Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

SPAM

Posted in Sera² Watch

An Internet service cannot be considered truly successful until it has attracted spammers. Dia indrisy fa efa feno SPAM koa izany...

Author dotmg, 22 Martsa 2007 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Voromailala Président

Posted in BLAOGY RTN

Nisy olona tao nanamboatra an'ity ho ahy, hozaraiko aminareo fa misena, dia afaka hataonareo amin'ny namana sy havana ihany koa. jereo...

Author voromailala, 21 Martsa 2007 | Hevitra 9 Hevitra
 
tsiafoi1

Anaka !...

Posted in TSIARO MAMY INDRINDRA

Lahy tokana aman-tany zay tsaroana hatrany hatrany Andry iray ianteherana raha mby ny fahanterana ...

Author tsiafoi1, 20 Martsa 2007 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Leave a Reply ...

Posted in Sera² Watch

  Taranja: HTML Voakasika: blaogy.com, Votoatiny: Tsy mila fanamarihana. Rehefa nisafidy ny tsy hametrahan'ny...

Author dotmg, 19 Martsa 2007 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Iny herinandro iny

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Herinandro fenofeno ihany iny herinandro iny. Sady tena reraka ara-batana mihitsy aho fa nanao baolina. Ie, tamin'ny herintaona aho no...

Author hery, 18 Martsa 2007 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Teny Baiko hono???

Posted in "Ny agnaran-dray tsa afify..."

Tsetsatsetsa tsy aritra ihany ity ny ahy Akaiky tokoa mantsy ity ny 29 Marsa hahatsiarovana ireo maherifon'ny Firenena. Maty tamin'ny...

Author dadafara, 17 Martsa 2007 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Misy ve ny lanitra???

Posted in DINIKY NY FO

Misy ve ny lanitra? Manoloana ny zava-misy diavintsika izao, ny hamafin’ny fiainana etsy andaniny, ny hasarotan’ny...

Author harilova, 17 Martsa 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
boych

Salon de l'Automobile - PALEXPO GENEVA 2007

Posted in boych

Nanomboka ny 8mars ka hatramin'ny 18 mars 2007 tetsy amin'ny palais d'exposition PALEXPO Genève Aéroport...

Author boych, 15 Martsa 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
riamainno

Tonga soa Riamainno!

Posted in I

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author riamainno, 13 Martsa 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
happyfriend

Félicitation!

Posted in happyfriend's keepsake

Si vous pouvez lire cet article, cela signifie que votre enregistrement s'est déroulé correctement et que vous pouvez démarrer...

Author happyfriend, 13 Martsa 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
tsiafoi1

Ry Sombinaiko ...

Posted in TSIARO MAMY INDRINDRA

Sady tiana no lalaina, ianao ry sombinaina ho anao indrindra no hanokafana ity ho fahatsiarovana mitoetra ho an'ny taranaka...

Author tsiafoi1, 13 Martsa 2007 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Fampiasàna ny kialo title

Posted in Sera² Watch

Tsy tokony hatao bambaray be fotsiny hoe "Namana Serasera.org - Malagasy mifandray - Tsiky dia ampy" ny ao anatin'ny kialo title....

Author dotmg, 13 Martsa 2007 | Hevitra 2 Hevitra
 
boych

Fianarana momba ny Informatique Médicale

Posted in boych

Raha mahaliana anao ny hiofana ho manam-pahaizana manokana momba ny Informatique Médicale eto Soisy dia eto Genève no misy...

Author boych, 11 Martsa 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
boych

Mombamomba an'i boych

Posted in boych

Boych dia monina ao Genève, Suisse.Manambady ary manan-janaka 3. Mpiofana ho manam-pahaizana manokana momba ny Teknolojia sy...

Author boych, 11 Martsa 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
boych

Miarahaba antsika rehetra boych!

Posted in boych

Author boych, 11 Martsa 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Variana milalao...

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Misy zavatra mahavariana ahy amin'izao fotoana izao. Vao nahita ilay atao hoe JQuery aho andro vitsivitsy izay. Nifanojo tanteraka...

Author hery, 10 Martsa 2007 | Hevitra 5 Hevitra
 
dailynews

Sady Ety no Atsy (Nofy Faha-9)

Posted in dailynews.blaogy

Tsaroako fa nandeha namangy olona tany ampigadrana  teny Antanimora aho t@ izay ary niaraka t@ Liva ilay namako ary lehilahy iray...

Author dailynews, 10 Martsa 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
mariot

Tonga soa mariot!

Posted in mariot

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author mariot, 10 Martsa 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
belou1

Tonga soa belou1!

Posted in belou1

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author belou1, 10 Martsa 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Mifady hanina hoe ?

Posted in "Ny agnaran-dray tsa afify..."

Raha vao tonga ny Karemy dia ao antsain’ny olona avy hatrany ny hoe tsy fihinanan-kena sy hanim-be izay. Eny fa ny Katolika aza...

Author dadafara, 9 Martsa 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
mtrs

Tonga soa mtrs!

Posted in mtrs

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author mtrs, 8 Martsa 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Fehezam-boninkazo ho an'ny Andriambavilanitra rehetra.

Posted in Ny androaniko

Niova tokoa ny toetr'andro - ary mampanahy tokoa - fa raha izao no fotoanan'ny mimosa, dia efa tamin'ny tapaky ny volana janoary izy io...

Author ikalamako, 8 Martsa 2007 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

8 marsa, tantara mitohy! Arahabaina ny Vehi-vavy

Posted in DINIKY NY FO

Resaka  vehivavy sa resaky ny vehivavy sa resa-behivavy? Ny 8 martsa [1] , na dia vao tamin’ny 1977 aza no...

Author harilova, 7 Martsa 2007 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Nohavaozina ny Radiovazogasy.com

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Vita sy naseho vahoaka androany ny Voatra hafa 4 (Version 4)-n'ny takelaky ny RadioVazoGasy.com. Antenaina fa hisy fahatsarany eo amin'ny...

Author hery, 7 Martsa 2007 | Hevitra 5 Hevitra
 
tsiafoi1

TONGA SOA !

Posted in TSIARO MAMY INDRINDRA

Faly mandray anao tonga soa eto amin'ny " Tsiaro Mamy indrindra"... Tsarovy fa mandalo isika eto an-tany, f'izay...

Author tsiafoi1, 7 Martsa 2007 | Hevitra 5 Hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 ... 191 192 193 194 195 196 197 198 199 200 201 ... 258 259 260  Manaraka»