Na dia kelikely ihany aza izay lany dia nianoka tanteraka tamin'ny fihinanana valala ny tena. Natsiro tokoa ilay izy nendasina . Tsy mba...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Ankalazaiko amin’ny alalan’ny fanoratana ity lahatsoratra ity ny Andro iraisam-pirenena hoan’ny tanora (12 Aogositra...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Raha ny marina dia setrin'ny lahatsoratra iray mivoaka ao amin'ny Facebook ao ity zavatra nosoratako ity. Setriny ao amin'ny Facebook...
Vita aloha ny facebook login sy google login amin'ny ankamaroan'ny site-n'ny serasera. Raha manana compte facebook na google dia tsy...
Tsy aritro ity dia apetrako eto... am-pitsikiana. Efa tsy ampy intsony ny fampitahana ahy amin'i Gothlieb dia izao lazainy fa Syril...
Nahafinaritra sy nampieritreritra ahy ity tantara ity ka hozaraiko ato amin'ny blaogiko. Angamba fifanandrifian-javatra fa sendra...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Taona vitsivitsy izay no nizarako ny tononkaloko tao amin'ny vetso serasera , ary koa tao amin'ny Page facebook Harylovah...
Rehefa ny finoana no vahatra ifaharan'ny saina mbola miady Na inona midona Mizotra tsy mba...
Sary vaovao nataon'i Marcello Barenghi indray amin'izao fotoanan'ny Mondial izao. Rehefa tsy nahazo ny amboara ihany ny Italiana dia...
Aleo apetraka ato ihany itony hotadidiana any aoriana :-) Resin'ny mpilalao alemana tamin'ny isa mavesatra dia mavesatra 7-1 ny mpilalao...
Taorian'ilay tsy fahafahan'i Neymar milalao dia toy ny misaona sahady ry zareo Breziliana, izay angamba no antony nangatahan'ny...
Update 27/06/2014 Araka ny vaovao vao tonga izao hariva izao dia maniry ny hihaona amin'ny Malagasy eto Roma ny filoham-pirenena ka...
Vaovao farany: 26/06/2014. Voasazy tsy afaka milalao mandritra ny lalao 9 mifanesy andraisan'ny ekipa Uruguay anjara i Suarez. Tsy...
Misy ny tranga manafintohina indraindray ary ny tena koa fantatra fa mba manana hambo ihany ka manala baraka tanteraka izany hoe ho...
Mafanafana fo indray ny ao Antananarivo renivohitra ao satria manomboka hentitra amin'ny fampiharana ny lalàna (efa nisy taloha...
Teo alohaloha teo rehefa miantso an-taroby mandeha any Madagasikara dia ny skype no nampiasaiko na dia somary lafo noho ny tolotra...
Fantatra fa tia baolina kitra ny Papa (avy any Argentine rahateo izy). Koa navoakany tamin'ny Twitter-ny androany hoe "Je vous souhaite...
Tranga iray izay voalaza tamin'ny filazam-baovao maro tamin'iny faran'ny herinandro iny ny fihaonan'ny Papa Fransoà tamin'ny...
Efa mitady ho feno 5000 indray ny namana ao amin'ny FB koa mijanona kely indray aloha ny fampidirana namana. Afaka mifandefa hafatra...
Rahafak'ampitso sisa dia hanomboka indray ny fifaninanana eran-tanin'ny baolina kitra. Dia be dia be ireo manao fampanantenana...
Nijery ity clip-n'i Syril sy Melky eto ambany ity aho dia mahatsiaro ilay lazain'ny Ntaolo hoe aza kivy fa ny vodisobika aza...