Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Ity misy tari-dresaka kely holazaiko anao momba ny Paka... Tsy mila lazaina hono na dia fomba enti-mamerina milaza azy ihany aza fa...
Fety ny andro e!fety ny andro dia handeha hamangy fianakams aloha androany.Mety hivory kely mantsy ny fianakaviana dia...
Paka ny andro androany. Fety lehibe indrindra ho an'ny kristianina. Tena kristianina ve aho? Tsy ny fandehanana any am-piangonana...
Mbola tsy nisy niteny ihany avy eo izy roa fa samy niala moramora, samy niakatra ny tohatra namonjy ny fandrianany...efa rava manko...
- "an ! tena . . . tsy haiko, fa . . . ." Nojeren’i Alexia akaiky teo ampototry ny jiro, - "Hery an !...
pff manirikiry rangaha ity manao lahatsoratra ity indraindray indrindra rehefa avy nanaoratra ianao ka avy eo misy popup...
et oui bienvenu sur mon blog à moi j'ai choisi mada4ever paske mm loin de mon pays je lmerai tjs et vs,etes vs kom moi???...
Nony tonga tany ampiasana i Hery dia maika mihitsy nandrehitra ny solosaina hanoratany ho an'i Alexia. Ny fahatapatapahan'ny jiro alina...
Dia izay ilay voalohany nisantarako ny firaisana tamin’i Alexia, lozako raha manadino izay aho, natolony ahy ny tenany iray...
Dia voapetraka indray aloha ny mailing-list ao amin'ny sehatra IFG. Ny namana hery (serasera.org) no namolavola ny module drupal...
Io fiteny io indray izao no malaza... mitovy dika amin'ny hoe todo list ihany. Koa apetrako eto aloha ny roadmap à long sy...
Nihomehy fotsiny ilay rangahy, nosokafany, hay solosaina ireny azo entina manaraka anao amin'izay alehanao ireny no tao. Faly ery i...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Iny Hery handeha hiverina hiasa iny ny tolakandro no taitra tampoka fa nisy nikapokapola mora tao amin'ny sorony avy ao aoriana....
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Miarahaba ny namana rehetra eto amin'ny serasera Manantena aho fa mba hankafizinareo ny blaogy "Fiainam-baovoa". Fa raha tsy...
Dia tsy hita aoha ny hatao hatreto fa dia izao manao internet izao dia mitsiditsidika site izay manome asa aloha.Gaigy be...
Ka inona hono no nitranag androany? tsy dia misy ambara firy aloha fa vao amin'ny 11 ora atoandro izao eto frantsa.ny...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Ka inona hono ny nitranga androany? Tsy dia misy azo lazaina loatra anio afatsy ny hadalana nataon'i...
Riko no anarako.mpianatra informatika aty frantsa aho ary mipetraka aman'olona. Ny tena...
Tonga soa eto amin'ity blaogy ity ianao.Ity blaogy ity moa dia nataoko hitantarako amin'izay liana ny fiainana hianako...
kanto