Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Inona angaha no anatin'ilay bola mivolom-bolamena ambony...

Posted in Ny androaniko

  ​Ho an'izay efa nitsidika ny bazilikan'i Md Piera eto Roma na ireo nahita sary fotsiny ihany koa dia mahalala fa...

Author ikalamako, 6 Aprily 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ny làlambý an'ny Firenena Vatikana.

Posted in Ny androaniko

Ny Firenena vatikanina, amin'ny maha-fanjakana mizaka tena azy, dia manana ny làlambý azy manokana ihany koa...

Author ikalamako, 6 Aprily 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Boaty fanaterana taratasy antitra indrindra eran-tany.

Posted in Ny androaniko

Ho eny Castel Gandolfo kely isika, tanàna 25 km avy eto Roma fotsiny. An-tampon-kavoana kely izy, mitatao ny farihin'i...

Author ikalamako, 5 Aprily 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ny fanambadiana jiosy.

Posted in Ny androaniko

Ho an'ny jiosy dia tsy Sakramenta fa Fifanarahana ny fanambadiana. Taloha dia natao tany an-trano ihany izy fa ankehitriny kosa...

Author ikalamako, 4 Aprily 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Moa ka tsy izany va?

Posted in rafozan-doza

End of an era... mivalona ny tantara. Tsy misy ambara na ho tantaraina. Mivavaka hoan'ny fanahiny. Tadidiko fotsiny ity, somary...

Author simplex, 29 Martsa 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ianao ve mampahalala an'Andriamanitra ny zanakao?

Posted in antso hivavaka

  Mat 11:27 Ny zavatra rehetra natolotry ny Raiko Ahy; ary tsy misy mahalala tsara ny Zanaka, afa-tsy ny Ray; ary tsy misy...

Author fidinirina, 23 Martsa 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

bn

Posted in rafozan-doza

Asa raha misy mahatadidy fa t@ mbola tanora sy mbola nazoto niblaogy dia faly ery nankalaza an'ireny xxx Day ireny. Ohatra hoe ny blog...

Author simplex, 19 Martsa 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Manina ny bar aho izany

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Alasarona kely aloha. Tany Italia dia in-telo isanandro farafahakeliny no miditra "bar". Saingy ny "bar" any Italie dia tsy...

Author hery, 27 Febroary 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Fa inona no nahazo ny mpitarika Miara-manonja?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Hagagana ny ahy raha tsy nahita mpitarika miara-manonja teny an-kianja tamin'ity fotoana lehibe nomen-dry zareo androany 20 febroary...

Author jentilisa, 20 Febroary 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Famantarana eny an-danitra

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Satria tia mamoaka zavatra tsy fahita mahazatra ny Malagasy dia voky an'izay indray ny olona teto Antananarivo sy ny manodidina omaly sy...

Author jentilisa, 29 Janoary 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
midrou

Ilay hoavy tsy azo ialana!

Posted in Blaogin'i midrou

Manahoana daholo isika ry namana isany! Efa hita miariary fa mihasarotra ,miasarotra hatrany ny fiainantsika zanak' olombelona. Hany...

Author midrou, 18 Janoary 2021 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

2020 anatin'ny 6 minitra

Posted in Ny androaniko

  Na niantomboka tamin'ny ranomaso fa nilaozan'ny namana tiana aza ny 2020, ary nofaranana tamin'ny fihibohana satria izay...

Author ikalamako, 4 Janoary 2021 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

mpisorona manjaka, vahoaka navotana

Posted in rafozan-doza

Teraka i Jesosy migobaka ny sosy Ry havana malala, indro fa tonga ny ora hitorian'ny mpanompon'A/tra ny teniny 😂😎...

Author simplex, 26 Desambra 2020 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Selfies

Posted in Arsiva sisa

#alika , #saka , Nosy Be .    .   ...

Author lerastah, 21 Desambra 2020 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Fiomanana noely 2020

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Ny firariana dia hoe hijanona ho fahatsiarovana ity taona 2020 anisan'ny nanahirana an'izao tontolo izao ity. Tamin'ny herintaona tahaka...

Author hery, 12 Desambra 2020 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Bye bye serasera yahoogroups

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Lahatsoratro farany tao amin'ny [email protected]  --------- Miarahaba antsika rehetra   Araka ny...

Author hery, 6 Desambra 2020 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ny karazan-tsarimihetsika tiako

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Notezaina tao anaty boky romans aho fony kely. Tsy dia hoe notaizana ahoana fa i mama no tena mpamaky an'ireny collections "Fleuve...

Author hery, 6 Desambra 2020 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Tsy misy mpanao pôlitika mangalatra izany

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Nafana be indray ny vaovao androany hoe nahanton'ny FIFA mandritra ny 5 taona be izao andriamatoa Ahmad Ahmad iza filohan'ny CAF na ny...

Author hery, 23 Novambra 2020 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

abidia

Posted in Arsiva sisa

...

Author lerastah, 23 Novambra 2020 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Tsy ilaina ambolena hazo intsony ny Rovan'Antananarivo

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Tantara efa nosoratako tamin'ny blaogy saingy efa nofafako (indrisy) fa nisy antony matoa nesorin'ny Praiminisitra (na fony izy Ben'ny...

Author jentilisa, 10 Novambra 2020 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Ny sarimihetsika malagasy sy Netflix

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Tato ho ato dia mahazo vahana ao amin’ny Netflix ny sarimihetsika afrikana. Tantara vokarina na tohanan’ny...

Author hery, 10 Novambra 2020 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

TGIF decouverte

Posted in rafozan-doza

resaka tsisy dikany... au boulot... tantaraiko... confinement, t@ 1ere session an'ny corona t@ avril no nahalalana (au sens biblique)...

Author simplex, 6 Novambra 2020 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Fiarahana tamin'ireo mpanakanto vitsivitsy tanaty...

Posted in Ny androaniko

Ketriketriky ny saiko farany teo ary mba naha-afapo ahy tokoa ny nanatontosana ity horonantsary ity !  " Vorombý "...

Author ikalamako, 29 Oktobra 2020 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

Continuité de l'Etat

Posted in rafozan-doza

Androany izany ny hoe 14 Oktobra… hankalazana sy hahatsiarovana ny 14 Oktobra 1958, izay nanombohan’ny Malagasy nitantana...

Author simplex, 14 Oktobra 2020 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ny hefin-tsikina an'i nenibe.

Posted in Ny androaniko

  Ny reny sy ny renibe taloha dia nanao hefin-tsikina tambonin'ny akanjony ho fiarovana ireny satria tsy dia nanana akanjo...

Author ikalamako, 11 Oktobra 2020 | Hevitra Hametraka hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9 ... 257 258 259  Manaraka»