Misy indraindray fahatsiarovana tsy mety maty…nampihomehy ny naheno ny fanamarihana kivazivazy valamaty, 03 moa no niresaka, ny...
Tsy nohavaoziko ny licence windows fandoako isam-bolana ao amin'ny Ovh.com ndroany. Isambolana, ho an'ny serveur kimsufi iray dia...
¡No! usted está en el blog Jentilisa: Maharesaka Veto. Tsy diso bolongana...
Salama daholo dia mirary soa ho an'ireo reny rehetra!!! Tsy dia misy ambara firy alony fa sendra mba afaka nanokatra an'ity de mba...
Raha tonga ny fetin'ny Reny izaho no manolotra moa manolotra sady miteny bà ny takolaka roa Dia...
Dia misy tokoa ny mahita raha, raha "La Marseillaise" nohiraina gasy no naseho anao farany dia ny Haleloia Malagasy hiraina any...
Tsy haiko fa manana terrible envy hitoratoraka eto ah @ izao ora sy minitra izao. Dia nijerijery hoe il y a quoi ho...
Malagasy any ambanimbanivohitra any mihira ilay hiram-pirenena Atao hoe...
Mety mba misy olona mitovy eritreritra amiko ve ? Raha toa ka hoy Andriamanitra hoe Ra… inona teo amin’ny...
Mialoha ny ilazana izay tiana ampitaina dia tiako aloha ny mizara aminareo, any ampitan-dranomasina sy any amin'ny faritany tsy mahita...
io no teny fitenin'ny ramatoa @ rangahy rehefa @ maraina hoe: seria a, mba avoay kely ange ny zaordira azafady eee tsy...
Tsotra ny resaka! Mila olona toa an'i Malcom X izao miaraka amin'ny fifandaminana matanjaka fa tsy tokony hanaiky vokisana rivotra...
Misy olana kely ny serasera amin'izao fotoan izao. Eo am-panamboarana azy aho amin'izao. Inona ilay olana? Efa nalefako...
Raha nisy ny olona nilaza azy ho tsy leo politika dia tsy manaiky lembenana ny aty ary azo heverina ho karazany nahavery ny maro...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Ela ny ela ka tanteraka ihany ny nofinofin'ny tgv hatrizay hoe ho afaka hivoaka ny tanana ary ho hantsoina hoe Mr. le president....
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Nahita masoandro, i TIA : boky voalohany nosoratan’i Raozigasy. Ary ho fampahalalana izany boky izany dia nomanina ilay hetsika...
Hira anakiray azo atao amin'ny Karemy sy fiandrasana ny Paka ity anakiray ity. Matoa aho nijaly sy maty. Mampiseho ny anton'ny...
Rehefa nanomboka nanaikitra tsy ankiato ny jirama, dia na ny jiro tsy vonoina aza mampiady mivady... tena tsy azoko mihitsy hoe fa...
Mba hifety kely aho aloha androany, eny eh! mba indray mandeha monja isan-taona ihany, indraindray aza toa tsy tsaroako akory fa...
Na dia saiky zavatra hafa aza aloha no nosoratana dia tsy maintsy manao ity adidy ity ny tena ho fiarovana ny fahalalaham-pitenenana....
‘Nde hiblaogy kely aloha fa tssss ! Dia sondriana aho nahita ity mariazin’i William sy i Kate tany Angletera ity,...
Miarahaba antsika rehetra,
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...