sady efa nanao an'izany koa...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Mitondra ahy any amin'ny 40 taona lasa mijery ity horonantsary ity. Safononoka ery ity izaho nahita azy io tamin'iny...
Tsy filàna akisa akory ity lahatsoratra ity na famelezana akaiky fa eritreritra mandalo fotsiny. Tsara erý...
Miala tsiny fa natao teny angilisy ny lohateny. Saika nametraka an'io fehezan-teny io tao amin'ny Twitter mantsy aho dia napetrako eto...
Mitsingerina androany ny nahaterahanao. Izaho anefa tsy mahatakatra Zava-tsarobidy fatratra Fa...
Marina fa tiako i Lego sy ny angorodaony saingy tsy mikasika azy mihitsy ity lahatsoratra ity... asa nefa sao dia avy amin'ny Lego tokoa...
Alohan'ny tena resaka, toa nafàna amboalohany toa t*in-kisoa fotsiny ilay resaka politika 2015. Noheverina hoe hamiratra...
Ho fanajana sy fiondrehana eo anoloan'ny andrarezina lavo ity blaogiko androany ity. Nandrotsirotsy ny fahazazako, sy ny...
Naresaka dia naresaka ny fanafihana ny gazety Charlie Hebdo tao frantsa sy ny hetsika jesuischarlie nanaraka azy....
Eto am-piatrehana ny safidin-drafotsikely amin'izay fianarana ambony ho ataony aho dia tonga saina fa tena misy lesoka be mihitsy ny...