Mitsingerina androany ny nahaterahanao. Izaho anefa tsy mahatakatra Zava-tsarobidy fatratra Fa...
Marina fa tiako i Lego sy ny angorodaony saingy tsy mikasika azy mihitsy ity lahatsoratra ity... asa nefa sao dia avy amin'ny Lego tokoa...
Alohan'ny tena resaka, toa nafàna amboalohany toa t*in-kisoa fotsiny ilay resaka politika 2015. Noheverina hoe hamiratra...
Ho fanajana sy fiondrehana eo anoloan'ny andrarezina lavo ity blaogiko androany ity. Nandrotsirotsy ny fahazazako, sy ny...
Naresaka dia naresaka ny fanafihana ny gazety Charlie Hebdo tao frantsa sy ny hetsika jesuischarlie nanaraka azy....
Eto am-piatrehana ny safidin-drafotsikely amin'izay fianarana ambony ho ataony aho dia tonga saina fa tena misy lesoka be mihitsy ny...
Rehefa miteny hoe Zopanage dia "aty an-tany lavitra aho no mihira ho an'ialahy" no ao am-bavan'ny rehetra -...
Alohan'ny tena resaka dia tsetsatsetsa tsy aritra kely mikasika ilay tenin'ny Papa omaly hoe tokony ho tompon'andraikitra ny...
Mba ketrika nahafinaritra ahy ity hashtag #JeSuisNico ity an. Lalao madio natao hihomehezana tsy mila mamaky/mijery "au...
Isan’ny nampalahelo ahy ny nandre ny loza nahazo an’i Félicien tamin’ny faran’ny herinandro lasa iny....
Mbola amin’ny pejy voalohany sy amin’ny soratra matavy etsy sy eroa eto amin’ny aterineto aloha zao ny hetsika...
Niverina amin’ny taniny ny blaogista, huhuhu. Tena nataon’ny facebook lany inspiraka mihitsy ikalamako tsy nahita...
Mba lasa saina kely mahita an'le hoe tena mavitrika be mintsy ny olona @ fihetsiketsehana manodidina an'le hoe "je suis charlie" Satria...
Ianao, Ilay sarotra afoy, Ny foko anie voarohy, Ny tanako fihino. Ianao, Ilay tsy ho adino, Fitia lalim-paka, Fitia...
Noho ny antony mazava loatra dia tsy tena sarin'ny zavatra hita no hapetraka eto amin'ity resaka ity. Fotoanan'ny krizy lahatsoratra...
Miarahaba antsika rehetra indray e!Mba tena tohina sy nalahelo ny fo raha nahare fa hay ve ka nasaina nianto-tena ireo gadra 5...
Hafatra voaray avy amin'ny namana ity ka niangavy izy ny hampitaiko azy fa tsy zakany intsony ny tsy rariny ampiharina amin'izy ireo....
Nalaza vetivety teo amin'ny Malagasy Mpiserasera indray ny fijoroan'ny "Google Translate" na "Google Traduction" amin'ny teny malagasy...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Na dia tamin'ny alalan'ny facebook ihany aza no sehatra voalohany nampitàn'ny mpiombon-kevitra tao amin'ny #wakeupmadagascar ny...
gne? Tsiiiia an Tsia, tsy otran'le film misy an'i arnold iny akory. Secret santa indray @ ity taona ity no ho atao ao ampiasana....
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Maro tamintsika angamba no nahita an'ilay video izay nahafaty an'i Tamir Rice, zazalahy mainty fihodirana, vao 12 taona monja,...
Tonga dia ouiinnnnnn be za nahita an'ity... Hiran'i Beyonce no novakiana ho toy ny hoe poezia, dia tena manome dimension hafa tanteraka...