Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Hidera Azy!

Posted in Vetsovetson'i Mamisoa

  Mba haneho hevitra kely indray amin'izao andro Alahady izao e!, izay andro fitsaharana natokana ho fiderana...

Author mammysou, 4 Desambra 2011 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Boky

Posted in K D A O M B A R A M I T A

Fanazavana tena tsotra sady marina. Saingy ........... MAVESATRA ! Tapaka ny tsinaiko amin'ilay olona tena matotra be manazava. Asa...

Author kdaombaramita, 2 Desambra 2011 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Tononkira off-line

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Eo am-pianarana ny language C++ aho amin'izao fotoana izao ary niditra indrindra tao anatin'ny fizaràna momba ny  Qt (vakio...

Author hery, 2 Desambra 2011 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Lainga avy amin'ny Marina

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

  Mba fetsy koa ny mpampita vaovao sasany ka. Ny polisy mahalala fa mirongatra noho ny fanomanana ny fety ny asan-jiolahy...

Author jentilisa, 1 Desambra 2011 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Il en faut peu pour etre heureux

Posted in rafozan-doza

Nareo efa mba nandefa fisainana hoe misy ve ny karma ? na hoe tsara fanah @ tsara fanah ve i A/tra?? T@ za mbola tany @ lycee...

Author simplex, 1 Desambra 2011 | Hevitra 6 Hevitra
 
 

Hira LOL be !

Posted in K D A O M B A R A M I T A

Aleo aloha mba hanala azy kely fa tsss, nindramiko ny lohatenin'ny lahatsoratrareo vitsy² itako eto amin'ny blaogy.com androany...

Author kdaombaramita, 1 Desambra 2011 | Hevitra 6 Hevitra
 
 

Ca veut dire ce que ca veut dire

Posted in rafozan-doza

Eo @ in-2 isan-taona eo ho eo aho no mandefa fisainana hoe ary za ity dia tena diso cariera mihintsy fa tokony izao na zao no ataoko...

Author simplex, 29 Novambra 2011 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Lalina ihany ity politika ity!

Posted in Vetsovetson'i Mamisoa

     Mba hiresaka politika kely indray ny tenako androany, sady elaela tsy nanoratra. Taorian'ny fahatongavan'ny...

Author mammysou, 26 Novambra 2011 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Deba, my maaan!!

Posted in rafozan-doza

Gaga be ah fa toa tsisy miresaka firy ny fiverenan'i deba... kanefa dia tena nomen'lery ny petite serie de 36 pompes ve ranga. Quelle...

Author simplex, 25 Novambra 2011 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Miditra mandritra ny prolongation

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Ho an'ny mpijery baolina dia mahita fa misy fomban'ny mpanazatra rehefa te handany fotoana izy dia ilay mampiditra mpilalao vaovao...

Author hery, 24 Novambra 2011 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Hanala sorisory fotsiny fa tsy hitolona

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Herinandro aho izay no nanoratra raha misy loza manambana ny tanàna noho ireo fifandonana sy korontana isan-karazany somary...

Author jentilisa, 22 Novambra 2011 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Mesia sy mpamonjy

Posted in rafozan-doza

Dia nivoaka iny ny governemanta tsy masaka lazaina fa iraisana sy iombonana... tsy asiako kihana sy kabary be na dia hita ihany aza...

Author simplex, 22 Novambra 2011 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Kilalaoko noely

Posted in K D A O M B A R A M I T A

Mahatsiaro ny kilalao any amin’ny tanàna aho fa akaiky ny fety noely. Maro tokoa moa ny zaza Malagasy izay tsy mba...

Author kdaombaramita, 22 Novambra 2011 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

andro tsy hiasana fa hanadiovana tanana...

Posted in Mitoraka:::BLAO

Mangataka andro iray tsy hiasana,(tsy asabotsy tsy alahady fa ankoban'andro)... Tsy hiasana nefa handaraisan-karama...ary...

Author finoanaranoray, 20 Novambra 2011 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

"Hirahira ho anareo manatrika eto - La palma dell'acqua"...

Posted in Ny androaniko

Mampodipodimandry loatra ity zaza ity ka aleo hozaraiko ato. Isan-taona toa izao ny "Zecchino d'Oro" aty aminay, Festival ho an'ny...

Author ikalamako, 18 Novambra 2011 | Hevitra 13 Hevitra
 
 

...

Posted in Ny tontolo ao anatiko

Lay segaondra maro nifandimby No tonga minitra iray sarobidy, Dia lasa ora iray saro-pady, No nameno andro iray,...

Author fanhaiky, 17 Novambra 2011 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Tapitra tarangana

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Misy hetsika goavana sy fanentanana maharitra amin'izao fotoana izao momba ny hiaroovana ireo karazam-biby izay efa miha vitsy isa...

Author hery, 16 Novambra 2011 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

Lahatsoratra tsy vita

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

(grrr. lahatsoratra tsy vita ity, nosoratana tamin'ny zoma, fa milona ao amin'ny vakiraoka ao dia aleo alefa ihany) Henjikenjika be...

Author hery, 15 Novambra 2011 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

T'as de beaux yeux tu sais

Posted in rafozan-doza

Iaraha mahalala moa fa efa hatrizay no sarotra be ny mi-decrypter ny hafatra avy any @ venus tonga aty @ marsa hoe poinsa azo bataina...

Author simplex, 14 Novambra 2011 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Fiantraikan'ny Feon-dakolosy

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Alahady ny andro dia hiresaka feon-dakolosy ny tena. Amin'izao fotoana moa ny fiangonana no tena mampiasa izany feon-dakolosy izany. Toy...

Author jentilisa, 13 Novambra 2011 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Esclavage de la race humaine par la technologie de la...

Posted in K D A O M B A R A M I T A

Selon les plans des financiers internationaux tout l’argent liquide (papier monnaie et pièces de métal) va...

Author kdaombaramita, 11 Novambra 2011 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

hot

Posted in rafozan-doza

asa ra efa kobon'lisany ity fa diso milay loatra dia tsy maintsy tantaraiko rapidapida eto... tsy tadidiko tsony hoe iza moa le...

Author simplex, 11 Novambra 2011 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

¡viva la revolución!

Posted in rafozan-doza

Ny tena mampitovy ny tolona hoan'ny fahafahana rehetra na ny lohataona arabo izany na ny tolona rehetra nifanesisesy teto @ tanana dia...

Author simplex, 7 Novambra 2011 | Hevitra 7 Hevitra
 
maltazar

Tonga soa maltazar!

Posted in Blaogin'i maltazar

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author maltazar, 4 Novambra 2011 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Asian chic!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!1

Posted in rafozan-doza

Author simplex, 4 Novambra 2011 | Hevitra 1 Hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 ... 33 34 35 36 37 38 39 40 41 42 43 ... 257 258 259  Manaraka»