Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Ny Andriamanitra inoako, Andriamanitra fitiavana Tsy Andriamanitra masiaka mpanasazy Tsy Andriamanitra mitoko, tsy mpanavaka...
Mety samy hanana ny handikany azy ny olona mamaky an'ity post-ko androany ity fa na dia izany aza dia harosoko ihany....
Faly Miarahaba e! Sali daholo! Tany am'zany "Mondiale de l'automobile" zany ry Manou Kely sy ny namany ka tena...
Raha fehezina ny tafa dia hoy isika hoe : ny Katolika tena te-ho matotra amin’ny finoany dia tokony hiezaka hiala...
Ny tena marina angamba dia satrin'ny kamo foana ho voafandrika dia afaka mandrimandry ampilaminana ! na dia efa mahazo aina aza...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Miarahaba anao mpandalo indray ary ny mpanoratra, isakin'ny hanomboka hametraka diam-penina dia toa kamo foana ! asa angaha rahoviana...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Indro indray ary fa aroso eto ny tohin'ilay fanadihadiana. Misaotra ireo zay efa nanao tsikera t@ tapany voalohany. Mbola ampirisihina...
Manahona e !! Za moooo zany bandy e , raha ny hitsorire ko dia mapalahelo be mihitsy
Tsy maintsy misy zavatra mikorontana kely foana. Amin'izao dia misy ny atao hoe match de réunification izay...
Ny fifidianana ao Madagasikara dia tsy mba tahaka ny an'ny firenena hafa hoe misy maromaro ny favoris. Marina fa misy mpifanandrina maro,...
Raha vao nigadona tao amin'ny seranam-piaramanidin'i Charles de Gaules izy mianaka dia tsy andrin'i...
Inty indray ary misy fanadihadiana kely nataoko mikasika ny fahatsapan'ny Malagasy ny fiainana aorian'ny fahafatesana. Ny antony tena...
"L'Etat de Grace" dia Fiction iray nandeha tao amin'ny France 2 omaly alina ary mbola hitohy mandritra ny 3 herinandro. Na dia...
Nahita zavatra iray vaovao aho, ary tena hafa mihintsy, tsy ohatra ny skype, na voipstunt, satria tsy mila mametraka logiciel amin'ny...
............
Any atsinanana any no misy anaran-tany hoe Ambohiveloma Raha ny anaran-tany no tantaraina hatrany dia ho tapitra ho lany ny...