Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Open you eyes, see the light!!

Posted in rafozan-doza

  Otran'ny tsy dia nisy resaka firy teto @ media malagasy ny momba an'ny loka Mo Ibrahim. Nozaraina t@ alatsinainy io ary...

Author simplex, 12 Oktobra 2011 | Hevitra 7 Hevitra
 
 

RAha toa moa ka ... ! (pouce za ry Dot a) :)

Posted in K D A O M B A R A M I T A

Une mère rentre dans la chambre de sa fille qu'elle trouve vide. Sur le lit une lettre. Elle imagine le pire en ouvrant la...

Author kdaombaramita, 10 Oktobra 2011 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Ny lasa tsy fanadino (G+ vs Fb)

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Alohan'izany aloha dia hitako fa misy fomba tsara mba hahafahana manohy manoratra lahatsoratra amin'ny blaogy matetika. Amin'izao...

Author hery, 7 Oktobra 2011 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Steve Jobs

Posted in rafozan-doza

Efa fantam-poko fantam-pirenena moa fa hoe lasa omaly i steve jobs, mpamorina ny orinasa paoma.  Efa betsaka ny hoe tribute sy...

Author simplex, 6 Oktobra 2011 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

ny hasambarana tsy hoe

Posted in katsaka tsaramaso voanjobory

dia fitadiavana doria. ny hasambarako dia fantatro fa eo am-pela-tanako ny hasambaran'ireo olon-tiako eny an'habakabaka eny ny...

Author iantsaliana, 5 Oktobra 2011 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Antsika ny tontolo

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

(Le monde nous appartient) Mbola mahagaga ahy ihany ny mahita ny olona sasany manangana rindrina avo dia avo manodidina azy amin'izao...

Author hery, 5 Oktobra 2011 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Mihetraketraka Androïd 2.3.3

Posted in K D A O M B A R A M I T A

Izao indray ary no azoko entina apetrako eto anio. Hetraketraka satria nanimba sy nanome fo ahy ilay izy ary nandany ny androko tsy...

Author kdaombaramita, 5 Oktobra 2011 | Hevitra 3 Hevitra
 
miravaka

Tonga soa Miravaka!

Posted in Blaogin'i Miravaka

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author miravaka, 3 Oktobra 2011 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Flashcode

Posted in K D A O M B A R A M I T A

Ela tokoa izany tsy niblaogevana izany. Koa dia manararaotra ity gripa mahazo ahy ity aho anoratako eto : satria misy ny fotoana, ary...

Author kdaombaramita, 2 Oktobra 2011 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Femme parfaite

Posted in rafozan-doza

J'ai encore reve d'elle c'est bete, elle n'a rien fait pour ca elle n'est pas vraiment belle c'est mieux, elle est faite pour moi....

Author simplex, 30 Septambra 2011 | Hevitra 7 Hevitra
 
 

Ireny fotsiny ve?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Ninia tsy niteny omaly raha nahita ny vohikalan'ny heverina ho mpanohana ny filoha voaongana teo aloha "nisy nisovoka" ny...

Author jentilisa, 29 Septambra 2011 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Picasa no fitaovana atsy ho atsy

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Koa satria efa hiditra tsikelikely amin'ny fotoanan'ny Google+ isika atsy ho atsy (izaho tsy miteny hoe hiala Facebook daholo). Izany...

Author hery, 28 Septambra 2011 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Mangina (1?)

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

  Toe-draharaha andro iray mialoha ny fitsenana manetriketrika ny filohan'ny FAT avy any amin'ny fivorian'ny ONU....

Author jentilisa, 28 Septambra 2011 | Hevitra 1 Hevitra
 
bainbain

Tonga soa bainbain!

Posted in Blaogin'i bainbain

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...

Author bainbain, 26 Septambra 2011 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

An han!!

Posted in rafozan-doza

Ity herin'andro ity otran'ny hoe herin'andro feno decouverte goavana mandravarava ny fahalalana noheverina ho marina hatrizay... jereo...

Author simplex, 24 Septambra 2011 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Troubleshooting log

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

(napetrako ato ity hotehirizina fa azon'izay te-hamaky vakinaa ihany koa) Nivika ny firewall tao am-piasana omaly. Nampiasa pfsense...

Author hery, 24 Septambra 2011 | Hevitra 9 Hevitra
 
 

Wikileaks miresaka Madagasikara I

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Fantatsika rehetra fa maromaro ihany ny antonta-taratasin'ny diplaomasia amerikana no nisy namoaka ho fanta-bahoaka. Mazava loatra fa...

Author jentilisa, 23 Septambra 2011 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Arthur: tsy mahasambatra tokoa ny harena

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Sari-mihetsika ratsiratsy nojereko tamin'ity herinandro ity ilay hoe Arthur (2011) . Tantarana mpandova iray, zanaka mpanan-karena...

Author hery, 23 Septambra 2011 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Novonoina ho faty alina i Troy Davis

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Na dia teo aza ny fanentanana, maneran-tany mihitsy, hanavotana ny ain'i Troy Davis dia novonoina ho faty tamin'ny tsindrona ihany izy...

Author hery, 22 Septambra 2011 | Hevitra 5 Hevitra
 
 

Fahiny any izany !

Posted in K D A O M B A R A M I T A

Ilay amin'ny sary voalohany : où est l'intrus ? Sary farany : aiza izany toerana izany, ary mbola...

Author kdaombaramita, 21 Septambra 2011 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Deba a? He's no fool!!!

Posted in rafozan-doza

  Ny fika hampanaovana olona zavatra iray izay tsy tiany hatao mihintsy dia ny hoe endrasana ho desesperE izy dia tsy manana...

Author simplex, 18 Septambra 2011 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Ny tondrozotra na ny ravindalana ilaina ny fampiharana...

Posted in ravatorano

Sarasara tsy ambaka daholo ary isika mianakavy mamaky eto e ! Iaraha mahalala izany fa dia nanao sonia ny tondrozotra na ravin dalana...

Author ravatorano, 17 Septambra 2011 | Hevitra 84 Hevitra
 
 

omeko NOTAM ny demokrasia...

Posted in Mitoraka:::BLAO

Tena Omeko NOTAM ny demokrasia... Aiza ve ka dia ny handany vola amin'izay sakafon-tsirom-bava (1) no ifanarahan-dry zalahy, ry...

Author finoanaranoray, 17 Septambra 2011 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Tsy azoko mitsy hoa le olona !

Posted in K D A O M B A R A M I T A

Rehefa tonga ny fotoam-panadinana dia samy manao izay mety hahazoana naoty be indd ny mpianatra, indd eny amin'ny anjerimanontolo....

Author kdaombaramita, 15 Septambra 2011 | Hevitra 7 Hevitra
 
 

Misia ny mazava

Posted in rafozan-doza

  Mahita an'ny fankalazana ny fahatsiarovana ny 9/11 ah dia gaga sy talanjona mihintsy hoe tena miray hina ny olona ary hoe tena...

Author simplex, 12 Septambra 2011 | Hevitra 1 Hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 ... 35 36 37 38 39 40 41 42 43 44 45 ... 257 258 259  Manaraka»