Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
mpisotrtoaka

NY FIAINANA

Posted in Blaogin'i mpisotrtoaka

TSY MORAMORA NY FIAINANA. HAZAKAZAKA FOANA ISAN'ANDRO IZAO. MBOLA SAMBATRA IHANY IZAY AFAKA MIANATRA SY MANALA AZY FA IZANY IZAO NO TENA...

Author mpisotrtoaka, 11 Febroary 2014 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

7 febroary: andron'ny fifandranitana sy ny fifanirikiriana

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Tsy misy mahalala izay am-po tsy miloaka, fa na izany aza dia tsapa ihany fa ny fo no tena miasa rehefa miresaka ity datin'andro...

Author jentilisa, 7 Febroary 2014 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Tsy nety natao saribakoly i Hery Rajaonarimampianina!

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Somary hafa mihitsy ny fizotry ny toe-draharaha politika eto Madagasikara amin'izao fotoana izao. Raha tantara tsangana dia efa tena eo...

Author jentilisa, 29 Janoary 2014 | Hevitra 1 Hevitra
 
veloma

Tonga soa veloma!

Posted in Blaogin'i veloma

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author veloma, 28 Janoary 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Iza no mahazo tombontsoa amin'ny baomba mipoaka?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Tohina ny fo ary tsy misy izay tsy tezitra raha nandre ilay baomba nipoaka ny alin'ny asabotsy 25 janoary 2014 teo amin'ny...

Author jentilisa, 25 Janoary 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Tsy maintsy manohy tetezamita Hery Rajao

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Dia i Hery Rajaonarimampianina izany no lasa filoham-pirenena ara-dalàna amin'izao Repoblika faha-4 izao. Marihina fotsiny hoe ny...

Author hery, 23 Janoary 2014 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Andao ho any Mahamasina!

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Mety hahagaga anareo ny zavatra soratako nefa dia izay mihitsy no lazaiko etoana. Heverinareo ho famadihana ve sa fiovan-kevitra izany...

Author jentilisa, 23 Janoary 2014 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Ho fitadiavan-tseza ve?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Antokonam-baravaran'ny fametrahana amin'ny fomba manetriketrika ny ho filoham-pirenena vaovao isika eto Madagasikara...

Author jentilisa, 22 Janoary 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Manangam-pahavalo

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Tsaroako nisy fotoana, na dia efa ela aza izany, nanoratako tamim-bilaogy ny toe-tsain'ny tafika nandritra ny nanaovana ny...

Author jentilisa, 13 Janoary 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Tsy vinavina 2014

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Miarahaba antsika rehetra nahatratra izao taona 2014 izao indray. Navalon'iny 2013 iny ny lasa fa tsy maintsy hiatrika ho avy indray koa...

Author hery, 7 Janoary 2014 | Hevitra 2 Hevitra
 
avotranirina

Tonga soa avotranirina!

Posted in Blaogin'i avotranirina

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author avotranirina, 5 Janoary 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ataoko ahoana no fijery ny loza hanjo ny fireneko?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Izany teny izany no atolotra anareo ho fiarahabana nahatratra ny taona 2014 sy hanolorana ihany koa ny firariantsoa tsy ankanavaka ho...

Author jentilisa, 4 Janoary 2014 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Tsy Ilaina Intsony ny Fampitaham-Bato!

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Hifarana ny taona 2013, hifarana amim-pahakiviana sy amin'alahelo, nefa toa tsy hitondra fanantenana sy hafaliana akory ilay taona...

Author jentilisa, 27 Desambra 2013 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Anjaran'ny Ceni-t ny mampilamina an'i Madagasikara

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Dia azo tohizana ihany koa ny lohateny hoe dia miaraka amin'izay ihany koa ny CES na ny Fitsarana Manokan'ny Fifidianana. Hatreto dia...

Author jentilisa, 21 Desambra 2013 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Faradoboka, Iza ary no hofidiako?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Hifarana sahady ny fampielezan-kevitra fa hiditra amin'ny fifidianana fihodinana faharoa isika eto Madagasikara. Hiditra amin'ny dingana...

Author jentilisa, 18 Desambra 2013 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Vinavina Coupe du monde Brésil 2014

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Vita io hariva io ny atsapaka tamin'ireo ekipa hiray vondrona sy hilalao amin'ny fifanintsanana any Bresil amin'ny 2014. Raha ny...

Author hery, 6 Desambra 2013 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Fandresena mangidy, faharesena mamy!

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Ao anatin'ny fampielezan-kevitra isika eto Madagasikara amin'izao fotoana izao. Efa nananana ny safidy ary tsy miova izany saingy tsy...

Author jentilisa, 3 Desambra 2013 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Fanavaozana ny application Fihirana Katolika Android

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Dia nohavaozina kely ihany koa ny application Fihirana Katolika Android androany alina. Ny zava-baovao dia ny lisitry ny Salamo sy ny...

Author hery, 29 Novambra 2013 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Fanavaozana tao amin'ny Tononkira App

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Mba nanam-potoana kely aho dia nohatsaraina kely ny Tononkira Android androany. Betsaka ny sosokevitra fanatsaràna nalefan'ny...

Author hery, 16 Novambra 2013 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Aiza ny Vaton'Antananarivo? Tsy ahitako izany ny vokatry...

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Tsikaritra fihodinana voalohany #mdg2013: Voalohany, aza kivy mahita ireo tarehimarika be dia be ireo fa araho fotsiny ny isam-bato sy...

Author jentilisa, 8 Novambra 2013 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Endaso e (Minnieone)

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Tsy hiresaka fifidianana aho amin'ity lahatsoratra ity na dia mangidihidy faran'izay zokiny aza ny tanako... azonareo jerena ao amin'ny...

Author hery, 30 Oktobra 2013 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

fifidianana filoha mpirenena 25 ocotbre 2013

Posted in ravatorano

Inona ary no azo lazaina amin izao vaokapifidianana amin'ny ampahany vitsivitsy izao : ° ny CENIT aloha dia nanao ezaka tokoa...

Author ravatorano, 30 Oktobra 2013 | Hevitra 15 Hevitra
 
 

Saika hiaro ny Ceni-t aho fa nihemotra indray! #mdg2013

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Tamin'ny fotoana namoahan'ny ceni-t ny vokatra voalohany dia taitra ny maro maro tamin'ny mpanohana an'i Jean Louis Robinson teto...

Author jentilisa, 29 Oktobra 2013 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Sary Nandritra Ny Tontolo Androm-Pifidianana

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Efa nahazatra ny mpamaky ny VETO ny mahita sary rehefa tonga ny androm-pifidianana. Tamin'ny fitsapa-kevi-bahoaka 2010 ihany angamba no...

Author jentilisa, 26 Oktobra 2013 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Na tsy ho lany aza

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Hiatrika fifidianana filoham-pirenena ihany izany ny Malagasy ny zoma faha 25 oktobra 2013 ho avy izao. Fifidianana...

Author hery, 24 Oktobra 2013 | Hevitra Hametraka hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 ... 20 21 22 23 24 25 26 27 28 29 30 ... 257 258 259  Manaraka»