Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Et Dieu les créa homme et femme

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Fampidirana kely hafa mihitsy. Tamin'i Papa Fransoà lany dia samy nieritreritra ny maro fa hisy fiovana betsaka eo amin'ny...

Author hery, 23 Aprily 2013 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Hafatra misy kintana

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Fampidirana hafa. Andro iraisam-pirenena ho an'ny tany androany. Raha ny tokony ho izy izany, tahaka ny an'ny vehivavy (andro...

Author hery, 22 Aprily 2013 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

22 Avril 2013

Posted in Val_blog

Aujourd'hui, j'ai envie de griffonner tout ce qui me trotte par la tête, pleins de choses se sont passées ces derniers...

Author vale, 22 Aprily 2013 | Hevitra 20 Hevitra
 
 

Mba mila fanampiana kely eeehhh!!!!

Posted in Ny tontolo ao anatiko

Faly maiarahaba antsika namana pitoraka blaogy, daholo e! saika mba hila kisa kely hoe: ny tena mbola tsy dia havanana tsara amin'ity...

Author fanhaiky, 20 Aprily 2013 | Hevitra 60 Hevitra
 
 

Sigaretta Elettronica

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Fampidirana kely tsy misy idirany mihitsy. Samy naheno ny vaovao politika omaly hariva avy any Afrika Atsimo ny ankamaroan'ny Malagasy....

Author hery, 15 Aprily 2013 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Izaho koa mety hilatsaka !

Posted in Masolavitra...

O ray olona ô ! Ho aiza marina isika ity ?! Mampanontany tena ny habetsak'ireto olona milaza hilatsaka ho filoham-pirenena...

Author mahefad, 15 Aprily 2013 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Ho anareo mpanompon'Andriamanitra ...

Posted in TENY VELONA

Mandeha ny andro sy ny volana, mivadika ho taona ! Hoy ny Salamo nataon'i Mosesy : "Mampianara anay hanisa ny andronay, hahazoanay fo...

Author tenyvelona, 14 Aprily 2013 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Voninkazo sy masoandro

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Tsy misy lahatsoratra lava androany fa alahady... maka fy fotsiny ny  hatsaran'ny zava-boahary.      ...

Author hery, 14 Aprily 2013 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Il était une fois une princesse... et son chat

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

FK [*] : Aza omena tsiny aho raha tsy tia saka na alika ao antrano fa fitiavako azy ireo mihitsy no tsy hiompiako azy. Amiko ireny...

Author hery, 13 Aprily 2013 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Namono olona ny JIRAMA ?

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Fampidirana kely an'ity vaovao mampalahelo holazaiko ity. Vao omaly mihitsy aho no nilaza tao amin'ny twitter hoe raha tany...

Author hery, 12 Aprily 2013 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Distance de sécurité

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Fampidirana lava be :-) Ohatry ny efa mahazatra ahy ilay manao fampidirana lavalava alohan'ny tena resaka. Sady coup de gueule...

Author hery, 11 Aprily 2013 | Hevitra 11 Hevitra
 
 

Biby miam miam

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Fampidirana lava be aloha lol. Mahaliana mihitsy ho'aho ny zavatra avoakan'ny olona amin'ny Google+ noho ny avoakany amin'ny...

Author hery, 10 Aprily 2013 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Rehefa ny finoana no... "Au-delà des collines"

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Nisy tovovavy anakiroa izay notezaina tao amina kilasimandry. Tena mpinamana tokoa izy roa ary lasa mpifankatia mihitsy aza taty...

Author hery, 8 Aprily 2013 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Santatry ny lohataona 2013

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Ela ny ela ka tonga ihany ny lohataona. Mbola hisy orana vitsivitsy ato ho ato fa ny zava-boahary efa nahafantatra mialoha ka efa...

Author hery, 6 Aprily 2013 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Nanandrana sary low-key

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Araka ny nambarako tamin'ny twitter-ko omaly dia nanandrana nanao sary nampiasa low-key lighting aho na low-key photography...

Author hery, 5 Aprily 2013 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Droits d'auteurs, baiboly, serasera

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Andrej Vasilenko  A Girl and a Dog Nida, Lithuania,2007   Sendra namaky ny tantaran'ilay mpaka sary tsy...

Author hery, 4 Aprily 2013 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ny alatsinainin'ny Paka 2013

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Tany Monte Cassino izahay (Mont Cassin) no nitsangatsangana tamin'ity taona ity. Niaraka tamin'ny tao am-piangonana....

Author hery, 3 Aprily 2013 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Sary avy amin'ny Marsa

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Tsy lainga fa tena afaka mandeha mijery ny planeta marsa ianao na dia 1er avril sahady aza androany. Tsy antenaina ho...

Author hery, 1 Aprily 2013 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Paka, i Jesoa no nitsangana (fa tsy bitro na atody)

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

  Paka indray ny andro, fety sy fifaliana no mameno ny fo taorian'iny karemy, 40 andro, izay...

Author hery, 31 Martsa 2013 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Ton amour, mon péché

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Sary hitako tatsy amin'ny tavamboky tatsy ito fa tsy aritro satria mampatsiahy zavatra anisan'ny tsaroako tany amin'ny faha 3 na...

Author hery, 29 Martsa 2013 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Capture d'images

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Raha toa tianao ho alaina sary ny zavatra miseho eo amin'ny ecran dia zavatra tsotra no atao.Tsindrio fotsiny ny touche "Print Scr"...

Author hery, 28 Martsa 2013 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Objectif Zoom Hanimex 70-210 mm

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Tsy nisy objectif lava ny fakantsary reflex digital ampiasaiko (mbola EOS 350D). Tsara foana ny sary saingy vokatr'izay tsy dia...

Author hery, 23 Martsa 2013 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Hiova ny abidy malagasy?

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

  Manaraka ny asa ataon'ny Akademia Malagasy momba ny "fanatsarana" ny teny malagasy aho ka amin'izao fotoana izao dia eo...

Author hery, 19 Martsa 2013 | Hevitra 9 Hevitra
 
tolozah

Tonga soa tolozah!

Posted in Blaogin'i tolozah

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author tolozah, 19 Martsa 2013 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Taombaovao Malagasy Siantifika ?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Ninia tsy nitabataba loatra aho tamin'ity raharaha iray ity. Sanatria tsy fitiavana manokana ny fomba malagasy na fanaovana...

Author jentilisa, 17 Martsa 2013 | Hevitra Hametraka hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 ... 23 24 25 26 27 28 29 30 31 32 33 ... 258 259 260  Manaraka»