Tous RSS

Global Article Categories

  • Tous
 

Efa mandry ve ny ao an-tanàna e? sa valalabemandry...

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Mba hafa lahy ity hira taloha iray ity. Efa mandry ve ny ao an-tanàna e? Izy efa matory e! Asa mitovitovy aminy ve ilay hira iray...

Author jentilisa, 30 Septambra 2020 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Vahoaka an'aliny eny an'arabe sy eny an-kianja anaty...

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Gaga sy talanjona tanteraka aho nahita amin'ny sary ao amin'ny media sosialy, ary avy amin'ny kaontin'ny Filoha mihitsy araka ny...

Author jentilisa, 5 Aogositra 2020 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Mahafinaritra ny maro anaka

Posted in Vetsovetson'i Mamisoa

Faly indray tafaverina eto raha t@ herintaona no nanoratra tononkalo farany. Tsy hita moa izy ity fa sahirana amin'ny fitaizana sy ny...

Author mammysou, 22 Jolay 2020 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Hiram-panahy handravàna ny fanahim-pidedahana?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Folo taona mahery lasa izay, nisy hira malaza teto amin'ny firenena, nentina hitarihana tolona politika. Tadidinao ve ny lohateniny?...

Author jentilisa, 7 Jolay 2020 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Afa-po mampiasa Linux

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

    Efa ho telo taona izay no nampiasako linux tamin’ny ordinatera fampiasako isanandro. Tsy misy windows...

Author hery, 20 Jiona 2020 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Ny hazo no vanon-ko lakana, ny tany naniriany no tsara

Posted in antso hivavaka

  Any am-pianarana no sehatra azo antoka afaka hanabeazana ny olona ho olom-banona. Ireto misy hevitra arosoko hanatsarana ny...

Author fidinirina, 11 Jiona 2020 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ianao ve Ray aman-dreny tena mananatra ny zanakao?

Posted in antso hivavaka

  Ny zanaka tiana no anarina. Matetika ny fandre dia : Tsy ilaiko ianao... Ataovy hitako anie ianao... Raha mbola...

Author fidinirina, 28 Mey 2020 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ianao ve manoro fahalalam-pomba ny zanakao?

Posted in antso hivavaka

  Marobe ny fahaiza-miaina/fahalalam-pomba ilaina eo amin'ny fiaraha-monina ary arakaraky ny sokajin'olona sy ny sarangany...

Author fidinirina, 28 Mey 2020 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Tano ny finoana ho entina mandresy

Posted in antso hivavaka

Eksodosy 17 8 Ary tonga ny Amalekita ka niady tamin’ ny Isiraely tao Refidima. 9 Dia hoy Mosesy tamin’...

Author fidinirina, 12 Mey 2020 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Ianao ve mampianatra ny zanakao handainga?

Posted in antso hivavaka

  Sabotsy hariva tamin'izay, nisy nandondona tao an-trano. Hoy Dada: mandehana jereo izany, fa raha vao Mr Ralay dia teneno...

Author fidinirina, 7 Mey 2020 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Avy teny am-baravarankelin'ireo Malagasy mihiboka eran-tany

Posted in Ny androaniko

  ​Tamin'ny voalohandohan'ny volana aprily dia nisy namana nanasa ahy hiditra tamin'ilay vondrona " View from...

Author ikalamako, 6 Mey 2020 | Hevitra 4 Hevitra
 
 

Que des idées f(x)

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Je comprends maintenant pourquoi certaines personnes laissent tout pour leurs idéaux. Ils se concentrent à un but...

Author hery, 3 Mey 2020 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Kapisily

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

Mandritra izao fihibohana izao, avy namita ilay tavoangin-dabiera aho dia nandefa saina nijery ity kapisily tavela teo ambony...

Author hery, 2 Mey 2020 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Ny tolona, amin'ny anarany

Posted in rafozan-doza

Misavoritaka be ny eritreritro… mikasika ny zava-misy, asa na ilay hoe confinement manome faux-fahalalahana angaha. Bref,...

Author simplex, 23 Aprily 2020 | Hevitra 9 Hevitra
 
 

Taorian'ny fihibohana iray volana...

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Raha voasoratra fa mitohy fanintelony ny fotoan'ny hamehana ara-pahasalamana, dia saika nisalasala tamin'ilay hevitra tao anatiko tao...

Author jentilisa, 22 Aprily 2020 | Hevitra 3 Hevitra
 
 

Kilalao kiteny

Posted in Hery - Tsiky dia ampy

  J'ai donc commencé à développer ce petit jeu de lettre malgache. C'est ma première...

Author hery, 16 Aprily 2020 | Hevitra 21 Hevitra
 
 

Mbola ilaina tokoa ve ilay fihibohana?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Fanontaniana ho an'ny rehetra io raha mahita ny zava-mitranga hatramin'ny nanombohan'ny krizy ka hatramin'izao fotoana izao....

Author jentilisa, 11 Aprily 2020 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Zarao ho an'izay rehetra mihiboka ny vola tohan'ny...

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Manomboka izao dia lasa mipetraka amin'ny fanazavana ny mialoha sy ny aorian'ny antsafa nifanaovan'ny mpanora-gazetin'ny Real TV...

Author jentilisa, 8 Aprily 2020 | Hevitra Hametraka hevitra
 
angona

6 avril 2020 – Ny Filoha Marc Ravalomanana no...

Posted in THT - Tena Ho Tsaroanao

6 avril 2020 – Ny Filoha Marc Ravalomanana no vahinin'i Gascar Fenosoa sy Diamondra Andrianaivo: 🤣 Eéé,...

Author angona, 7 Aprily 2020 | Hevitra 50 Hevitra
 
 

Sao dia ilaina ny hampandoavana volabe ireo mararin'ny...

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Samy mahalala isika rehetra fa sahirana ny sarambabembahoaka. Maro ireo mitady ny haniny isan'andro, misy ireo efa tra-pahasahiranana...

Author jentilisa, 7 Aprily 2020 | Hevitra 2 Hevitra
 
 

Tsingerintaonan'ny Raiko androany

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Tsingerintaonan'ny Raiko, niantso azy aho, niarahaba azy tamin'ny "Joyeux anniversaire", tahaka ny tsy mandre izy: "Ahoana tsara?". Tany...

Author jentilisa, 6 Aprily 2020 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Ilay sary-sy-soratra nampigadra mpanora-gazety teto...

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Lohahevitra iray mampiady hevitra indray ny nampigadra mpanora-gazety iray eto Madagasikara tamin'ny faran'ity herinandro ity. Io ny...

Author jentilisa, 5 Aprily 2020 | Hevitra 1 Hevitra
 
 

Ny fotoana tahaka izao no tena mety amiko

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Ny fotoana tahaka izao no tena mety amiko. Voaangoko eto ampelatanako avokoa ny fahefana rehetra ahafahako mitazona azy. Afa-mampangina...

Author jentilisa, 5 Aprily 2020 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Hanohy fihibohana sa tsia?

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Miandry ny andro ivalian'izany fanontaniana izany avokoa ny maro eto Madagasikara amin'izao fotoana izao. Toa lazaina ho saro-baliana...

Author jentilisa, 3 Aprily 2020 | Hevitra Hametraka hevitra
 
 

Vahaolana politika amin'ny olana ara-pahasalamana

Posted in Hevitra MPANOHARIANA

Nosoratana tao amin'ny Facebook, tamin'ny voalohany avrily efa alina... Filoha be fihetsiketsehana, Efa fahita iny. Fa tsy maintsy...

Author jentilisa, 2 Aprily 2020 | Hevitra Hametraka hevitra
 
«Mialoha   1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 ... 257 258 259  Manaraka»