Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandr indra ity...
Omaly maraina ah izany nampiasa antsy natao tourne vis. Kamo be ande hitady tourne vis dia tonga dia natao...
Mitobakaankehitriny eny an-tsena ireo finday avo lenta isan-karazany, hany kamangasihasy ery ireo tsy afaka manana ny...
na revin-gadra. rehefa ohatrohatr'izay ny hafanana hatsiaka aty Nakoda: -36. hehe. fa raha sanatria ka nofy izao...
Tao amin'ny Boriborintany be mponina indrindra teto Antananarivo renivohitra ny Asabotsy lasa teo no nitranga ity raharaha...
Efa hitanareo ve ity resa-bitro ity? Tsy ilay resa-bitro loatra no tena tiako tantaraina eto fa ilay commantera faha-4...
Efa ho telo taona aho izay no tsy niaraka tamin’olona, 29 taona aho tamin’izay, efa lehibe ihany ozy ny...
Toerana iray tsy foina ho tsarovana lalandava: Lokaro Ankafizo anie! aty Fort Dauphin no misy azy
Miala liana anilanao, Paradisa eto an -tany Rotsiritsin' ny feonao... Henikin' ny hasambarana, Toloranao...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
RITSOKA... Ritsoka mangina, Avy ao anatiko ao, Kalokalo avy aminao, Ony nitondra ahy, Eo anilanao......
SILAKIN NY AINA Manembona ireo omaly, Anivon' ny fanamperana... Nilomano anatin ny hasambarana, Dinan ny...
hehe, marina raha tsy hafotaka indray ato ho ato ny fampiasana bodofotsy elektrika ato an-trano. Hidina ambanin'ny -20 hono ny...
TOJO ANAO Hantahanta,angolangola Azo avy aminao... Safosafo,tsikitsiky Hanembonana anao... Tambitamby,hirahira Anananao...
HAMBOLOIKO AMINAO... MANDA miaro ny ho aviko, Mampamiratra ny ankehitrio... Masoandro mamelon 'aina,...
EMBONA Dify tsy taza maso, Ilay nanaitra ireo nofy rehetra, Tadiavina mandava-taona, Ny sorany manaloka... ...
Normal 0 21 false false false FR X-NONE X-NONE...
Mialoha ny zava-drehetra dia miarahaba ny mpamaky rehetra nahatratra ity taona vaovao 2011 ity indray. Enga anie mba ho...
2011... de ho be mpikaonty ndray 'zany Ragasy ... hifampizarazara vato (vato mamy) bonbon gasy... hahazo vola ny artista......
Angamba kosa tsara raha azavaina kely ny antony nahatonga ny anaran'ity blaogy ity ho sampona kely ohatran'io. Izany katsaka...
Raha vao nanitsaka 'ty taona 'ty, dia ny 10 taona taloha no tadidy...10 taona lasa... Nisy ihany fanontaniana be dia be...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Tapa-kevitra hiblaogy indray izany ny tenako e. Roa taona lasa angamba izay no ni-blaogy farany dia rempotr'ity atao hoe facebook....
Ireto ny firariantsoa voaraiko tamin'ny alalan'ny sms. Eritrereto moa hoe tanteraka ireo! Olona ohatry ny ahoana izany izaho?...
Ny irariako ho anao Dia taona vaovao… D’ilay nandrasanao Ho amin’ny fiainanao ! Ho taona...