Tongolo gasy: rehefa mamofy tongolo gasy dia didio kely hiala ny lohany sy ny vodiny..aveo tonga dia potsero @vodin'antsy fa tonga...
Soa ihany fa efa voa enregistrer daholo ny video ankafiziko tao @ you tube! Nahagaga fa ity androany ity dia tsy mandeha hono ny video...
Za dia tia dihy.. DIhy hoa fa tsy mandihy..tia mandihy refa za rery tsy misy mahita... Shakira no anisan'ny tena ankafiziko fa za mo...
Io no mpanakanto tiaaako njinja njinja h@ zao aloha.. na feony na tonony! Jereo ange ity e! Embona sy hanina : Dadah sy Charles,...
Dia mbola tara njay vao nifoha fa tsy mianatra! Vao mifoha dia oram-be..ggrrr..tsy maina ndray ny lamba anjoany! Zao le mampa-noana,...
manao antso avo ny ben'ny Tanana Antsirabe fa maro ny ezaka atao kanefa misy faritra na fokotany vitsivitsy tsy manaja ny fahadiovana ka...
Niaraka t@ i Malaisie i SIngapour taloha fa nifidy ny hahaleo tena taorian'ny fanjanahana indroa :Japon dia avy eo ANgleterre Izany no...
Tsy any Chine aloha na be kely maso aza e!
Omaly hariva 7pm no tratra tao @ Resto iray tao ANkadifotsy no tratra i Fidy. resa-be daholo ny hoe miafina anaty lavaka e..bla bla bla...
Resaka tao @ forum "anay hatrany Bira" ity..mety mahasoa ho an'ny hafa fa na izaho tompo-tany aza tsy nahalala.......
Inona moa izany fa dia tsaroako tampoka fa hay anniv Ravalo anjoany! 57ans hono izy hoy mimich....hay efa lehibe ihany lery fa mbola...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Ao @Sary ny tohiny!
Ny olona rehetra izay miditra am-piangoanana ve dia lasa any? Tsia. Ny olona izay nandray an I Jesoa ihany na ny...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Taratasy ilaina: Tsy hoe akory hoe ireto daholo fa ireto no tsy maintsy..mitovy @toeran-kafa ihany angamba - application form avy...
Azonao jerena ao @ Rohy ny ny lisitr' ireo Sekoly malaza eto SIngapour 13mianadahy izahay no mianatra eto izao. 4 kosa no efa nody na...
jereo ry nenintoa na ry lenary scou mba ao..
propagandy tany Bira
Ho antsika izay hatrany an-tanana! Midira forum manokana ao @Serasera "Anay hatrany Bira" fa ao aby ny ekipa solide toty...
Mpianatra malagasy eto SIngapour... Efa hody atsy ho atsy na izany aza... Mpikamba @ekipa solide ao @forum serasera indrindra2...huumm...
Miarahaba antsika rehetra.. Mba nitsidika tato @ blaogy aho ka nahafinaritra nijery ny an'ireo namana ka inty aho mba hanandrana kely...
efa noraisiko ato am-poko tanteraka andriamanitra fa tsy najanoko ao anaty baiboliko .. izay no finoako ary voiziko sy fihiniko mafy...