Nanandrana ilay overwrite css fa dia tena voahitsaka daholo mihitsy ny tao satria dia lasa menamena be ilay pejy. Mety ilay template...
Ho an'ireo mampiasa Joomla dia namoaka module vaovao aho. Module ohabolana izay maka ohabolana iray isanandro ao amin'ny webservice...
Tafahaona soa aman-tsara ny namana vitsivitsy nandritra ny RNS tany Vichy. Nitady toko ka sendra vato koa dia velom-pisaorana anareo...
Miarahaba anao tonga mitsidika ity bilaogy ity. " I decided long ago, never to walk in anyone's shadows If I fail, if I succeed...
Ny Eja dia faly manasa anao hitsidika ny blaogy "ilay fitia ho anao " ilay fitia ho anao dia ahitana ny tononkalo...
Ny Finoana an'Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra dia azo dinihina avy amin'ny sary nataon'ny Manakanto tantsinana iray,...
araka ny nolazain'i lapino hoe : ny finoana mafy orina eo ambony vatolampy tsy mihotsona, araka ny ao amin'ny Baiboly dia tiako ny...
Fampidirana fotsiny aloha no ataoko ato amin'ny voalohany.Araka ny fantantsika rehetra dia lalaon-tsaina ny Echecs, izany hoe mila...
Efa amin'ny dimy sahady. Namboariko faramparany ny entako de niomana ny hidina aho. Efa nifampitaona koa ry zalahy sasany ka vetivety de...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Mihitsan-dravina ireo hazo manodidina ny faritr'i Paris. Efa manomboka mitsoka ny rivotry ny hatsika mamirifiry ny faritr'i Eropa...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Na dia andro tsy fiasana aza de tsy maintsy hoe nifoha maraina ihany. Raha tsy izany tokoa mantsy tsy ho tratra ny fotoana amin'ny 7 sy...
Finoana! Mino aho! Isaky ny fiangonan'alahady, ary isak'irony vavaka firaisam-pinoana irony dia avaozina mandrakariva ny...
Nisara-dalana ry zareo nony tonga teny amin'ny hopitaly. I Mahefa moa namonjy ny varavaran'ny mpiasa mpitsabo, fa i Malala kosa niandry...
I have just submitted my very first public Joomla extension which was requested by Renzki and also something that I would need for other...
Raha toa sendra misy mametraka tsikera maro be tsy misy dikany ny blaoginao (Io ilay antsoina ihany koa hoe spam ) dia jereo ity rohy...
Ny voalohanteniko angamba aloha d ny fisaorana an'i Hery sy izay rehetra nanampy azy nahafahana nanantontosa an'ity takelaka ity !...
Dia nanapa-kevitra aho dia hiresaka Echecs ihany koa ato amin'ity Blog ity. Betsaka moa no azo ambara mikasika azy ity fa dia ho hita...
Rehefa avy nihaino ny "Arahaba tratry ny Paka" notenenin'i Papa Benoa 16 izahay dia nandeha kely nivoaka ny tanàna toa...
Vao teny ambavahady i Malala dia notsenain-dRatrema sady nofihininy mafy. Gaga ihany i Malala satria tonga dia nigogogogo...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
The question has been asked over and over. The answer seems simple: the first settlers ( beside the native vazimba) sailed from...
'lay manao Gris alo no i Anrithan_ a! sendra tsy kôpy ny sasany ka we natao mariazy