Ny tanjon'ny fiainantsika dia ny Hiaina mandrakizay miaraka amin'Andriamanitra. Andriamanitra... izay nanome antsika ny fiainana...
Raha ny tena izy dia avy ao anatinao ao sy avy any aminao ihany anie ny negative feelings nao rehetra, fa tsy tena avy any @...
...raha izaho no asainao mitoriteny dia tsyhoe andriamanitra mpanasazy na hoe mibebaha no voiziko voalohany fa ny fitiavan'Andriamanitra...
Mahafaly ahy indray ny manoratra ho antsika rehetra mizara izay atao eto amin'ny serasera.org tato ho ato. Ezahina hatao ny milaza...
Voalaza tao amin'ny gazety novakiako androany fa nampiana ny hoe " ny teny malagasy, frantsay ary anglisy no teny...
Salanitra envoyé par mamific
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Manomboka mafanafana indray ny resaka Fivavahana sy Finoana ao amin'ny forum-n'ny serasera. Efa mifankahafantatra ihany ny mpi-forum...
Ny vavaka izay mazava ho azy fa resaka hifanaovana @ Atra dia zava dehibe indrindra eo amin ny fianana kristiana satria dia...
Hanombohana ny tsikera hahitan'izay liana azy dia hasongadina aloha ny heverina fa tsi-fetezana anankiray eto @ blaogy.com. Inoana anefa...
Sera² Watch dia blaogy anankiray natao hanara-maso ny fivoaran'ny serasera.org. Ahoana no fipetraky ny fanaraha-maso ny...
Manararaotra manoratra an'ity aho satria nametraka an'ilay resaka Cin Cin Cinema atsy amin'ny malagasy.it (takelaky ny Malagasy eto...
Nangingina ny blaogiko tato ho ato. Be dia be ny nifamahofaho :-) Ny olana goavana dia ny internet tsy misy ao antrano... Eto Italia...
Ity misy raikitra iray mampiseho ny zavatra vitan'ny olombelona rehefa saro-piaro. Rariny ve satria ny nataon'ilay vehivavy,...
Vao manomboka ny karemy dia resaka fakam-panahy no resahina : “ Nentinin’ny Fanahy any an’efitra i Jeso...
Sali aby oo LAsa kely ny saiko omaly fa izao vao tena "saina tonga" hoe tena nisy fiainana iray tapaka mihitsy kay...
Raha sendra mahita an'ity i Hery Rakotomanantsoa na misy olona mahalala azy dia mba hiangaviana hametraka mail hahafahana...
Mitsirika kely eee ny orana no mitsitapitapy aty, miezaka iany mande cyber refa mba afaka mitsidika anareo. Hiala kely ny...
Rehefa mijery vaovao ao amin’ny gazety eto amin’ny aterineto aho dia mahatsiaro ny fahiny foana rehefa mamaky momba...
kory aby... efa tonga fa misaotra betsaka dol ooooo.... mba manararaotra kely mitsidika e... mangingina aty fa vacance ny ankamaron...
Karemy , tsy lalan-davitra any an'efitra toy ny nataon'ny zanak'Israely fahiny no atao, fa lalana tsy mihoatra ny 2 (roa) metatra...
Tsy lalan-davitra any an'efitra toy ny nataon'ny zanak'Israely fahiny no atao, fa lalana tsy mihoatra ny 2 (roa) metatra ao...