Misy ireo nitatitra fa nahazo karatr'olona tsy fantatra anarana miray trano amin'izy ireo ary maromaro mihitsy, efa tao anatin'ny...
Andro fahatelo mialoha ny androm-pifidianana ny andro anoratako izao. Efa samy manana ny safidiny ny akamaron’ny olona na dia...
Miditra sahady amin'ny herinandro farany amin'ny fampielezan-kevitra isika eto Madagasikara. Toa hoe ho ela ihany vao ho tonga...
Mba satriny, eny mantsy, hiaina filaminana Ho lavitra ny ady izay manjaka ao an-taniny. Fa ny zony hiaina...
Henonareo ilay vaovao? Nisy an'ilay vehivavy izay nahatsapa fa tena tsy araka ny tokony ho izy intsony ny tao am-piasany dia avy eo...
Fetin’ny reny tamin’ny herintaona aho no nanoratra farany tato ary tafaverina hitondra vaovao mahafaly eto indray hizara ny...
Ao anaty propagandy tsara ny rehetra ankehitriny, ary efa hita soritra sahady fa misy kandida 3 na 4 eo no hita mety hisongadina...
Maro be ny hevitra mitosaka eny @ tamban-jotra serasera rehetra eny. Misy hevitra maro lafy mipoitra tokoa kanefa dia roa ihany no tena...
Dia vita soa amantsara omaly alina izany ny Tononkira Malagasy amin'ny android. Afaka mandeha amin'ny telephone sy tablet misy...
Tamin'ny lahatsoratra farany nataoko no efa nampiomanako fa hanoratra zavatra mety tsy hahafaly ny ankolafy Ravalomanana aho. Somary...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Raha misy ny fotoana maha-menatra ny mijoro ho manohana Ravalomanana ary mihevitra ho ao anatin'ny ankolafy Ravalomanana dia tsy misy...
Miarahaba ny mpamaky rehetra indray amin'ity anio ity. Mandingana herinandro vaovao isika, niova ihany koa ny...
Resaka hafa tena tsy misy idirany mihitsy aloha. Ny ahy ho'aho rehefa fotoana fialantsasatra tahaka izao ny tena (ie, fialantsasatra aho...
Gaigy be fa indray hariva aho tato an-trano, sendra teto anoloan'ny ordinateur, injay fa nisy nitselatra tao aorian'ny...
>
Betsaka tokoa ankehitriny no mandiso an'ireo teny ireo. Ny antony, ny fahitako azy, dia mety ny nanoratra azy voaloha (ny misionera...
Efa nanoratra aho ny fankasitrahako ny fomba fihetsiky ny vondron'olona ato amin'ny Facebook amin'ny fahaizana mihetsika...
Mandeha dia mandeha ny fotoana, ary mihazakazaka toy izany koa ny andro fa i Madagasikara ihany no tafahitsoka tsy mety tafavoaka...
Ary izaho ihany no tsy nahalala an'io fika iray io. Nijery an'ilay film hoe "Intercesections" (2013) aho vao dia nahita an'ilay Sahel...
Manaraha lamaody ihany hono mba tsy ho very lol. Ity misy "dokambarotra" manomboka miparitaka etsy sy eroa dia mahazo points be ny...
Lasa saina kely nieritreritra ilay mpamafy "adaladala" ao amin'ny Baiboly ( Jereo eto ) aho io maraina io. Ilay mpamafy izay...
Hiresaka tena revolisiona avy amin'olo-tsotra, mety ho tsy mahalala akory ny asan'ny tambajotra an-tserasera, aho. Revolisiona tsy...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Tano mafy izay anananao,mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao