Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Ambony sy ambany

Posted in Sitlo

Betsaka tokoa ankehitriny no mandiso an'ireo teny ireo. Ny antony, ny fahitako azy, dia mety ny nanoratra azy voaloha (ny misionera...

Author sitlo, 24 Jolay 2013 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Mahaiza mihetsika!

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Efa nanoratra aho ny fankasitrahako ny fomba fihetsiky ny vondron'olona ato amin'ny Facebook amin'ny fahaizana mihetsika...

Author jentilisa, 21 Jolay 2013 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Fifidianana 24 jolay 2013 : Hotontosaina fa amin'ny fomba...

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Mandeha dia mandeha ny fotoana, ary mihazakazaka toy izany koa ny andro fa i Madagasikara ihany no tafahitsoka tsy mety tafavoaka...

Author jentilisa, 20 Jolay 2013 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Blanc d'oeuf pour réparer une fuite de radiateur?

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Ary izaho ihany no tsy nahalala an'io fika iray io. Nijery an'ilay film hoe "Intercesections" (2013) aho vao dia nahita an'ilay Sahel...

Author hery, 17 Jolay 2013 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Voilà pourquoi je regarde aussi des mauvais films

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Manaraha lamaody ihany hono mba tsy ho very lol. Ity misy "dokambarotra" manomboka miparitaka etsy sy eroa dia mahazo points be ny...

Author hery, 15 Jolay 2013 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Aide-semeur (ou le parabole du semeur positivé)

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Lasa saina kely nieritreritra ilay mpamafy "adaladala" ao amin'ny Baiboly ( Jereo eto ) aho io maraina io. Ilay mpamafy izay...

Author hery, 9 Jolay 2013 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Revolisiona andala-panovana an'i Madagasikara!

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Hiresaka tena revolisiona avy amin'olo-tsotra, mety ho tsy mahalala akory ny asan'ny tambajotra an-tserasera, aho. Revolisiona tsy...

Author jentilisa, 4 Jolay 2013 | Hevitra Hametraka hevitra
 
zageom

Tonga soa zageom!

Posted in Blaogin'i zageom

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author zageom, 3 Jolay 2013 | Hevitra Hametraka hevitra
 
manirii

Aza avela

Posted in Blaogin'i Manirii

Tano mafy izay anananao,mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao

Author manirii, 24 Jiona 2013 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Handa ny visa ho any Frantsa... ho vitan'ny Gasy?

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Tantara nanaitra ahy no holazaiko eto, tantarana vehivavy senegalezy iray. Fa mialoha an'izany aloha, tsy misy idirany mihitsy, kay...

Author hery, 21 Jiona 2013 | Hevitra 10 Hevitra
 
 

Ny Havantsoa !

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Tany am-piasana aho no niantso ramatoa, nanontany raha azoko atao ny mody raha tena tonga ny fanairana farany hankanesana any amin'ny...

Author jentilisa, 19 Jiona 2013 | Hevitra 7 Hevitra
 
 

The last stand (2013)

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Hita indray koa iny. Film gidragidra ilay mahazo mpijery betsaka any amin'ny salle video any Dago. Tsy dia misy votoatiny mivaingana...

Author hery, 30 Mey 2013 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Lasa mpivavaka be hono dia...

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Tsy misy resaka fitsarana olona mihitsy fa mba manimanina ny taloha aho dia nandefa soratra niakatra. Sendra nisy resaka mantsy...

Author hery, 21 Mey 2013 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Long exposure voalohany

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Nivoaka alina omaly dia nanandrana an'izany hoe long exposure izany (na pause longue hoy ny frantsay). Atao miadana araka izay...

Author hery, 17 Mey 2013 | Hevitra Hametraka hevitra
 
manirii

" LAFO VIDY IANAO "

Posted in Blaogin'i Manirii

Ry namako , Tsarovy eh fa ny rà n'i Jesosy kristy no namonjen'Andriamanitra ahy sy ianao mba ho voavonjy ho afaka @ fanagejan'ilay...

Author manirii, 17 Mey 2013 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Raha tsy nisy coup d'état

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Alohan'ny tena resaka aloha dia hitako hoe niova ihany ny sary ofisialin'ny kandidà Lalao Ravalomanana ka tsy ilay...

Author hery, 15 Mey 2013 | Hevitra 9 Hevitra
 
twoky

Tonga soa TWOKY!

Posted in Blaogin'i TWOKY

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author twoky, 8 Mey 2013 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Rajoelina vs Ravalomanana... raikitra ihany ny PMU

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Tsy nisy nanampo indray iny fikafikan-dRajoelina iny kanefa mahatsara zavatra ihany koa. Nirotsaka (na narotsaka) tamin'ny...

Author hery, 3 Mey 2013 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Ny fikafikan-dRatsiraka

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Fampidirana kely. Tsy haiko ianareo na ahoana fa ohatry ny tsy tiako be izany ilay sarin'i Lalao Ravalomanana eo amin'ilay ofisialy...

Author hery, 2 Mey 2013 | Hevitra 1 Hevitra
 
ramanda

Tonga soa Ramanda!

Posted in Blaogin'i Ramanda

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author ramanda, 28 Aprily 2013 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Fampianarana Mopera Jezoita

Posted in BLAOGY RTN

Salama daholo Inty misy fampianarana Mopera Jezoita mahaliana tokoa (15 minitra eo ny faharetany).  ...

Author voromailala, 28 Aprily 2013 | Hevitra 18 Hevitra
 
 

Mariazy ho an'ny rehetra hoe ?!

Posted in TENY VELONA

Dia lany teny amin’ny antenimiera frantsay izany fa hahazo misora-panambadiana koa manomboka izao ny olona mitovy fananahana....

Author tenyvelona, 28 Aprily 2013 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

Jereo ny anaranao ao amin'ny lisi-pifidianana

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Mety hifangaro ny resaka ataontsika nefa tsy maninona izany. Resaka fandraisana andraikitra maha-olompirenena aloha izy ity fa tsy...

Author jentilisa, 26 Aprily 2013 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Voninkazo teny amin'ny ambassade

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Tsy mikaonty ho anisan'ny lahatsoratra ity fa voninkazo fotsiny :-) Teny amin'ny ambassade malagasy eto Italia. Ireto avy ny...

Author hery, 25 Aprily 2013 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Fleurs du Gazon d'Olympe

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Nahita fika tamin'ny internet hanaovana macro mampiasa "Reversed lens" (objectif renversé?) indray aho. Izany hoe afototra...

Author hery, 24 Aprily 2013 | Hevitra 2 Hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 ... 22 23 24 25 26 27 28 29 30 31 32 ... 258 259 260  Manaraka»