Hitako ihany, efa ela aho no nitady ity tononkalo ity, izy ity mantsy no mba hany sombiny nosoratako tamin'izaho vao nianatra nanoratra...
Tohina indray ny fo fa nilaozan'ny namana serasera/facebook dia i Ny Hasina Heritiana alias Yonikafopl . Afaka ny fijaliany,...
Nampidiriko tato amin'ny blaogy ity video ity fa nijanona ela tato anaty ordi tato. Tamin'ny telo taona lasa izy izay, raha tsy diso...
Feno 80 taona tamin'ny 29 Aprily lasa teo ny Radio Nasionaly Malagasy rehefa nanomboka tamin'ny anarana hoe Radio Tananarive ka nampiely...
Tamin'ny fotoana nianarana teny amin'ny oniversité (mba teny hono) dia nisy teny anakiray izay nolazain'ilay vazaha mpampianatra...
rehefa misy mariazy ireny moa dia ozy foana ilay mpivady vao ho an'ny pokona celibany hoe: soa fianatra ee... manaraha ny...
Alatsinain'ny paska 2011, niainga maraimbe tao an-trano ny tena noho ny asa. Tamin'ity indray mitoraka ity dia nanararaotra nitondra...
Ny lantira no zava-boary faran'izay mahafinaritra indrindra... otran'ny hoe ny lanitra no mampifandray an'izao ntontolo izao... na...
Niezaka namoaka ity hira iray tsy dia mora loatra ity aho androany. Nandresy ny Tompontsika. Hatramin'izay dia ohatry ny maivana be...
PASKA FAMONJENA ! Hira avy amin’ny fo no atolotro ho anao Izao Paska izao ! Andro famonjena nomen’i Jesoa Tompo, Fitiavany...
Anatin'ny Herinandro Masina isika ho an'ny kristiana. Raha ny Alakamisy masina sy ny alahadin'ny Paska no tena fantatry ny besinimaro...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Misy zavatra indraindray irina hojerena nandritra ny fotoana maharitra fa tsy mety hita mihitsy... satria tsy nanam-potoana naharitra...
Miarahaba ny rehetra indray, momba ny tanànan'Antananarivo indray no resahina etoana. Efa nahare ny tetikasa fitaterana filamatra...
Ny mpamaky ny Maharesaka Veto tsy tapaka dia mety ho nahatsikaritra ny fisian'ny taratasy misokatra ho an'ny mpikabary malagasy rehetra....
Nandalo tany Toamasina izahay tamin'ny volana janoary 2011 teo, dia nandalo an'izany Stella Maris... dia nanandrana nihira an'ity hira...
Tsy hitanareo otran'ny injuste ve ny hoe fomba nitantarana an'ny evanjely? eny e, marina sy ekeko hoe i jesoa izany no tena hoe rola ao...
Eritreritra nandalo dia niraikitra. Rehefa injay aho niezaky ny nanary dia tamin’ny alahelo be loatra noho ny fahalasanan’i...
Mampahatsiahy ity hira eto ambany ity ity pistily kely napetrak'olona teo ankilan'ny famohana ny fiarako teo amin'ny parking iray...
Ny VIP moa dia Vaovao Iraisam-Pirenena no fanafohezana azy fa tsy izay mety ho eritreretinao hoe Very Important Person raha ato....
Elaela ihany izay tsy nanao ilay video kely fanaoko isan-kerinandro koa dia nanomboka indray aho tamin'iny faran'ny herinandro iny. Ny...
Ce n'es pas une blague... Je viens de recevoir 120 euros de telecom Italia... Et je suis content... Miala tsiny fa teny gasigasy ny...
Nanokatra bizna iray vaovao izay aho, vao volana vitsivitsy izay. Dia naka assistante mba hanampy ahy amin'ilay izy fa ny asa...
Raha miditra any ampaosiko ireto vola ireto dia inona re no anaovako azy e? 20 Ariary /minitra no alohako rehefa avy eo amin'i...
Efa firesako eto amin'ny blaogy matetika ny teny hoe Italiafrika izay iantsoako an'ity firenena ipetrahako ity. Italiafrika satria na...