Raha iny nitsirempirempy iny ny mason’i Hery dia tsapany fa lavo tamin’ny tany izy. Natrakany moramora...
Tonga taty amin'i FRAZ izaho tamin'ity week end ity. Matetika moa rehefa mihaona izahay dia midinika hoe inona no hanatsarana ny IFG...
Dia hafaliana hatrany no handraisana anao mitsidika ny blaogiko. Aza adinoina fa manana rahalahy ity blaogy ity izay tranonkala manokana...
Nivoaka teto Italie nanomboka tamin'ny zoma teto ny Codice Da Vinci, izay film anisan'ny be mpiresaka indrindra amin'izao fotoana izao....
Mba nanana fotoana kely aho dia io rafitra namboatra blaogy io. Efa hatry ny omaly na afak'omaly akory aza izy ity no...
Tsy nahateny akory i Hery, zara izy raha nahavoalaza hoe « aty amin’ny hopitaly aho » dia tapaka ilay antso....
Ary sendra nijerijery fotsiny fa hay efa misy lesona Eseky ao amin'ny wikianjantsika nataon'ny namana Hery . mpilalao eseky ao...
Alina aho nanao fanandrakandramana nijery ny namana malazalaza ao amin'ny serasera.org tao amin'ny Google. Dia hitako fa tafiditra ao...
Taorian'ilay lahatsoratra nosoratako farany hoe "Je ne t'ai pas pardonnée" dia be dia be ny fanontaniana tonga taty...
Lasa ny saiko ! Miakatrakatra indray ny nofy atoandro ! Maninona moa raha atao privatisation ny fonja ? Mba misy ireny sary mandeha @...
Efa ela ihany izy ity no napetrako fa mba tsy ahavery azy dia hapetrako eto ny rohy. Izaho amin'ny maha voromailala ahy dia tia...
ok
................
za foana ihany no eto zany an.....
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Hatramin'izay moa dia ny "intelligence rationnelle" foana no matetika voaresaka, izany hoe resaka QI izany. Raha dinihana...
Il m'arrive de relire ma vie... de me souvenir de certains moments que j'avais souvent envie d'oublier, d'analyser plus...
Hafanafana ny finale ny Ligue des Champions androany hihaonan' Barcelone sy Arsenal . Ireo no ekipa tafakatra amin'ity lalao...
Blog ofisialy natokana hiresahana ny zavatra ao ambadiky ny sehatra infogasy.net. Ny fitantanana sy ny tetikasa samihafa mety ho...
inona indray no ho lazaina fa mba miandry commentaire avy @ nareo
....
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Tsy haiko loatra ny handikana amin'ny teny malagasy ity "méthodologie" ity, misy anefa mangataka azy io matetika,...