Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Tu pues le chat, tu pues le chat, ce n'est pas ta faute!!

Posted in rafozan-doza

Otran'ny mijery film adolantsento  mitombo izany ny mahita an'le feuilleton ra8-tgv. Bon, miala tsiny aloha ra otran'ny hoe maka...

Author simplex, 29 Jolay 2012 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Frantsay # Amerikana

Posted in Mitoraka:::BLAO

Mbola eto Dago ihany aloha hatramin'izao... Ka dia lasa mandefa jery sy menomenona amin'ny izay zavatra tsy dia misy dikany...tahaka...

Author finoanaranoray, 28 Jolay 2012 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

NANKAIZA HIANAO RY LASA

Posted in Mitoraka:::BLAO

Nankaiza hianao ry lasa, nankaiza no antsoina Nefa ako iray malemy no sisa mba mamaly sy manoina? ........

Author finoanaranoray, 28 Jolay 2012 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Tonga dia Lasa i Lalao Ravalomanana

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Tonga tao am-piasana androany folakandro. Manao ny asa mahazatra sy andavanandro. Indro nisy "namana" iray tonga avy any dia niresaka...

Author jentilisa, 27 Jolay 2012 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Remenabilisons urgently plizy!!

Posted in rafozan-doza

Nahita an'ny carricature an'ny Lagazette-dgi androany ah zany dia nieritreritra hoe manina tokoa moa?? Ca peut pas etre pire... sa...

Author simplex, 24 Jolay 2012 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

botrabotraness

Posted in rafozan-doza

Ny hoe lalan'ny fahamatorana hono dia hoe tsy maintsy mandalo phase tsy hay azavaina ny olona fa dia ekena fotsiny hoe izany no izy mba...

Author simplex, 15 Jolay 2012 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

"Tatitra Teknika" tamin'ny fihaonambe GVO

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Efa mihoatra ny folo andro sahady izay ny fihaonambe fanaon'ny Global Voices Online isaky ny roa taona. Maro ny zavatra azo raisina sy...

Author jentilisa, 14 Jolay 2012 | Hevitra 6 Hevitra
 
 

Kitra: Tsy TOP TEN tsony Brazil

Posted in news2dago

T ena ela ny ela ka nidina laharana faha 11 i Brazil eo filaharana eo anivon'ny fifa boribory moa ny baolina ka ny ambony mety ho...

Author news2dago, 10 Jolay 2012 | Hevitra 12 Hevitra
 
 

Huge crush!!

Posted in rafozan-doza

ho ampidiriko ao anaty list ve ny fianarana an'itony??...

Author simplex, 9 Jolay 2012 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Mitady safosafo...

Posted in Mitoraka:::BLAO

dia izay zany no lakle na fanalahidy...MITADY SAFOSAFO... rehefa manambady izany dia zavatra maromaro vitsivitsy no tena mila...

Author finoanaranoray, 7 Jolay 2012 | Hevitra 3 Hevitra
 
varybe1

Tonga soa varybe1!

Posted in Blaogin'i varybe1

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author varybe1, 6 Jolay 2012 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Mbola ho Tsaraina???

Posted in news2dago

Nataoko ihany ny tsy hiteny sy ny hanoratra fa tena nanapan-kevitra a androany ny mba hamoaka lahatsoratra kely eto indray hizara flv mo...

Author news2dago, 5 Jolay 2012 | Hevitra 6 Hevitra
 
 

Shut the front door!!

Posted in rafozan-doza

Vao mahita an'le resaka ra8-tgv  @ gazety ah dia manopa any antsaina hoe aza manakotaba orinasa an!! hita fa resaka mandany jiro...

Author simplex, 4 Jolay 2012 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Dia teto Nairobi (fahatongavana)

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Miarahaba ny rehetra indray amin'ny alalan'ity lahatsoratra ity. Elaela tsy nanoratra nefa tahaka ny hahavita izany indray satria ratsy...

Author jentilisa, 29 Jiona 2012 | Hevitra 6 Hevitra
 
 

Hanaiky ve isika ?

Posted in K D A O M B A R A M I T A

Itako tamin’ny  fahitalavitra 3 andro angambany izay ny momba an'i Mozambika. Resaka krizy eran-tany izao no malaza....

Author kdaombaramita, 25 Jiona 2012 | Hevitra 6 Hevitra
 
 

sense of malagasiness

Posted in rafozan-doza

mahita an'le fandaharana tele-realite hoe masterchef ah izany dia tadidiko tampoka hoe ity ny favorite show an'ny malagasy ary hoe size...

Author simplex, 24 Jiona 2012 | Hevitra 4 Hevitra
 
miserana

Tonga soa miserana!

Posted in Blaogin'i miserana

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author miserana, 21 Jiona 2012 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

till death do us apart

Posted in rafozan-doza

  Misy an'izay film hoe Guzaarish izay, mitantara ny fiadin'rangah anakiray izay malemy sy hoe tsy manana fiainana tsony izany...

Author simplex, 20 Jiona 2012 | Hevitra 4 Hevitra
 
radomanga

Tia tanidrazana hoe ?

Posted in Blaogin'i doramanga

Tia = mahafoy sy mizara ho an'ny hafa na dia ny aina .....aza Tanindrazana = ny olona aloha vao ny tany onenana; ny laza na ny...

Author radomanga, 12 Jiona 2012 | Hevitra Hametraka hevitra
 
radomanga

Tonga soa radomanga!

Posted in Blaogin'i doramanga

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author radomanga, 12 Jiona 2012 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Haleloia sy hosana ho an'ny PHAT

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Akory ny hasoan'ny zava-bitanao ry mpitondra mahefan'ny fahefana Avon'ny tetezamitatra efa anatin'ny repoblika fahaefatra? Na ny zaza...

Author jentilisa, 11 Jiona 2012 | Hevitra 6 Hevitra
 
 

Minan'tainy

Posted in rafozan-doza

Fa manina wa ny olona no tsy tia olona ee?? Tsy azoko mintsy hoe inona no tena motivations sy hoe antony tsy hitiavan'ny olona...

Author simplex, 8 Jiona 2012 | Hevitra 8 Hevitra
 
 

#ivegotissues

Posted in rafozan-doza

iaraha-mahalala fa hilahatra ny masoandro sy ny venus (in ny anaran'io  @ teny gasy?? johary ve??) androany alina...

Author simplex, 5 Jiona 2012 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Mihamaro ireo sakafo manimba any Dago

Posted in BLAOGY RTN

Akory ny ahagagako fa mihamaro ireo tanora no tratran'ny " Hypertension " any Madagasikara, toy ny aty amin'ny tany mandroso.Marina hoe...

Author voromailala, 5 Jiona 2012 | Hevitra 20 Hevitra
 
 

Neny, tsy misy toa anao

Posted in Vetsovetson'i Mamisoa

Miarahaba antsika reny rehetra aminin’izao fetin’ny reny izao. Mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho antsika...

Author mammysou, 3 Jiona 2012 | Hevitra 4 Hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 ... 28 29 30 31 32 33 34 35 36 37 38 ... 257 258 259  Manaraka»