Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Ny andriambavilanitra malagasy nentin'i Tara Shakti teny...

Posted in Ny androaniko

Efa iray volana lasa ity hetsika ity - tamin'ny 23 ka hatramin'ny 31 oktobra 2021 teo - fa varimbariana dia hadino nizara sy...

Author ikalamako, 20 Novambra 2021 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

prehistorique

Posted in rafozan-doza

Lasalasa saina tampoka teto ah... nisy namana narotsoratra hoe efa folo taona lasa izay. Dia gaga hoe kay le, izany tokoa moa izy ity...

Author simplex, 18 Novambra 2021 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Matio 13 : ny hevitry ny fanoharana ny amin'ny...

Posted in antso hivavaka

Mpamafy = Jesoa Kristy (Filazantsara) Voa afafy = Tenin’Andriamanitra (famonjena) => Fanjakan’Andriamanitra...

Author fidinirina, 10 Novambra 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

hum hum

Posted in rafozan-doza

Ahoana koa itony? mba initiative tsara... sao dia mba misy te hampiaraka any   tsy hoe mitoraka ah fa otran'ny hevitra...

Author simplex, 9 Novambra 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ny fanalan-jaza : aza mba tratran’ny...

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Adihevitra iray mandeha amin’izao fotoana izao eto Madagasikara ny volavolan-dalàna iray izay tonga dia raisin’ny...

Author jentilisa, 24 Oktobra 2021 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Lalàna nolanian'iza? Nampiana fanitsiana avy amin'ny MSK

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Hagagàna ny ahy raha nahita ireto mpanao gazety tezitezitra androany tao amin'ny tambajotran-tserasera tao. Hay misy ity tenimita...

Author jentilisa, 22 Oktobra 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Resy tsy miady! mandra-pivoaka izay mety ho fanitsiana!

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Efa nosoratako any amin'ny tambajotran-tserasera any fa am-bolana aho izao no tsy manaraka vaovao mijery fahitalavitra. Rehefa dinihina...

Author jentilisa, 19 Oktobra 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Tsy ho mora mihitsy ny handresy an-dRajoelina

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Manoratra etoana aho, tsy tiako ny hanoratana azy ity any amin'ny tambajotra sosialy fa ny ho tahiry amin'ny zavatra hitranga rahatrizay...

Author jentilisa, 17 Oktobra 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Mahay ny mpitondra, fa tsy amin'izay eritreretinao

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Matetika aho no te-hanitsy hatrany ao amin'ny media sosialy ao fa tsy vendrana mihitsy ny mpitondra amin'izao fotoana izao. Lazaina ho...

Author jentilisa, 26 Septambra 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ny afotroa Vesuvio tamin'ny taona 79

Posted in Ny androaniko

  Ny 24 aogositra 79 no daty iray tena nanamarika ny tantaran'ny volkano Vesuvio noho ny hamafin'ny fipoahany ka nandrava...

Author ikalamako, 25 Aogositra 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ireo fahadisoana nampahantra an'i Madagasikara (1)

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Tsy hiditra any amin'ny fanjanahantany aho fa izay hatramin'ny nahazoana ny fahaleovantena ihany no raisiko. Hevitro ihany no mivoaka...

Author jentilisa, 20 Aogositra 2021 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Sioka telo manamarina sinema

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Raha ninia tsy niresaka Apollo 21 ny Filoha Mamim-bahoaka nandritra ny kabariny dia mety ho resy lahatra ihany aho fa tsy sinema ilay...

Author jentilisa, 9 Aogositra 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Fa inona marina no tadiavin'ny ao amin'ny famorian-ketra ao?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Nalaza tao amin'ny tambajotra sosialy ny fampitandremana fa mety hampigadra hatramin'ny roa taona ny fanaovana varotra anjotra. Tsy mino...

Author jentilisa, 6 Aogositra 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

HANOMPO ANAO

Posted in Vetsovetson'i Mamisoa

Raha izao fiainanay izao Tsinotsinona raha tsy eo Ianao Jesoa Tompo be fitia Hanompo Anao izahay tsy hania   Raha...

Author mammysou, 29 Jolay 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ilay zava-tsy nisy niteraka zavatra maro

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Raha ny sitrapoko dia tsy ho nanoratra mihitsy momba ity "non événement" eto Madagasikara ity aho satria be loatra ny...

Author jentilisa, 27 Jolay 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

In vino veritas...

Posted in Ny androaniko

  Efa mba nanontany tena ve isika hoe inona ny antony mahatonga ny tavoahangy divay ho 75 santilitatra fa tsy 1 litatra ?...

Author ikalamako, 25 Jolay 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Hetsika hanampiana ny any atsimo

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Nampihetsi-po ny takarivanay omaly. Takarivam-piraisan-kina, takarivam-pifanampiana. Raha mifanasa vangy ny andaniny sy ankilany...

Author hery, 1 Jolay 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ampiasaina atao inona ny TVM? [nampiana 29 jona]

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Televiziona Malagasy no resaka. Nanao fanambarana ny mpitarika tao amin'ny TVM isorohana amin'izay mety ho sanatriavina tsy...

Author jentilisa, 29 Jiona 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ireo tsy mankalaza asaramanitra

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Mahagaga fa eto Madagasikara, andao atao hoe tato ho ato, dia misy hatrany ireo olona mieritreritra hoe tsy tokony hanao...

Author hery, 26 Jiona 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Tsy hatao vakisiny mihitsy

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Matetika dia tsy olana ho an'ny olona tena matanjaka sy ampy sakafo tsara ary tsy taizan'aretina ny Covid. Tsy tsapan'izy ireny...

Author hery, 25 Jiona 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Nofy fahavaratra

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Zavatra tsapako tato ho ato hoe lasa tsotra be ny nofiko. Angamba hoe efa miha be taona. Tsy misy suspens mampitaintaina intsony....

Author hery, 23 Jiona 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Voajoko ny ramatahoran'ny mpijoko?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Dia mitohy hatrany ny tantarantsika [video]. Eo amin'ny politika tsy misy izany kisendrasendra izany. Henjana ny katro-doha amin'ny...

Author jentilisa, 9 Jiona 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Hitifitra, hono, ry zareo? Mahaiza mandray hafatra!

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Raha nijery ity pejy Facebook iray ity aho dia nahatsikaritra fa amin'ny teny malagasy no mahazatra azy. Niova kely teto amin'ity...

Author jentilisa, 8 Jiona 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

tsy misy resaka intsony

Posted in Arsiva sisa

. ....

Author lerastah, 8 Jiona 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Soso-kevitra teny malagasy: ankihy na an-kihy

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Andao atao hoe ankihy valo ny eight digits na huit caracteres Ao anatin'ny iray volan'ny teny malagasy isika amin'izao fotoana izao....

Author jentilisa, 4 Jiona 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 ... 257 258 259  Manaraka»