Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Transit a Bangkok

Posted in kitjo

Eto Bangkok aloha transit 2h...soa fa mba fohy2 ihany 12h05 alina ora SIngapour izao...misy 1h ny elanelana ka tsy haiko oe 1h mialoha...

Author kitjo, 22 Desambra 2006 | Hevitra 3 Hevitra
 
ritsoka

Tonga soa Ritsoka!

Posted in Ritsoka

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author ritsoka, 22 Desambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Manaova fety sambatra daholo eee!!

Posted in kitjo

Dia hanainga moa iznay afaka 6 ora eo ho eo... Koa dia mirary fety sambatra sy finaritra ho antsika rehetra sy ny fianakaviana e! Samy...

Author kitjo, 22 Desambra 2006 | Hevitra 7 Hevitra
 
 

Miarahaba anao nahatratra ny Noely

Posted in DINIKY NY FO

Miarahaba anao nahatratra ny  Noely [1] , ary mirary anao mba hanaiky marina fa misy ny Noely … Mampalahelo...

Author harilova, 21 Desambra 2006 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Joyeux Noel

Posted in DINIKY NY FO

Noël ne peut être que Joyeux … autrement ce n’est pas “noël”… Je saisis...

Author harilova, 21 Desambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Felice Natale

Posted in DINIKY NY FO

E' Natale! E' la festa di Emmanuele, il Dio con noi... Ma pure non possiamo negare la festività del consumismo che accade...

Author harilova, 21 Desambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Video:Nilalao wii tao ampesana

Posted in BLAOGY RTN

Efa akaiky ity ny fety dia mba hampifalifaly ny tato ampesana dia nentin'ny mpiandraikitra anay  ny wii-ny (kilalao vaovao an'i...

Author voromailala, 21 Desambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
dailynews

Chinese Revolution ( nofy faha-6)

Posted in dailynews.blaogy

Marihina aloha fa ity nofy ity dia tsy nofiko fa nofin ny vadiko. Saingy izaho sy ramose hono dia  iray ihany ka nozarainy tamiko...

Author dailynews, 20 Desambra 2006 | Hevitra 9 Hevitra
 
 

lasa ihany!!!!!ny tsy maintsy atao any Dago...

Posted in kitjo

Oouufff... Dia lasa ihany aho izany ho any an-tanana..hanao fety...hiihihih Tsy ni-ouf mitsy za raha tsy tety an-tanana ny...

Author kitjo, 20 Desambra 2006 | Hevitra 10 Hevitra
 
dailynews

Rehefa Avy Nateraka Indray

Posted in dailynews.blaogy

Rehefa avy teraka am-panahy indray ary dia haninona avy eo? Misy toetra hitovizan ny zaza vao teraka ny toetran ny teraka indray...

Author dailynews, 19 Desambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
ciscah

Ny fiarahamonina.

Posted in si sur ma route se dresse l`amitie eternelle, ce s

Aty tsy betsaka Afrikanina, indrindra eto amin`ny "campus" misy ahy. (2 iany) Fa tena sarotra ny miaramonina aminy.(le...

Author ciscah, 19 Desambra 2006 | Hevitra 14 Hevitra
 
ciscah

ny tanana misy ahy.

Posted in si sur ma route se dresse l`amitie eternelle, ce s

"WUHAN" ao @ province de "WUBEI" no tanana misy ahy ( au centre de chine) Tanana vaventy be nefa oatrany...

Author ciscah, 19 Desambra 2006 | Hevitra 4 Hevitra
 
bimanoa

Tonga soa bimanoa!

Posted in balisama

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author bimanoa, 19 Desambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

Posted in kitjo

Pppffff... mandreraka ny service ao Dago Efa 1mois nanao reservation, nefa mba hoe aleo any @ agence a Dago no mba manao resa fa mba...

Author kitjo, 18 Desambra 2006 | Hevitra 24 Hevitra
 
ciscah

ny sinoa

Posted in si sur ma route se dresse l`amitie eternelle, ce s

Mampihomehy iany fa tsy mahazatra andry 'zareo ny mahita "etranger" ary tene vitsy ny mahay miteny "anglais" na...

Author ciscah, 18 Desambra 2006 | Hevitra 9 Hevitra
 
ciscah

eto "CHINE"

Posted in si sur ma route se dresse l`amitie eternelle, ce s

Vao tonga t@ ity taona 'ty eto "Chine" aho. (sarotsarotra iany vao...

Author ciscah, 18 Desambra 2006 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Mpanan-karena hafa kely!!

Posted in kitjo

"Fa inona no fanantenan'ny mpihatsaravelatsihy, [Na: ratsy fanahy.] raha maito ny ainy, Ka [Na: Fa inona no fanantenan'ny...

Author kitjo, 18 Desambra 2006 | Hevitra 7 Hevitra
 
 

Mifalia mandrakariva!

Posted in DINIKY NY FO

Mifalia mandrakariva... ao amin'ny Tompo! (Fil, 4,4). Dia nandinika aho hoe aiza tokoa moa ny loharanon-kafaliako? Inona no...

Author harilova, 17 Desambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Torkia sy ny U.E.

Posted in Tokinao

            Isan’ny vaovao faheno sy fahita matetika amin’ny haino...

Author tokinao, 16 Desambra 2006 | Hevitra 14 Hevitra
 
ciscah

Tonga soa ciscah!

Posted in si sur ma route se dresse l`amitie eternelle, ce s

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author ciscah, 16 Desambra 2006 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Rehefa sport dia te ho mainty aby!(Sport: confusing...

Posted in kitjo

Mahagaga tokoa fa: Kitra: ny Frantsay dia mainty Basket: Ry zareo avy ao Qatar, t@ Asian games vita omaly dia mainty daholo koa! Fa...

Author kitjo, 16 Desambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Mitady an'Andriamanitra!!!

Posted in kitjo

Nalaiko tao @ blog an' Ikaretsaka!! "Help us to find God." "No one can help you there." "Why not?"...

Author kitjo, 16 Desambra 2006 | Hevitra 8 Hevitra
 
 

Fahendrena!!

Posted in kitjo

Androany 16Dec Ohabolana 1:7 " Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahalalana; Fa ny adala manamavo ny fahendrena sy ny...

Author kitjo, 16 Desambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ministeran'ny vola: Nanjavona ny $

Posted in kitjo

Nanjavona hono $ tao @ ministerany e! Ny Fanjakana no mitory @ zany, 160millions ariary!!!...

Author kitjo, 16 Desambra 2006 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Mirongatra ny Fividianana volamena sy varahina ao Dago!

Posted in kitjo

Mirongatra dia mirongatra tokoa ny fividianana volamena ao madagasikara amin'izao.. isaky ny mamadika pejina-gazety dia misy...

Author kitjo, 15 Desambra 2006 | Hevitra Hametraka hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 ... 199 200 201 202 203 204 205 206 207 208 209 ... 257 258 259  Manaraka»