Androany aho vao nahita fitaovana mahafa-po amin'ny fanaovana backup-n'ny serveur. Ity fitaovana ity angamba no hitako hoe feno indrindra...
Tao anatin’ny fotoana indray mipi-maso Ratrema no tonga saina tampoka: - "Manana ny zoko aho," hoy...
Moi et les autres, consacré aux relations que j'entretiens avec mon entourage : ma famille, mes ami(e)s, mes collègues,...
Les virus, c'est comme les maladies. Quand un ordinateur l'attrape, il tombe malade, comme nous les humains. Comme je l'ai dit, les...
Ce blog sera consacré à l'informatique et je raconterais aussi quelques anecdotes sur moi de temps en temps. Plusieurs...
Maro ny fampiasana ny blaogy : diary manokana, fizaram-baovao, sns. Isan'ny fitaovana iray manampy tokoa ity sehatra iray ity amin'ny...
Naka rivotra teny amoron-tevana i Alexia sy Hery tamin’io harivariva io. Na dia nisy soratra aza teo nandrara azy...
Anisan'ireo liana amin'ny tantara fahagola mikasika an'i Madagasikara aho ary dia nampihaonin'ny kisendrasendra tamin'ity vazaha...
Anisan'ny mahavariana ny misiterin'ny zava-bitan'ny atidohan'olombelona. Ohatra fotsiny ity ambany ity : tsy misy...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Tsy dia betsaka ny nampiditra ny Italiana ho ao anatin'ny pronostika. Bresil, Allemagne, France, Angleterre sns... Nony tafiakatra 1/2...
“Mionona e, izao no lahatra”: Matetika no ahenoantsika io fomba fiteny io rehefa mamangy fahoriana isika....
Avia vetivety ange ianao raha tsy dia maika loatra e! mba hiaraka hamadibadika kely tsiahy eto isika sy ianao. Hampatsiahy anao...
Inona no tokony hatao mba ahatafita an'i Madagasikara? raha mba afaka milaza ny hevitrao ianao miaraka amin'ny sehatra misy anao...
Nahoana ary no tsy tafavoaka ny Firenena sa tsy nino? Zavatra mba tsikaritro ao amin'ny Lalam-panorenantsika anefa fa "mino...
Zavatra iray tsikaritro eto Roma, eto amin'ity tanàna azo lazaina hoe Masina ity, no nahatonga saina ahy omaly teo am-piandrasana...
..
Faly miarahaba ny namana rehetra izany e Dia mba manao blaogy moa izany ny tenanay mba hampiseho @ namana ny zavatra tianay hiarahana...
...
...
Mety efa ela ihany nareo no nahita ity blog ity. Mino aho fa nisy ihany ny voasarika tamin'ireo lohahevitra samihafa resahina ato....
Akory ny hatairany raha nahita an’i Mihary nitanondrika teo ambony biraony. Sady mifokofoko mila hitomany raha vao...
izany tokoa va no aato hoe tena fitiavana raha vao rarana dia aleo mandeha alavitra raha vao misy fanakanana ! vahaolana ve izany sa tsy...
Tsy zoviana amintsika ny lazan'izany teny izany, dimy taona lasa izay. Dia tena marina tokoa ve fa ampy ny mino fotsiny ihany? Tsy...
Efa manomboka moa ny été eto Roma, dia manomboka koa ny fandehanana any an-dranomasina sy ny fitsidihantanàna...