Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Hihaino Hira Katolika amin'ny Android

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Tehiriziko ato amin'ny blaogy ihany na dia efa hitanareo mandehandeha any aza fa nivoaka omaly alina koa ny Hira Katolika amin'ny...

Author hery, 7 Jiona 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Herinandro sisa! Hody alina indray?

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Resaka fampidirana tsy misy idirany mihitsy. Nitady lahatsoratra vitsivitsy momba ny mondial nosoratako tato amin'ny blaogy aho dia gaga...

Author hery, 6 Jiona 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
harylovah

Harylovah tononkalo Malagasy

Posted in Kalobook - Harylovah tononkalo Malagasy

Miarahaba anao nitsidika ity blaogy ity. Eto no izarako aminao ny fanehoan-kevitra tsotsotra tiako hambara amin'ny alalan'ny tononkalo....

Author harylovah, 1 Jiona 2014 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

RadioVazoGasy amin'ny Android

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Dieny mazotozoto dia navoaka indray koa ny RadioVazoGasy amin'ny Android. Ny player dia izay efa nataon'i SetraR ihany fa nahitsy kely...

Author hery, 31 Mey 2014 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Maka sary

Posted in Arsiva sisa

 ...

Author lerastah, 29 Mey 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Sorona Masina Alahady amin'ny Android

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Navoaka androany indray ny application Sorona Masina amin'ny android. Isaorana be dia be i Jean Frederic R. izay nanome ny lahatsoratra....

Author hery, 22 Mey 2014 | Hevitra 1 Hevitra
 
rahery

Tonga soa rahery!

Posted in Blaogin'i rahery

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author rahery, 21 Mey 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Babo

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Vitsivitsy ihany ny hira vahiny mahazo avara-patana ato amin'ity blaogiko ity ka ity anakiray ity anisan'izany. Hira evanjelika, izany...

Author hery, 21 Mey 2014 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Te hanambady vazaha

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Zaraiko aminareo fandaharana iray milaza ny zava-misy any amin'ireo firenena maro any Afrika (Cameroun no tena lazainy). Ahitana...

Author hery, 15 Mey 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Fohy ezaka sy lavitr'ezaka

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Tsy misy ifandraisany amin'ny lohahevitra mihitsy aloha, nahavariana ahy ny nahita an'ireto robot manidina izay baikoina ka lasa...

Author hery, 14 Mey 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Entina am-bavaka ireo tovovavy Nizeriana #BringBackOurGirls

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Matetika dia tsy ny finoana no ratsy fa ny olona ao anatiny. Efa niseho izany tamin'ny finoana Katolika mikasika an'ireo pretra tena...

Author hery, 9 Mey 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
tsonaneh

Tonga soa tsonaneh!

Posted in Blaogin'i tsonaneh

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author tsonaneh, 7 Mey 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Lakolosy sy Trondro (Ary lakile)

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Tsy hiresaka lakile intsony indray aloha fa efa miova zavatra hafa indray izao ny malaza eto amin'ny tanàna, niainga tamin'ny...

Author jentilisa, 7 Mey 2014 | Hevitra 2 Hevitra
 
bbn

Tonga soa bbn!

Posted in Blaogin'i bbn

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author bbn, 6 Mey 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Fetin'ny Mpiasa: Inona no niova? Inona no nivoatra?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Efa mihoatra ny zato taona izao ny tolona nataon'ny mpiasa tany Chicago, Etazonia, nitolona ho amin'ny fiasana adiny valo isan'andro....

Author jentilisa, 1 Mey 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Teny Vatican, ny tao ambadiky ny ridao

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Ity blaogy ity no mba fitantarako ny zava-mitranga izay vakin'ny fianakaviana any an-tanàna ka matetika dia izay zavatra iainako...

Author hery, 28 Aprily 2014 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Fanandratana ho olomasina ny Papa Joany XXIII sy Papa...

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Anisan'ny tombony ho anay eto Roma ny mahita mivantana rehefa misy hetsika ara-pivavahana tahaka izao. Amin'ny 27 aprily izao tokoa...

Author hery, 10 Aprily 2014 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Silvia ilay mpitandro filaminana

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Tadidinareo angamba ilay nitranga tamin'ny volana janoary lasa teo tetsy Vatican taorian'ny vavaka "angelus" nataon'ny Papa. Rehefa...

Author hery, 9 Aprily 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Katolika.org, ireo fanavaozana

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Zavatra tsy misy idiran'ny lohahevitra aloha. Fantatrao ve hoe firy ny isan'ny namako ao amin'ny Facebook? (Dia firy amin'ireo ny...

Author hery, 7 Aprily 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Mamonjy amin'ny Fahafatesana ny Tompo!

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Mamonjy amin'ny fahafatesana ny Tompo, izany indray no lohahevitry ny FJKM mandritra ny volana Avrily. Ampifanandrifiana amin'ny Paska...

Author jentilisa, 6 Aprily 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Izaho sy ny moto eto amin'ny tanàna

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Noho ny fahateren'ny lalana eto amin'ny tanàna sy ny haratsiany manampy trotraka izany rahateo dia lasa fitaovana fifamoivoizana...

Author jentilisa, 4 Aprily 2014 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Kilalao lany manja

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Hitako hoe tsy dia namely intsony ny andron'ny lainga, na ny trondron'ny aprily, tamin'ity taona 2014 ity. Miha lefy tsikelikely hatrany...

Author hery, 1 Aprily 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Selfie miaraka amin'ny akondro

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Tsisy lazaina aho androany fa mba tsy aritro fotsiny dia napetrako eto ny sary (au lieu de hapetraka any amin'ny facebook lol). Ah,...

Author hery, 27 Martsa 2014 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Fa Maninona isika no antsoin'ny Frantsay hoe Malgache fa...

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Ity hevitra mivoaka eto ity dia niainga avy amin'ny adi-hevitra nataoko tao amin'ny vondrona Facebook iray. Tsy tiako ho very ilay...

Author jentilisa, 26 Martsa 2014 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Quand un malgache mange une pomme

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Vous n'avez pas tort, vous vous y attendiez à voir une recette pour les pommes et ce n'est pas totalement faux. Mais c'est...

Author hery, 26 Martsa 2014 | Hevitra 1 Hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 ... 18 19 20 21 22 23 24 25 26 27 28 ... 257 258 259  Manaraka»