Tsy nahafantatra aho noho ny tsy fanarahako vaovao amin'ny fahitalavitra sy fandefasam-peo loatra hoe nisy fitokonan'ny fitaterana eto...
Horonantsary maromaro no nojereko tamin'iny herinandro iny fa tamin'ity farany ity aho vao mba afa-po... kanefa sarimihetsika frantsay...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
" Ary nahoana no manahy ny amin'ny fitafiana ianareo ? Diniho tsara ny fanirin'ny voninkazo any an-tsaha : tsy mba...
... Masoandro mibaliaka Volana fenomanana ... Miketriketrika Minaonaona Rehefa tafiditra amin'ny tantara hono ny...
Nifanojo ve ny eritreritray sy i Hery ? Indreto no "Fampiasa" (izay no itako mety andikana ny teny "application" ho an'ny androïd)...
Apetrako eto ity tantaran'Ambondrombe ity satria nahaliana ahy, fahiny izy ity no nandeha radio. Tiako ho tehirizina eto, koa mazotoa...
Satria efa tsy nitondra soa nandritra izay 4 taona nisian'ny krizy politika teto Madagasikara izay.... Io ny valiny mivantana (noho ity...
Io indray no tetikasa an-dalana ato ho ato. Ezahina hivoaka tsy ho ela. Tsy dia nanam-potoana loatra aho nianarana ny teknolojia finday...
Hotsarovan'ny mponina eo amin'ny tantarany ny toe-javatra nitranga tamin'ny alarobia 24 oktobra lasa teo teto Antananarivo. Tsy...
Tamin'ny taona 2004 tany ho any dia saika nampiharin'ny governemanta malagasy ny fomba fampianarana "tsy misy mi-double". Tonga dia...
Folo taona toa izao no nampidirina voalohany tamin'ny serveur ny namana.serasera.org . Ny 19/10/2002 izany no azo lazaina fa...
Omeko anao mba hanjakanao ny habakabaka Ny kintana azoko hakana hataonao firavaka Na ny masoandro aza sakanako tsy hatory Mba hanome...
Tantara fitiavan-janaka indray no itako nahavariana sy tiako farany : TAKEN 2. Asa lahy fa tia ny zanany daholo ny olona fa ny tsy...
Tamin'ny 9 oktobra teo vao tena nalaza be ny anarana hoe Felix Baumgartner, lehilahy 43 taona avy any Autriche. Tamin'io daty io...
Manao ahoana daholo, Nandritra izay fotoana tsy nanoratako blaogy izay, ohatran'ny vao omaly, dia zavatra maro dia maro tokoa no...
Izay aho vao nahalala hoe foko anisan'ny kely indrindra any Kenya ny Dahalo. Sao dia tokony fongorana any am-potony? :-p ...
Efa ady sy tolona vao mba mahasoratra! Asa! efa tsy liana intsony amin'ny famoahana izay hita sy re ve? tsia kosa angamba fa ny...
Adinoko foana fa aleo soratana eto ny fikafika rehefa hividy zavatra amin'ny ebay. Ny fika madio daholo ireto fa ny fika maloto any...
Efa ela ity no noeritreretiko fa tsy tadidiko tsony hoe efa nosoratako sa mbola tsia... mamerina in-2 manana ny ampy ony ee Tonga...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Somary mbola mamirifiry ny maraina sy ny hariva fa mafanafana ny atoandro. Toa mifanahatahaka amin'izany ihany koa ny toe-draharaha eto...
Nalaza be tampotampoka tao le resaka dahalo o? efa betsaka ny voasoratra... en bref, president zero i tgv fa na ny resaka securitE zay...
Sanganehana ihany miatrika ny zavamisy amin'izao fotoana izao. Tonga amin'ilay hoe tsy azo anoharana isika ankehitriny. Maro zavatra...
Samy nahita an'ireny sary mandratra maso sy fo nipaaritaka etsy sy eroa ireny Agaamba ny Gasy manana internet. Sary mampiseho olona...