<?php while(true) { print("Fuck you all ! hihi"); } ?>
Latsa-dranomaso i Hery, ny tanany manindritsindry ny tratran’i Mihary mafy dia mafy, averiny indray ny fanohofana ny vavany,...
I really jumped out of the bed (it's past midnight) when I discovered that godaddy, finally, accepts the * wildcard in its DNS manager....
Lazain'ny Kristianina matetika ny hoe : andeha hivavaka aho, ny sasany mampiasa ny hoe : andeha hiangona ny alahady... Fa...
Nanandrana nampiasa w.bloggar hahafahana mandefa hafatra eto amin'ny blaogy.com. Ny tombony dia rehefa vita ny configuration rehetra...
Fa inona marina ny olan-dRatrema tamin’izy tonga taty Antananarivo . Rehefa vitan-dRatrema ny nijery ny...
Ok, ny tena takelako ofisialy dia hery.serasera.org izay takelaka mitsipozipozy mihitsy noho ny tsy fananako fotoana hikarakarana azy....
Ilain'ny sain'ny olombelona ny mahay mangina, ary mety fanafody hahasitrana ny aretina sasany mihitsy aza... Mba hahafahana milaza...
Resa-t"ski" ihany ity e. Ity t-shirt aderaderakio ity sy io « casquette » anaovako io dia loka...
Dia mahavariana mihitsy ity resaka ala-tahaka ity fa dia tena taletantsika mihitsy. Resaka fidiram-bola no resahako eto fa raha vao...
Dia ahoana ! Dia inona no hataoko? Hoy i Hery tany an-tsainy tany. Ny fivezivezena manginy fotsiny, mandalo amin’ny...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Fahantrana tsisy ohatr'izany ! Raha mandeha eny Analakely ianao ankehitriny, dia mahatsapa fa maro loatra ireo olona mpangataka !...
Naroso ary ny porofo maha-jiosy ny malagasy ! Mitondra inona ho antsika anefa izany ? "Nofy atoandro ve ?" no anarana...
Vao nivoaka ny Hopitaly i Malala, dia nandray ny findainy sady nikaroka ilay boky kely misy ny karazana laharana maro tao anaty...
Visitéo ny www.topchretien.com de ao @ connaitredieu no ahitanareo an'io. Tsara be io site io fa mba zarazarao @ olona e...
Dia navoaka androany ny takelaka bizna.serasera.org rehefa avy nokonokononina nandritra ny andro maromaro. Tsy natao version beta toa ny...
Naseho ampahibe-maso androany ny takelaka bizna.serasera.org izay toerana hisian'ny antso fampandrenesana ary tolobarotra, filazana...
ny sarikou voalohany
Mba mametraka fanontaniana amin'ny tenako aho hoe : mbamihaino vavaka va re izao Andriamanitra izao? Dia ahoana no fomba fivavahana...
MALAGASY MIFETY Tongasoa eto @ fete-internet.mg
io zah rehefa mimeme
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Voaloham-pejy, voalohan-teny, vahaolam-piainana, tontolo isainana. Ny zavatra hohitanao ato anatin'ity gilaoby ity dia...
mba sendra ni surf tamin'ny net raha ny bandy kely androany dia sendra ilay logiciel fanorona novokarini moo studio le aza an.Tsara...