Nigadona teto an-tanindrazana omaly, tampotampoka, ny filoha teo aloha voahongana, Marc Ravalomanana. Samy baraingo ho an'ny rehetra...
Mpanaraka an'ity sary ahetsika (animations) ity aho, efa nahita ny 1 sy ny 2 (ny 3 tsy tadidiko). Fa androany aho dia tonga saina hoe...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Fony fahatanora aho no liana ihany, toy ny maro tamin'izany fotoana izany, ny hanaraka telenovela. Raha ny fitadidiako dia Marimar no...
Tamin'ny 1999, 3 oktobra izy izay, no nivorivory teo antokontanin'ny oniversité iray tany Afrika izahay mpinamanamana,...
Ho henonareo amin'ny vaovao malaza ato ho ato io vaovao io. Androany alina tokoa no natomboka natao lavanty ny satrok'i Papa...
Joany 3,13-17 Ary tsy nisy niakatra tany an-danitra afa-tsy izay nidina avy tany an-danitra ihany, dia ny Zanak'olona...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Rehefa midongy tsy haneno ny lokanga ! Ka midongizin-tsy hidoboka ny langoraona Lehilahy izay mitady hihaika an'Isanga mavitrika ! Ary...
Nanokatra fb ah zany t@ zoma sa alakamisy teo dia nahita ny anaran'le namana iray izay, avy nanavao ny sariny izy. Dia mba...
Nahafinaritra ahy ity sarimihetsika iray ity " Une rencontre " (2014) andraisan'i Sophie Marceau sy i François Cluzet anjara....
Nisy foana ny olana mikasika ny mpivarotra teo amin’io Analakely io. Nisy foana koa ny tompon’andraikitra nanara-maso ny...
Raha nisy fotoana nalaza ny fitokonan'ny mpianatra teny Ankatso sy ny gidragidra fifampitorahana teo amin'ny mpianatra sy ny mpitandro...
Voalazan’ny Fandaharana Fivoy RNM io maraina io fa tsy mandray vola afa-tsy 400 Ar ka hatramin’ ny 600 Ar isanandro ny...
Voalazan’ny vaovao fa 660 taonina isanandro ny fakon’Antananarivo Renivohitra. Raha tsy mahazaka afa-tsy 5 taonina ny fiara...
Ny filàna miforona ao amin’ny fiarahamonina izay mitondra mankamin’ny fahasahiana manonofinofy no mety...
Nisy namoaka ity taratasy misokatra ity tao amin'ny Facebook ka nihazakazaka aho handika azy avy amin'ny teny anglisy araka izay azoko...
Misy ny hilaza fa hoe "kamo ny Malagasy" dia izay no mampahantra azy. Mety hisy lafiny mahamarina azy izany, saingy raha ny...
Mikaro-bola fatratra ny Fanjakana amin’izao fotoana izao, koa dia nampitomboina na ny "droit d’acsise", na ny hetra...
Na dia mitovy ihany aza ny zaza sy ny ankizy ary ny tanora rehetra manerana ny Nosy, dia misy dia misy tokoa ny maha-samy hafa ireo...
"L’ordre et la ponctualité facilitent la vie" ? hoy ilay mpandinika vahiny iray izay. Raha adika malalaka izany dia toy...
Hatraiza ny fitandrovan’ny tsirairay ny voninahira maha-olona amin’ny fitazonany ny teny nomeny sy ny fanatanterahany ny...
Ny fitondrana roa ngeza tamin’ny Repoblika fahatelo dia namela zava-mangidy tamin’ity fampianarana sy fanabeazana eto...
Rehefa mamaky ity lahatsoratra ao amin'ny Global Voices teny malagasy ity ianao dia ho tsikaritrao avy hatrany fa mitodika bebe...
Akaiky ny fidiran'ny mpianatra. Misy ireo manomboka ny taom-pianarana amin'ity volana septambra ity, misy kosa amin'ny volana ambony vao...