Mirary soa anao hamakivaky ity taona vaovao ity eo ambany ny fahasoavan'ny Tompo. Dia manaova fety sambatra dhl tapitra
Tamin'ny voalohany aho dia sahiran-tsaina ny amin'ny zavatra izay hamenoako ity blaogiko ity, ny tanety lava hono misy...
Tonga indray ary ilay ora farany... hanaovana an'ity devoira mafinaritra ity hihi ilay post fanaovana flashback @...
Amin'izao faran'ny taona izao aho dia mahatsiaro an'ireo tapaka rahalahy... antsoina hoe Ampobolahy ......
Tapaka ny hevitro fa hanao "Grand menage" , fanadiovana faobe ny loton'ny 2010 alohan'ny hiavian'ny 2011,...
Mba lasa saina aho hoe ahoana tokoa moa raha mba ny sms no ilazana fitiavana saingy tsy hionona amin'ny jtm sy ny tiknao fotsiny fa...
Teny tsy misorona :"ampidino ny tongotr'ialahy" - tohin'ny "tamin'ny telo taona...
Efa mandeha siosio eny ihany ny resaka momba izay nitranga tao amin'ity toerana iray ity. Ireto indray aloha no azo marihina :...
Tena tsara revy any izy e!Jereo anie ty ataony e! ireto indray misy hafa:
Teraka jesosy gobaka ny sosy izy tsisy sosy nefa dia bogosy matosy voaplosy araka ny fomba mahazatra hoe rehefa kamo be hamaly...
Na somary navesatra ihany aza ity taona 2010 hifarana ity dia tsy nampiondrika tanteraka akory izany fa nanovozana hery hatrany...
Faly miarahaba antsika namana rehetra indray nahatratra soa izao Fahateraham-pamonjena izao, dia mirary ny Soa sy ny tsara rehetra ho...
Tamin'ny 03 taona toy izao - Fête de Noël : Les dindes à Ar 20 000 Un...
Tsy re na hitan'ny olona tsy manana aterineto ny zavatra malaza aty amin'ny aterineto amin'izao fotoana izao. Nisalasala...
Hazo krismasy Dodo Toto Manasy sy Lambahoany Fontsy lahy na Katakatalahy Manasa hihinana...21/12/10
Ambinanibe, toerana iray eto Madagasikara indray takariva, hody masoandro vory teto ny tontolo ny lanitra, ny...
Efa ela mihitsy izay tsy nanaovana noely teto Dago izay. Hatramin'izay mantsy dia mandritra ny vakansy lehibe ihany no tonga eto. Efa...
Antomotra ity ny faran'ny taona, ho tonga ny krisimasy... nentina hahatsiarovana ny nahaterahan'ny Mpamonjy eo...
Yeah, this is happening!! Efa manakaiky moa ny fahatongavan'ny tompo ka nieritreritra ah hoe aleo mba ...
efa ho telo taona aho izay no tsy niaraka tamin’olona, 29 taona aho tamin’izay, efa lehibe iany ozy ny...
Inty misy documentaire momba ny FrancAfrique navokan'i France 2 ...
Mpaminany ve ny jentilisa....? ... Nahoana no resy ny TIM "...Nanana ny lazany ny nanalana ny...
Androany aho mba hiresaka momba ny fiainan'ny olona an-davanandro indray. Manodidina indrindra ny zava-mitranga eto amin'ny...
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana...
Sendra nandeha hiditra banky aho eto France dia nahita malagasy nivoaka avy tao, menamenatra ery izy nefa tsy nahoako....