Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Izay ilay politika

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Nisy sarimihetsika "The ides of March" izay vao nivoaka tamin'iny 2011 iny izay resaka politika avo lenta no tena ao anatiny. Na dia...

Author hery, 21 Janoary 2012 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Lahatsary 21 janoary 2012 maraina [Nampiana]

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Dia tsy tafody indray izany i Dada, na izany aza dia misy sary omena anareo teo am-piandrasana izany......

Author jentilisa, 21 Janoary 2012 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

#Madagascar21112 raha hanara-baovao fitsenana

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Na ahoana na ahoana dia andro manokana sy miavaka ihany koa eo amin'ny tantaran'i Madagasikara ny fitsenana indray ny filoha...

Author jentilisa, 20 Janoary 2012 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Aok'izay ny tsy rariny

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Izaho dia anisan'ireo mandray anjara amin'ny hetsika "Aok'izay". Nandritra ny taona mifandimby ny Malagasy dia tsy mba nahita...

Author hery, 19 Janoary 2012 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

tsara ve ilay revy raha ampiarahina amin'ny G...?

Posted in Mitoraka:::BLAO

Dia tena lasa ny saiko hoe : "tsara ve ilay revy raha ampiarahina amin'ny G...?" dia nanoratra aho hoe "point G" - teo amin'ny...

Author finoanaranoray, 17 Janoary 2012 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Andro faharoa

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Nanomboka tamin'ny herintaona aho no tsy naka resolutions intsony rehefa voalohan'ny taona. Nahomby satria tsara foana ny vokatry...

Author hery, 17 Janoary 2012 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Ikala Zaklina :

Posted in K D A O M B A R A M I T A

Saika mbola misy mametsifetsy ihany                  ...

Author kdaombaramita, 15 Janoary 2012 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Androany no taom-baovao :-)

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Nanomboka tamin'ny herintaona dia isaky ny 15 janoary ny taombaovaonay :-) Tratry ny taona daholo dia mirary soa sy fanambinana......

Author hery, 14 Janoary 2012 | Hevitra 7 Hevitra
 
 

Lalao mampidonàka !

Posted in K D A O M B A R A M I T A

Manahoana daholo ary dia tratry ny taona 2012 soa aman-tsara.  Fa izao e, vaovao ny taona dia ity mba misy lalao...

Author kdaombaramita, 13 Janoary 2012 | Hevitra 13 Hevitra
 
rob1

Tonga soa rob1!

Posted in Blaogin'i rob1

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author rob1, 10 Janoary 2012 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Samy ho tratry ny goavy ee

Posted in rafozan-doza

sary nalaina tao @ hot!   *Mirary soa antsika rehetra*

Author simplex, 4 Janoary 2012 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

Sarin'ny Faran'ny 2011 sy Voalohan'ny Taona 2012

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Amin'ny alalan'ny sary isan-karazany nalaina teto Antananarivo, izay nandalovana no iarahabako anareo nahatratra ny taona vaovao 2012....

Author jentilisa, 1 Janoary 2012 | Hevitra 8 Hevitra
 
ainims84

Tonga soa ainims84!

Posted in Blaogin'i ainims84

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author ainims84, 1 Janoary 2012 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

ialana amin'izay Madagasikara

Posted in Mitoraka:::BLAO

Tena lasa nieritreritra programan'asa hafa indray ho an'ity 2012 ity...Manofisa fotsiny ihany, hoy ny be saina rehefa manolo-kevitra....

Author finoanaranoray, 30 Desambra 2011 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Ny looks ao ...

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Efa ela no nikasako hanoratana ity lohahevitra iray ity fa izao vao tadidiko. Tsy fantatro na misy na tsia ny sampana mpanara-maso ireny...

Author jentilisa, 27 Desambra 2011 | Hevitra 8 Hevitra
 
 

demagozia be fotsiny

Posted in Mitoraka:::BLAO

...demagozia be fotsiny ny programan'asako voasoratra tany aloha tany... Tsy voavaky hatramin'ny farany ny Baiboly...hatramin'ny...

Author finoanaranoray, 26 Desambra 2011 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Noely Ambanivohitra [sary sy lahatsary]

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Raha ny fahatsiarovako dia sambany aho vao nankalaza noely ambanivohitra, nefa tsy tena hoe ambanivohitra raha ny endriny anatiny fa...

Author jentilisa, 25 Desambra 2011 | Hevitra 7 Hevitra
 
 

Mirary soa

Posted in K D A O M B A R A M I T A

      Mirary soaho anao amin’ity taona vaovao ity aho. Hitondra fahasalamana, fahombiazana...

Author kdaombaramita, 24 Desambra 2011 | Hevitra 10 Hevitra
 
 

fa ny fitiavana hono no lehibe indrindra

Posted in katsaka tsaramaso voanjobory

Mandreraka mahafanina ity hazakazaka amin'ny fitadiavana fanomezana ho an'ikoto sy kala amizao vanim-potoanan'ny fety izao kah ......

Author iantsaliana, 17 Desambra 2011 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Maninona raha arotsaka?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Fomba fiteny malagasy hatry ny elaela ihany ny hoe: "manary fako" . Zavatra tsy ilaina intsony dia ariana. Fony aho mbola kely,...

Author jentilisa, 17 Desambra 2011 | Hevitra 6 Hevitra
 
 

Triathlon

Posted in rafozan-doza

Avy tao @ hot :   ho ho ho  

Author simplex, 15 Desambra 2011 | Hevitra 6 Hevitra
 
 

Andavanandro Mialoha Fety [Sary]

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Hono ho'aho e! tena ilaina ve ny iasan'ny mpitatitra fako amin'ny atoandro miaraka amin'ilay fofona mampihoaka iny? Hitantsika...

Author jentilisa, 13 Desambra 2011 | Hevitra 6 Hevitra
 
 

Tsy mety afaka ao antsaina

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Amin'ny alina kosa ve no misy "Tara-pahazavana" dia ho afaka ao antsaina?  Nahafinaritra ahy ny revy (nofy) niaraka tamin'i...

Author hery, 8 Desambra 2011 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Resaka fombafomba miafina no nangalarana ny...

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Na dia tsy te-hanoratra aza aho dia tery ihany hanoratra sy hamboraka ny hevitro adaladala. Atao hoe resaka politika toa misy zavatra...

Author jentilisa, 6 Desambra 2011 | Hevitra 94 Hevitra
 
 

Fiainana faharoa

Posted in K D A O M B A R A M I T A

Nampirimina tsara ilay zavatra hoe homena olona fa mbola tsara. Kinanjo dia maika indray andro dia noraisina indray !...

Author kdaombaramita, 5 Desambra 2011 | Hevitra 1 Hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 ... 32 33 34 35 36 37 38 39 40 41 42 ... 257 258 259  Manaraka»