Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

NA DIA TSY MITENY AZA IZY IREO .......... DIA HAJAO

Posted in Sangy Mahery

Mifafy malefaka eny amin'ny tava ny rivotra alefan'ny zava-boary ,izay mitondra hanitra mamerovero manome fahatoniana sy filaminana...

Author bilakarenjy, 20 Febroary 2007 | Hevitra 1 Hevitra
 
fraz

K7 tamin'ny androny

Posted in Diam-penina

Efa lasa lavitra mihitsy moa izao ny teknolojia ankehitriny ary ireo mpanamboatra dia miezaka ny mba hanao zavatra mora ampiasaina sy...

Author fraz, 19 Febroary 2007 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

Lasa oo!!

Posted in kitjo

Afaka 30 minitra no hiainga ny trano fa dia veloma vetivety daholo ny mpi-blaogy isany e!!!   any Dago ndray manao zay mety...

Author kitjo, 19 Febroary 2007 | Hevitra 9 Hevitra
 
 

TOJO AZY AHO .

Posted in Sangy Mahery

T sy ilay fitiavana tao anatiny no tena nanova endrika ilay teny nentiny nandresy lahatra azy ,fa ny fitopin'ny masony izay nanome...

Author bilakarenjy, 19 Febroary 2007 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Gong xi fa cai

Posted in kitjo

taom-baovao sinoa tokoa moa izao androany sy rahampitso...   Mangina be ny tanana aty satria mihidy daholo, na ny tsy sinoa aza...

Author kitjo, 18 Febroary 2007 | Hevitra 4 Hevitra
 
amelis

Tonga soa amelis!

Posted in RITOU

RITOU de faly miarahaba anao izay mamaky ny takelaka                    ...

Author amelis, 18 Febroary 2007 | Hevitra Hametraka hevitra
 
mahalafo

Tonga soa mahalafo!

Posted in fitiavana

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author mahalafo, 18 Febroary 2007 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Valim- panadinana mampiomehy

Posted in kitjo

Azafady fa @ teny anglisy fa blaogy eto SIngapore manko!   http://justsomegibberish.blogspot.com/2005/11/funny-exam-answers.html

Author kitjo, 18 Febroary 2007 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Tetikasa ho fampandrosoana hoe... ?

Posted in AGRO BLOG

Indro misy tantara an-tsary tsikera mikasika ny tetikasa ho @ fampandrosoana. Samy mandray an'izay andraisany azy isika mianakavy, fa...

Author kwasi, 16 Febroary 2007 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Matahotra ny mitia!!!

Posted in kitjo

...

Author kitjo, 16 Febroary 2007 | Hevitra 15 Hevitra
 
 

Iris tra le tue poesie

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Hira efa tranainy ihany (1998) fa tiako be. Hirain'i Biagio Antonacci.    Iris tra le tue poesie ho trovato qualcosa che...

Author hery, 15 Febroary 2007 | Hevitra 1 Hevitra
 
fraz

Hanokatra blaogy resaka eseky

Posted in Diam-penina

Tafaresaka tamin-dra Lapino sy ra Simplex aho omaly tolak'andro dia nisy resaka nandeha tao fa hanokatra blaogy miresaka eseky ka...

Author fraz, 14 Febroary 2007 | Hevitra 6 Hevitra
 
 

SOTROKELY

Posted in Val_blog

  Betsaka ihany angamba ny mahalala fa mba hitahirizana ny champagne efa nisokatra dia asiana sotrokely mitsongoloka eo @...

Author vale, 14 Febroary 2007 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

La St Valentin : indray andro hono...

Posted in DINIKY NY FO

Raha indray andro ihany no fetin'ny Mpifankatia, hanao akory no iainana ny andro sisa rehetra tsy hankalazana ny fety? Io no...

Author harilova, 14 Febroary 2007 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

Arahaba ry Mpifankatia tratry ny 14 febroary !

Posted in Ny androaniko

                    14...

Author ikalamako, 14 Febroary 2007 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Jus de bozaka!

Posted in kitjo

Zavatra somary nanaitra ahy t@ vao tonga taty ireo karazan- tsakafo tsy mahazatra...zay ny maha-kely maso ny kely maso, tsy ny sinoa...

Author kitjo, 13 Febroary 2007 | Hevitra 16 Hevitra
 
ciscah

st valentin

Posted in si sur ma route se dresse l`amitie eternelle, ce s

" Restore Love " " Restore Love " Do not dwell on heartbreaks of the past,...

Author ciscah, 13 Febroary 2007 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Avelao hono hiteny...

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Tononkalo anakiray napetrak'i Pissoa nampieritreritra ahy ilay hoe Aleo hiteny fa... . Ny votoatiny aloha dia fiteny efa mahazatra...

Author hery, 13 Febroary 2007 | Hevitra 3 Hevitra
 
vakiniadiana

ROJO

Posted in vakiniadiana

Rojo, anio maraina vao fantatro ny tena anarany nefa efa niserasera t@ solosaina tamiko efa ho 2 taona izay t@ forum iray izay....

Author vakiniadiana, 12 Febroary 2007 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Inona no misakana anao tsy hi-blaogy?

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Isika namana rehetra eto amin'ny serasera dia afaka mampiasa ny blaogy.org hametrahantsika ireo zavatra manokana izay tsy tafiditra eto...

Author hery, 12 Febroary 2007 | Hevitra 8 Hevitra
 
 

Herinandro sisa!!!

Posted in kitjo

ouufff... Ouf of relief..fa OUF somary malahelo ka mampisento. Nifoha maraina teo tokoa manko vao tonga saina fa hay herinandro monja...

Author kitjo, 12 Febroary 2007 | Hevitra 53 Hevitra
 
 

Kirin'ny te-hanan-tiana

Posted in Tokinao

Hainteny hitako anaty boky ka zaraiko amintsika : Kirin'ny te-hanan-tiana - Diavolana am-batolampy, mangoratsaka an-keniheny,...

Author tokinao, 11 Febroary 2007 | Hevitra 11 Hevitra
 
 

Sinoa gasy!!

Posted in kitjo

Nanao fety kely izahay dia samy nihaingohaingo teo. Nieritreritra lay sari' i fasaly za dia nanapa-kevitra fa nde hamanaovina lambaony...

Author kitjo, 11 Febroary 2007 | Hevitra 18 Hevitra
 
 

Fitenin-jatovo

Posted in Radotiana

" Ka raha tsy kobon'là le kôzy, dia istawaka lesy ry bainina ah!"      Anisan'ireo tia...

Author radotiana, 11 Febroary 2007 | Hevitra 24 Hevitra
 
 

Ho fanomezam-boninahitra sy fahatsiarovana .

Posted in Ny androaniko

Omaly 9 febroary no naterina sy nasitrika tao amin'ny fasan'ny fikambanan-drelijiozy Trinitera any Tsiroanomandidy i Zoky Paul, folaka...

Author ikalamako, 10 Febroary 2007 | Hevitra 6 Hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 ... 193 194 195 196 197 198 199 200 201 202 203 ... 257 258 259  Manaraka»