Asa ra efa hitanareo ny interview an'ilay vehivavy Libiana, novetavetain'ny miaramila an'i Gadhafi, nataon'i Anderson Cooper an'ny CNN...
Ho antsika somary tsy havanana @ fampandriana adrisa sy fampiresahana ny andriambavilanitra... indro ny hira fikotiana sipa 100%...
Na dia volana vitsivitsy aty aoriana aza dia miezaka mihitsy aho tsy miraty (teny Gasy avy amin'ny teny hoe mi-rater :-p) ny...
Roso an-tanin’olona fa hoe hila ravin’ahitra, hitady ny soa, handranto ny soa sy ny tsara, hahita faripiainana ambonimbony...
Fetiko androany, no sady fitsingerenan'ny fotoana nidirako nanao ity blaogiko ity. Tamin'ny 2008 aho no tonga teto ary tapa-kevitra...
Tsy fantatro tsara na oviana na oviana ilay herinandro, ary tsy haiko na ofisialy na any amin'ny FB ihany, fa rehefa henoko teto ilay...
Salama daholo o! Mba hanoratra indray aho anio. Tsy izany fa izao : nisy lahatsoratry ny namana iray izay tatsy novakiako satria...
Manohy ny resak'i Simp amin'ilay hoe " andao ho fenoina ny voambolana malagasy aho " eto. Herinandron'ny teny malagasy hono any amin'ny...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Fetin'i Masindahy Josefa tokoa androany. Mba mankalaza koa aho satria fetin'ny Olomasina mpiahy sy mpiaro ny sekoly nanabe sy...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Efa fantatrareo ve ilay herin'andro ny teny malagasy ao @ fb ? @ 28 volana Martsa ka hatr@ faha-4 volana Aprily hono dia mba...
Noezahina nahitsy sy nandramana omaly sy androany ilay fampidirana sary avy ao amin'ny Facebook mankao amin'ny namana.serasera.org dia...
Nalahelo mafy aho nijery ity blaogiko faharoa ity : http://rasoamalagasy.blogspot.com/ , nahare ireo hira fahiny mandeha tao. Nitady...
E o ampiandrasana ny fara andro dia manao izay tiny atao raolombelona!!! Maniry loza koa etsy an-daniny hany ka manome sopapa any...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Inona ny vaovao ao? Tsy misy e! ny Teo Ihany no Miverina. Ny malok'ila 1 ihany no malok'ila 1. LOL Tsy iza ny PM vaovao fa mbola i...
Mahita an'ilay trano bedabe zakan'ny rano any @ tena Japana ah izany dia lasa ny saiko hoe sao dia mba tokony ho atao afaka...
Mbola ratsy dia ratsy ny seraseranay mampiasa ny moov adsl amin'ny fotoana anoratana fa sambasamba raha toa mahatafavoaka ity...
Somary nahavaka ny sain'ny besinimaro ny nandre fa tonga teny amin'ny Foibem-pivoriana Iraisam-pirenena na Centre de Conférence...
Mba lasa ny saiko fa mandreraka le dechetterie aty @ misy ahy fa tsy mety mandray menaka nanendasana. Nefa tsy azo ariana anaty...
Tsia, tsy ilay resaka roa farany nataoko teto amin'ny blaogy talohan'ity no tena anton'ity lahatsoratra ity fa zavatra hafa mihitsy....
Taloha ela izay... vehivavy... Alahady hariva ny andro izany dia nibata seza ity tovolahy hipetrapetraka eo...
dia mitohy foana ny fitsanganan-drajeneraly amin'ny maty...nahafinaritra ny fampisehoana...hiranay tamin'ny mbola tanora noho...