Vary ampango sisa no hohanina amin'ity krismasy 2024 ity....
Nalaza be ity Maseran'ny fikambanana Orsolina ity tamin'ity volana marsa ity satria nandray anjara tao amin'ny "The Voice Of Italy" ary...
<= Relancée avec "e" :-) Inona no antony handehanan'ny olona any am-piangonana? Anaty fonosana, karemy ny andro, ary amin'ny...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Andro natokan'ny Firenena mikambana ho andro iraisam-pirenena ho an'ny fahasambarana androany ( ie izaho koa nanamarina tato aloha vao...
Te hizara ity kanto ity aho androany. Fijery avy eny ambony, eny amin'ny habakabaka, rehefa baben'ny voromahery ianao. Amin'ny tantara...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Efa herintaona mahery izay no nivoaka ny Fihirana Katolika amin'ny Android, efa an'arivony no mampiasa azy. Betsaka nefa ny antso sy ny...
Tery aho hanoratra izao manaraka izao na dia alahady maraina aza. Tranga mbola tsy reko teto Antananarivo no hosoratana hanairana ny...
Eh oui (hoy ny Frantsay) - Misokatra ny fonosana - Fa ny Frantsay tokoa aloha misy fihetseham-po bebe kokoa noho ny Italiana e. Raha tsy...
Tandremo sao voafitaka ianao fa heno izao fa efa Malagasy maro no voafitaka tsy misy indrafo, lehilahy no ankamaroany, ary rehefa...
Herin-taona androany tokoa izay no naha-Papa an'i Papa Fransoà. Tamin'ny herintaona tahaka izao , raha teny Vatican teo...
Tsara sy mora notadidiana ny toritenin'ny mpitandrina tao amin'ny FJKM Anjanahary Maritiora androany 9 marsa 2014. Hosoratako eto ny...
Mituhy ve ny rediredi? Tsi hu afa-manuratra lava fa mandrera-masu. Sa ahona? Nanuratra ahu dia nisy nitsu-dranu hue tuhizu ny lalanareu...
Manau ahona ny fahitanau izau fumba fanuratra izau? Misy ny fumba fisainana efa mahazatra antsika rehefa mamaky teny amin'ny teny...
Tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny mampitaha ny nanjo an'i Yanukovych sy Ravalomanana amin'izao zava-mitranga any Ukraine izao. Ny...
Fomba fiteny ilay "be vata" izay fampiasa any atsimo midika hoe Goavana ary naverimberin'ny pro-JLR nandritra ny nilazàny fa...
Androany no manomboka ny fitsaràna an'i Pistorius... raha toa ka voamarina fa nomanina mialoha ilay famonoany ny fofom-badiny dia...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Koa satria andro natokana ho an'ny tenin-dreny androany (nahoana no androany fotsiny?) dia mba haneho amim-panetren-tena ny ezaka...
Atomboka amin'ny zavatra iray tsy misy idirany amin'ny lohahevitra mihitsy. Eto Italia koa dia niova nanomboka omaly ny Praiminisitra....
Ny azo andikana teny hoe "carino" amin'ny teny italiana dia hoe mahafatifaty. Ilazàna rehefa misy zavatra mahafinaritra sy...